Nendra

21. akamatiana ( 04/12/2008 12:16)
:lol: :lol: andro mafana beuh io kosa ve akia , tsy zahay mitsam ndray no irombo ato kle
22. fitiatantely ( 04/12/2008 12:23)
aleo mihafy mafana toy izay maratra de avy eo misy tasy ny hodiny, atao gan manifinify sady mandrapaha sitrana fotsiny anie e!
23. akamatiana ( 04/12/2008 13:06)
ok akia , merci tam conseil , to mety marina zany
24. sakaizakely ( 04/12/2008 14:09)
fa tsy nomen'ny dokotera sirop manala hidihidy ve ? ny anay nahazo polaramine de tsy naninn,

mangidihidy anazy kosa ve reto tsy otroriny any, reaction normal zany
fa ilay sirop manampy azy tsy aheno le mangididy

misy spécial nourisson izy io, de 1 sotrokely maraina, 1 ny hariva de vitaaaa

salamà ny zaza e
25. akamatiana ( 05/12/2008 07:07)
sakaizakely > primalan ny sirop nomen'i dokotera ka tsy aiko na manala idiidy izy io na akory , fa de tena voendany aby le takim-pery de tombatombaka avy le tarehin'lery :(
26. ni81 ( 05/12/2008 07:18)
ny fiheverako azy ry akamatiana dia angamba tsy mangidihidy fa hitany eo ilay tako-pery dia tiany esorina daholo a
27. akamatiana ( 05/12/2008 07:25)
ni> de asa akia , de mety lasa tasy tsy afaka eo tsony ve le tombaka reny , le izy mantsy mbola tsy maina tsara akory de le endahiny zany zany no tena manahirana ahy , ny tareehiny mantsy no tena rakotra mitsy kou tsy loza raha tsy afaka le tasy , le any am vatany mantsy mba tsy maninn
28. ni81 ( 05/12/2008 08:04)
ni> de asa akia , de mety lasa tasy tsy afaka eo tsony ve le tombaka reny , le izy mantsy mbola tsy maina tsara akory de le endahiny zany zany no tena manahirana ahy , ny tareehiny mantsy no tena rakotra mitsy kou tsy loza raha tsy afaka le tasy , le any am vatany mantsy mba tsy maninn
zà mino fa tokony ho afaka rehefa tena sitrana ny fery ka!
29. sakaizakely ( 05/12/2008 08:35)
akamatiana> aza manahy fa tsy misy 2 volana akory de tsy hita ntsony ny fery fa le izy vo maratra de otra impressionnant be fotsiny
aza eritreretina fa matoa otroriny le izy de te hi soulager ny mangidihidy izy, raha asinao gant kou de frustré le zaza mampalahelo kou ané e
avelao am zao fa ny fipoitran'iny bokotra menamena iny tsy misy herinandro akory
fopa s'inkiéter retsy e
mandrampahalehibeny tsy misy diampery ho hita intsony
raha ohatra ka tena manahy be njy de Cicalfate (Avène) na pommade au calendula koa no nomen'ny pédiatre ny anay ahosotra am fery, fa tsy nila nampiasa akory satria otra vitan'ny le sirop fotsiny tsy de nihotrotra le ankizy

ho antsika manana ankizy de tsara ananana anaty poketra raha mahita ireo pomady ireo, fa adoucissant sy manampy tsara am cicatrisation le izy, vo maratra kely asina an'iny fa tsy mangirifiry ny ratra sady vetivety de sitrana

aza manambe ny marary e

:P
30. fijo ( 05/12/2008 21:40)
minoa fotsiny ihany fa hafaka hoazy io ka
31. arialy ( 16/12/2008 08:48)
nendramboalavo kosa e (varicelle) fa tsy nendra (variole) no mahavoa ny ankizy .
za efa lehibe efa 20 ans mahery voa voan'ny varicelle, nanavy be dia feno bouton fa afaka oazy ny tasy fa ezahina tsy akorina fa lasa mandavaka an!!
makany am dokotera maka fnfd sy éosine de basy !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.283