taiza valiha ?
1. booboo
(
26/11/2008 15:35)
Sao mba misy mahafantatra ny tena dikan'ilay hoe " taiza valiha " ? Dia araka ny hevitrareo, tsara sa tsy tena mety loatra ilay izy ?
Ny fahazoako ilay " taiza valiha " izao dia ilay antsoin'ny frantsay hoe " maternage " . Sa ?
Misaotra izay mandray anjara.

répondu par ftma le 05/01/2009 17:56
2. vahiny2004
(
26/11/2008 15:41)
Taiza valiha = trotroina ohatry ny valiha e , trotroina foana , raisina foana dia rotsirotsiana, dia avy eo maditra beeeeeee fa tsy mety apetraka irery
Tsy haiko ny hoe maternage
Tsy haiko ny hoe maternage
4. Lejoba
(
26/11/2008 15:44)
Taiza valiha, angamba misy ifandraisany @ hoe rotsim-baliha satria ilay zaza raisina lava (rotsirotsiana) no itenenan'ny olona izany.
Izaho mahita hoe tsy tsara satria manome fahazaran-dratsy ilay zaza no mamizana mpitaiza.
Ny zaza mitomany rahateo tsy voatery mitady hotrotroina foana fa mety milalao fotsiny (vocalise hoy ny vazaha) ka lasa manelingelina azy indray ianao mihevitra manome fitiavana.
Mila fitiavana be ny zazakely fa mila fahaizana (doigté) koa ilay mitaiza fa tsy amonoana tena sy animbàna zaza. sao lasa gaté pourri eo ka efa mianatra mbola mi-dôdô eo @ papa sy maman ihany sady trotroina sy ampofoina lava. =(( =(( =((

5. sakaizakely
(
26/11/2008 16:51)
booboo> hihi
mety be ny taiza valiha ka
ilain\'ny zazà ny sandrinao mihodidina azy iny mi rassurer anazy
tao ankibonao teritery tao manko izy voarotsirotsy otran\'ny nanao balansoara nahatsiaro sambatra be, sady mikaly tsy ankijanona am tadimpoatra. Ka rehefa tafavoaka izy de mitaky ireo sensations tsapany taloha. Izay no mampitony azy rehefa raisina.
Mihazatra tsikelikely izy aty afara fa amboalohany aloha dia mila tazomina foana satria besoin physiologique otran\'ny sakafo ny atao balansoara, fa mihena tsikelikely io fitiavana te trotroina io aty afara
Fa mila fahaizana koa ilay fitrotroana, am voalohany pour le rassurer satria tohin\'ilay tao ankibo
manaraka dia manao accompagnement vers l\'extérieur. tsy de haiko loatra ny manazava azy, fa rehefa tena tonga eo le zazà de hitanao fa izy no ampianatra anao ny tiany. On ne naît pas maman, on le devient grâce à l\'enfant.
Sady trotroina izy no atoro ny ivelany, ny lamosiny atao mahitsy tsara, ny fe manao zoro mahitsy am lamosina hananany stabilité (andefasako sary booboo ;-) ) de mijery ny manodidina izy nefa eny aminao ihany. Dia hitanao fa izy irery ihany dia hampiseho fihetsika toy ny manao hoe apetraho aho fa je veux découvrir le monde toute seule. Booboo ve tsy mbola nahatsikaritra le zaza vo mahita oul de misisika anaty zipondreniny ? hihi
fa raha zazà trotrona otran teneniko reo tsy manao an zany, mitoditodika aty amiko fotsiny zareo (tam vo kely) otra mangatamaso oe je peux ve ? de lasa manatona an le oul ihany, curieux be fa tsy sarotahotra. Tam nanao haptonomie no nahitako an zany
samy taiza valiha dol izy 3 nena, plein temps hatram 3 mois teo, nentiko tam écharpe de portage rehefa manao raharaha. Tsy fahazarandratsy zany, manome fitiavana zazà sy mi rassurer azy n\'est pas du tout négatif, au contraire, otra bons points le izy de vonona tsara le zaza miatrika ny monde extérieur refa melehibe
nenà raisiko amiko oe za efa rafotsy be ity aza rehefa fihinin\'oul tiko za de sambatra be zany, de alaiko antsaina ny raisonnement n\'le zazà oe sambatra be izy fa trotron\'i neny tiany. Dia aiza no mety maharatsy an zany ?
de oe \"mbola tsy lasa foana ané le boky e\" :-D :-D :-D :-D

6. ikaretsaka
(
26/11/2008 17:10)
Jereo le fika fitendrena valiha de imagineop oe le zaza le bamboo raha tsy tena milay be
7. heidi
(
26/11/2008 17:40)
hahahaha! neveriko fa kestion otran'ny hoe "taiza i booboo ???? " na koa hoe "taiza i ikaretsaka"..... hay raha sarotra be ilay izy :°) :?
8. ni81
(
26/11/2008 17:48)
Taiza valiha = trotroina ohatry ny valiha e , trotroina foana , raisina foana dia rotsirotsiana, dia avy eo maditra beeeeeee fa tsy mety apetraka ireryio lazain'ivahiny2004 no hevitry ny taiza valiha. Misy ny zaza tsy foin'ny RAD apetraka mihitsy fa dia trotroina foana sy raisina foana raha vao mikonaina kely, indrindra moa fa raha vao zaza voalohany matetika.
nenà raisiko amiko oe za efa rafotsy be ity aza rehefa fihinin'oul tiko za de sambatra be zany, de alaiko antsaina ny raisonnement n'le zazà oe sambatra be izy fa trotron'i neny tiany. Dia aiza no mety maharatsy an zany ?:-D :-D
9. booboo
(
26/11/2008 20:35)
Heidi > hihihihihi
Mitovy @ fomba fijerin'i Sakaizakely io kounkou ny ahy ny fandraisako ilay " taiza valiha ".
Tsy dia azoko loatra hoe mampaditra zazakely ahoana ilay izy, satria matoa mangina ilay zaza rehefa rotsiana² trotroina iny dia mila ny présence n'ilay reniny/ rainy izy zay hi-rassurer azy sns. Non ? Dia koa rehefa azony ilay ilainy ( rassuré ) dia mahatoky tena tsikely² eny izy ny farany dia tsy " maditra " izany....
Ilay maternage indray tafiditra ao aby ny co-dodoté, allaité, echarpé-porté à gogo.
Sakaizakely > :-D :-D ilay boky eeeeeeeee :-D :-D :-D . Zà koa efa ni-commande echarpe de portage 2 dia efa manao exercices @ lambahoany :-D :-D

10. heidi
(
26/11/2008 21:23)
zà aza nahita tam tv; RAD maromaro no milaza fa tsara kokoa raha mbola zazakely iny raha atosika am poussette eny an-dalana dia tsara atao facen'ilay reny na ray na izy roa mivady ilay izaza, fa tsy hatao face n'ny arabe....
AMIZAY hono misy communication foana am lay zaza, dia tena naseho ny sarin'ireo RAD manosika ny zanany am poussette fa samy mirana ery na ny reniny na ny zanany mifampiresaka sy mifampijery foana, ka hoy aho hoe tsy danzére ndray fa fa toa tsy ahita lalana intsony indray fa variana mifampijery sy mifampiresaka, mifampitsiky hihihih any foana ny maso...
Io koa hono mba tsy hampi stress ilay zaza, fa refa lehibe afaka mi comprendre izy izany vao atao face ny arabe mba mahita ny fahitan'ny olona hihihih! mampiome....

11. karinah
(
26/11/2008 21:55)
....izay izany no mahatonga ny transat an'le zazakely vao mbola bitika kely ireny hitodika fipetraka any amin'ny mpanosika ,tena mba tsy takatro indray iny!!!lol
12. kotobekibo
(
26/11/2008 22:22)
vahiny2004:
Taiza valiha = trotroina ohatry ny valiha e , trotroina foana , raisina foana dia rotsirotsiana, dia avy eo maditra beeeeeee fa tsy mety apetraka irery
za koa tena d'acc aminao fa kosa mety hampamora mitony an'ilay zaza ilay izy . Misy ny ol no tsy mahatanty tomanin-jaza , kanefa iny tomany iny no tena ilaina mba hampisokatra ny tratrany ( souffle ) . Efa misy ny TV @ izao fotoana miandry ny zaza raha misy zvt tianao hatao ao antrano .
sakaizakely > tsy hamizaka v ny hibata azy lalandava tahaka izany ? na d porteur aza . Mety bokona b izao njy e! :-D :-D :-D
14. kotobekibo
(
27/11/2008 19:03)
heidi:
karinah: tena tsy tao antsaiko koa iny fa itako hoe hevitra mety :°)
noheveriko fa tahaka ny @ fiara ihany hoe ny lohan'ny zaza any aloha ( resaka sécurité raha sendra midona ilay poussette , izany hoe coup de lapin )
15. heidi
(
27/11/2008 19:23)
ka zay no ataoko hoe danzéré ihany knou! variana hifampijerijery sy hifanadala kely fampitsiky kely eo izy mianaka kely de tsy hahita ilay pôto eo aloha hihihihi....
17. ikaretsaka
(
29/11/2008 10:59)
Ary taiza inona indray ny fiantso an ilay babena @ lamba de tsy miala eny mihitsy ninoninona raharaha ataondreniny? Le otran ny afrikana sy ny any ambanivohitra ireny?
18. sakaizakely
(
29/11/2008 11:39)
io le atao oe maternage
Za efa nahita reportazy mponina any Laponie le eny antendrombohitra ireny, miaina en autonomie, tsy mila rendrarendra sy pitsompitsony, de ny zaza babena foana satria mangatsiaka de mila hafanan'ny reny. Tsy mitomany mitr le zaza mandrampalehibeny, sady hitabe hoe zen be ry zareo. Mampi envier ny fiainany fa na sarotra fizikeman aza de fiainana pure sy spirituellement ambony be.
tsy aiko milaza azy, fa ny ahy raha azoko fidiana ny fiainako manaraka de any am reny no tiako iainana

20. kotobekibo
(
30/11/2008 09:49)
zà koa hanaraka anareo 2 any , ataovy lehibebe ny toerako an . :-D :-D :-D