taiza valiha ?

21. heidi ( 30/11/2008 09:55)
:-D :-D :-D DE amizay ve de te hizesita be am mpandalo hoe izaho no aban'ny zaza :-D :-D :-D :-D
22. kotobekibo ( 30/11/2008 10:07)
heidi:

:-D :-D :-D DE amizay ve de te hizesita be am mpandalo hoe izaho no aban'ny zaza :-D :-D :-D :-D


Ny loza aza d mety hanotany tena ny mpandalo hoe :
" ary ny an'ireto karazan'ol ireto izany ny lahy indray no mitondra vohoka ? "
:-D :-D :-D
23. sakaizakely ( 30/11/2008 17:25)
kelly1> ka nga mou azo fidina fa revingadra fotriny le oe dans ma prochaine vie, tsy hay marina manko oe isika tony ve rehefa gli tonga de direkta any am afobe sa mi se réincarner klou, de mankaiza ? fa any am reny toerana mbola madio fo sy saina reny no tiako iainana raha afaka misafidy ah

botabebide> an an, tsy manabokona zany ny mitaiza, 3 kilao fotsiny né ny lanjan'ny zaza vo teraka e, vitanao fona mitrotro an'iny, sady am zao ftona efa misy lamba fitrotrona isankarazany pratika tsara tsy mamizaka mitr, azon ny lhl anaovana kou aza

rehefa trotrona be am volou le zaza de vetivety be de mahaleo tena, hitako tam nenà klou vers 5-6 mois eo tsy mila trotrotrotrona ntsony fa apetraka am park na tranzaty de tsy maninn

booboo> ny cododo io tsy haiko ny ni gerer anaz satria nandramako tam zaza 2.
le izy manko tsy mahay mitady torimaso irery le zaza fa mitady fofona sy motika fona rehefa ampatorina am fandrinany, tena tsy no hainy mits de sarotra be ny nanazatra azy
vers 6 mois izy manomboka mivadika sy mandady de za tsy nanana bariera tam fandrinako de nenjera le zaza. De votery miambina azy mandrampifohany isaky ny siesta na matory am alina tsy afaka manao n'inn mitr
tsy pratika tamiko le izy
raha manao an'io angamba de tokony atao jusqu'au bout ziska 3 ans any vo ampatorina rery izy rehefa azo raisonner-na
tsa nohaiko ka, tsy nahita aide mikasika an'io aho de tsy nataoko ntsony tam faha 3
24. sipagasy ( 30/11/2008 21:41)
tsy voavakiko daholo ny voasoratrareo fa izaho t@ nitaiza dia tena bedin'ny pediatre mihintsy nanao taiza valiha satria izy moa izany le mankany an-trano dia sendra hitany, ary dia marina koa ny teniny, fa ilay rotsirotsiana tsy dia tsara loatra, satria manjary mirotsirotsy/mihotsankotsana miaraka @izay koa ny atidohan'ilay zazakely, nefa tena tsy ilainy izany, tsara kosa anefa ny mandray ilay zaza @ sandry, na tanana izany e! fa tsy atao mijanona ela, ary tsy mahafaty zaza akory ny mamela azy mikikika mitomany ao anaty fandrinany, tsara ho azy aza fa mampi-former ny poumon-ny izany, nefa kosa dia tsy tsara @ sofindreniny hihihi izay mety hila fahanginana sy filaminana ka toa tonga sy maika ery hanao taiza valiha avy eo hihihihi, rehefa tena tsy tananao dia raiso anatin'ireny fibabena zaza na kangourou ireny izy ary dia miaraka manao izay asa tokony hatao ao an-trano ianareo mianaka.

maroroa taiza daholo e!
25. sipagasy ( 30/11/2008 21:47)
heidi:

zà aza nahita tam tv; RAD maromaro no milaza fa tsara kokoa raha mbola zazakely iny raha atosika am poussette eny an-dalana dia tsara atao facen'ilay reny na ray na izy roa mivady ilay izaza, fa tsy hatao face n'ny arabe....
AMIZAY hono misy communication foana am lay zaza, dia tena naseho ny sarin'ireo RAD manosika ny zanany am poussette fa samy mirana ery na ny reniny na ny zanany mifampiresaka sy mifampijery foana, ka hoy aho hoe tsy danzére ndray fa fa toa tsy ahita lalana intsony indray fa variana mifampijery sy mifampiresaka, mifampitsiky hihihih any foana ny maso...
Io koa hono mba tsy hampi stress ilay zaza, fa refa lehibe afaka mi comprendre izy izany vao atao face ny arabe mba mahita ny fahitan'ny olona hihihih! mampiome....





niaraka nahita ilay fandaharana t@ TV isika, fa hitako koa izy iny.
26. heidi ( 30/11/2008 22:26)
:wink: hevitra tsara fa danzéré ihany lay izy varina loatra lay reniny de mety tsy ahita ny lalana :-P
27. sakaizakely ( 01/12/2008 08:36)
sipagasy> fa izy ané tsy hotsokontsonina otran'ny hazo ko hoe hikotsana ny atidohany é :-D :-D :-D :-D :-D
ny mitrotro amiko tsy le miankavia miankavanana manao iny oun izy ravorona iny, fa manankina le zaza eto antratra fa tsy otsakontsanina izy, de entina am lamba fa stabla tsara le zaza anatiny tena hendry be tsy mety mivoaka tao mitr

misy tokou reny dokotera ancienne génération no fiantsonay azy, tadiaviny oe ilaina oun le zaza mitomany :roll: :roll: :roll: :roll:
tsy iverenako intsony ny anarany raha sendra doko mi-raisonne otrizany za

tena tsy reveko mitr ny oul miteny an zany oe tsy hahafaty azy le mikikika mitomany, ampitahako am reny marary saina mpanolana zazamena ireny, tsy maty akory le zaza, de mety ve ny nataony ? sady nisokatra tsara zay ny havokavony nikiakiaka teo
dray, sanatria ané zany

marina fa samy manao ze fantany, fa efa betsaka ihany zay boky novakiako mikasika ny fitaizana zazakely izay, fa tsy mi cautionner an'zany ntsony ry zareo satria efa betsaka ny tsapa azo tam experience hatram zay
donky amiko inutile de laisser pleurer, indrindra le zaza mbola vo teraka iny, sous pretexte fa so de lasa capricieux le zaza

justement tsy manana capacité am zany oun ny zaza avant 1 an, mbola tsy matotra afaka manao manipulation ny mitaiza azy ny zaza alohan'izay. Ca j'en suis persuadée
Ny lehibe no manana talenta am zany fa tsy ny zaza, ny an'zaza besoins de câlins tsotra fotsiny tsy misy arrière pensée zany
28. ftma ( 05/01/2009 17:56)
Izaho aloha mitovy hevitra @ sakaizakely, talohan\'ny niteraiko dia mba efa nitaiza zaza ihany aho ka hitako hoe lasa mifikitra amiko ilay zaza noho ny reniny satria ilay reniny tsy manana fotoana firy hitaizana aza, mila calin
ny zaza raha mbola kely fa rehefa lehibe izy miova eo ihany, misy antony koa raha toa mitomany izy ka isika reniny no mila mahalala na te hisakafo izy na mila soloina, na te hatory, na mba mila trotroina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6888