Very tao am-piangonana PSR-1500

1. moi ( 24/11/2008 04:40)
Very tany am-piangonana ny Yamaha synthétiseur PSR-1500 ka mba manao antso eto sao mba misy mahita. Manorata amiko raha mahita làlana mety hitondra ny fahitana azy fa hisy valisoa. Niaraka tamin'ny étui sy adapteur izy io fa ny pupitre no tsy tao.
Raha misy olona t@ ity novambra ity vao nanana izany dia mampieritreritra satria tsy misy intsony io eny an-tsena.

Miala tsiny fa tsy hitako aloha hoe aiza no mba tokony asiana ity resaka ity ka dia nataoko resa-piaraha-monina.
répondu par moi le 01/12/2008 05:31
2. moi ( 24/11/2008 04:42)
Fanampiny kely : t@ 02nov teo no very teto Tana ville.
Misaotra amin'ny fanampiana ataonareo mety ahitàna izany.
3. ravatorano ( 24/11/2008 05:07)
voaray e !
ombay mitady fa fitaovana tokony hampiasana tsara amin'ny noely zao izany e
4. heidi ( 24/11/2008 06:28)
tsy hita intsony izany fa tsy manakivy anao aho! korazy.
5. moi ( 24/11/2008 07:42)
Manana fanantenana matoa mba manao antso eto ka !
Dia tsy mba hampanenoana mihitsy zany ilay izy ?
Ny fotoana no asa fa milaza eto ihany rehefa hita ka ! Tsy ahy koa izy io fa an'ny namana tena tsara sitra-po saingy izao no mba azoko hanampiana azy.
6. xxx ( 24/11/2008 08:13)
Mba azonao lazaina ve ny antony nahavery azy ? ny toerana ? etc.. sao mety ahazahoana indice....
7. xxx ( 24/11/2008 16:04)
Fiangonana taiza io aloha , ohatra hoe Tanà, Paris ...
8. heidi ( 24/11/2008 16:12)
Fiangonana taiza io aloha , ohatra hoe Tanà, Paris ...


Fanampiny kely : t@ 02nov teo no very teto Tana ville.
9. moi ( 25/11/2008 09:19)
Mety ho nisy tsikombakomba iraisana satria toerana mihidy grille no nisy azy, ary olom-bitsy afaka mivezivezy ao ihany no naka ! Tsy tao anatin'ny fotoana fanompoam-pivavahana akory no nahavery ny entana fa fotoana hafa.
10. heidi ( 25/11/2008 16:11)
ka hita sa tsy hita???? izaho manao hoe tsy hita intsony izany na tao ampiangonana aza..... FIANANA efa sarotra ity hainao ihany e!
11. ikaretsaka ( 26/11/2008 14:13)
An' ny fiangonana le izy sa anao manokana? Raha anao manokana manko dia ataovy anatra ny tsy mamela azy naiza n aiza shefa avi nampiasaina fa tonde ahorony foana,
Za ko manko efa very basse otrizany! Nena aza nandeha nipipi de nisy nikarakara
12. heidi ( 26/11/2008 16:27)
nisy nikarakara
:-D :-D :-D Ka ny olona ve hianahana eo fa de karakarainy tokou moa izany....
Hafa ny aty ivelany mbola tsy de betsaka ny mpikarakara, senja tamzàny nianatra restauration zany zà nande bus nody de ny fitiaovana rehetra novidina lafo hadino tao am bankety nopetrahako fa nony taty antrano aho fa nahatsapa hoe tsy eo ny fitiaovana jiaby, ny ampitso tondé nande tany am foibe n'ny bus nandehanako de tany ary norecuperéko dool tsy nisy nnipitika na iray aza.... nanana chance be zà :-P
13. ikaretsaka ( 26/11/2008 17:29)
Misy koa connaisseurs ka. Hoe iny rare sy reliques sy piece de collection de petahany. Misy na lafo vidy b aza ka tsy fantatr'ilay olona ny valeur ny sy eritrerettiny hoe tsy de misy hahazoany tombony de na mihahaka be aza tsy misy maka
14. heidi ( 26/11/2008 17:35)
ny tiko lazaina raha tany madà zà no nanadino an'io tanaty bus de efa aza manantena ny ahita azy tsony rapitso any am foibe ny bus :^)
15. ikaretsaka ( 26/11/2008 18:19)
Nena lo plans 1 rouleau important be zay no adinoko tany anaty pikla tany dago de nantsoiko t@ radio de nisy nanatitra e. Fa rahaordi iny na zavatra hafa de byebye
16. moi ( 27/11/2008 09:24)
Efa nolazaiko fa tsy ahy io. Fa izao aloha mety mailo ny naka, fa raha henonareo misy manana tampoka, hanoraty mangingina aho fa mety indice hanampy izay ! Milaza eto ihany aho raha toa ka hita e !
17. ni81 ( 27/11/2008 09:35)
Efa nolazaiko fa tsy ahy io. Fa izao aloha mety mailo ny naka, fa raha henonareo misy manana tampoka, hanoraty mangingina aho fa mety indice hanampy izay ! Milaza eto ihany aho raha toa ka hita e
ka raha toa ka olona mpitsidika eto @ sera² koa ange ilay olona nangalatra io dia efa hitany ity resaka eto ity e! malaza ange ry moi ity serasera ity e! :lol: ahitana sokajin'olona maro mihitsy eto
18. heidi ( 27/11/2008 10:02)
moi:

Efa nolazaiko fa tsy ahy io. Fa izao aloha mety mailo ny naka, fa raha henonareo misy manana tampoka, hanoraty mangingina aho fa mety indice hanampy izay ! Milaza eto ihany aho raha toa ka hita e !

ka raha senja olona manana mitovy tsy misy valaka amn'io ka tena azy de mbola hampilazàna ihany ve?

:°)
19. ikaretsaka ( 27/11/2008 15:17)
ireny anie sy heidi misy num de serie e (ilay raitra be ireny aza misy puce sy password
de iny no hijerena azy
20. heidi ( 27/11/2008 15:54)
hay maréééééé! anay ve rou nahalala.... :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2021