Very tao am-piangonana PSR-1500

21. kotobekibo ( 27/11/2008 20:02)
Tsy misy hilaza aminareo hoe nan-gery tsy nifitra eo .
Trondro efa lanin'ny saka izany fa tsy manakivy zà ! misy chance kely mety ahitana azy ihany raha ny hevitr'i ikaretsaka no jerena .
22. sakaizakely ( 28/11/2008 09:03)
botabebide> za kou tsy oe te hanakivy fa amiko de efa bye bye ny raha
mety efa no demonter-ndreo nanaovany bizna piesy detasé kou aza :wink:
aleo mampionontena
23. moi ( 01/12/2008 05:31)
Ny finoako manao hoe te hanana ilay zavatra mihitsy ny nangalatra ! Raha amidiny ilay izy dia risque mampitombo ny hahatratra azy satria ilay nividy tsy hiafinafina, raha tsy hoe nambara mazava azy hoe tandritandremo fa halatra ity !!
Ilay hoe namidy piesy détaché aloha heveriko fa possible raha efa nisy demande any ho any, nefa kely dia kely izany cas izany, sa misy manana simba izany any ho any dia izay no nikendrena nangalàna azy ! Raha misy manao antso hoe mitady piesy syntéty yamaha dia izay angaha vao mety hoe ndeha ty izy horavana ! Raha vola anefa no nilaina, nisy maneno hafa lafo vidy kokoa noho iny tao fa io ihany no nanjavona.
Ankoatry ny marika nataon\'ny tompony hatrany amin\'ny adapteur, dia ao tokoa ny numéro de série.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5346