Indry ve aky sahy....?????

1. heidi ( 21/11/2008 15:17)
Raha ohatra ve misy namanao efa mahazàtra be anao na namana akaiky be anao, namana vavy no tiako resahina fa possible koa raha namana lahy.
Ohatra hoe: manao akanjo na manao zvtr tsy mifanaraka izy eny aminy dia ho sahy ve ianao hiteny aminy hoe: tokony nanao kolera manga indry miaraka amini'iny ohatra na hoe tsy tokony nanao an'ity fa tsy mifanaraka ilay izy...
Izaho mantsy otran'ny tsy sahy fa matahotra ny reaction 'n'ilay olona... Na efa rahavaviko samy izao lehibe izao aza aho tsy sahy miteny....
Par contre raha zvtr tsara manendrika azy tsara no eny aminy dia tsy misalasala aho miteny hoe tena manendrika be andry na manedrika be anao....
répondu par Tchouchou le 01/03/2009 15:03
2. Samoana ( 21/11/2008 16:01)
tiako ny tenenina ary raisiko positif foana raha amim-pahatsorana no hitenenana azy satria manatsara fihavanana ilay tsy mihafahafa. Hafa indray raha endrika marikivy na fanesona be no entina ilazàna azy.
3. fahamarinana ( 21/11/2008 16:05)
:arrow: : Raha tena namana akaikin'ny fo tsy mampaninona ahy ary efa nataoko ary noraisiny tsara..(amiko aloha an) sy raha atao amiko koa tsy misy olana satria jery am-pitiavana no atao maika moa fa rahavavy dia vao maika tsy olana.
Fa namanamana mbola vaovao dia tsa sahiko kosa aloha na dia tia mananihany be tahaka ny ahoana aza aho... (l)
4. heidi ( 21/11/2008 16:26)
samoana: misaotra amaly ilay antso hoe indry ve aky sahy :wink: :-D

marina aloha izany e! fa izaho matahotra ny reaction n'ilay olona ....

faamarinana: de mbo lazao ary hoe izaho hihihihihih
5. ikaretsaka ( 21/11/2008 16:59)
na namana akaikin'ny fo na tsy namana sahy foana ka..za moa mivantam-piteny io
fa ny filaza azy fotsiny no ovaina kely arakarak'ilay izy

za zao t@ ete nahita madama botabota de nanao t shirt mavokely sy short maintso...
de nolazaiko hoe ohatran'ny mahita pasteque izany ny mahita anao madama
6. ni81 ( 21/11/2008 17:02)
tiako ny tenenina ary raisiko positif foana raha amim-pahatsorana no hitenenana azy satria manatsara fihavanana ilay tsy mihafahafa. Hafa indray raha endrika marikivy na fanesona be no entina ilazàna azy.
zà koa mitovy hevitra @ samoana eto; fa kosa misy olona sasany dia tena hita fa toa fialonana ny antony hitenenany ary somary mandratra (l) .
Toy izao no niseho t@ ty olona ity. Ny bague de fiançailles-ny dia ireny misy entourage ireny. Taty Frantsa no novidian'ny olona ho vadiny. Ny vato @ io entourage io dia diamondra daholo. Dia zao no nataon'ilay olona taminy hoe: dain! ireny ve no volamena any andafy retsy, toa mitovy @ taim-barahina aty m/kara =(( . Tsy namaly ilay tompon'ny peratra fa nitsiky tsy ravo fotsiny.
7. ikaretsaka ( 21/11/2008 17:08)
ni> raha ohatran'ny taim-barahana tokao tokoa le izy de tsy mampaninona .. fa raha tsy iznay dia tsy mety kosa
8. ni81 ( 21/11/2008 17:17)
ni> raha ohatran'ny taim-barahana tokao tokoa le izy de tsy mampaninona .. fa raha tsy iznay dia tsy mety kosa
ka izany ve no fahitan'i ika ny volamena aty frantsa ary aloha e! marina fa mety tsy tsara noho ny volamena any dago, kanefa hitako nangasihasy mihitsy ilay tompony aloha e :(
9. heidi ( 21/11/2008 17:55)
za zao t@ ete nahita madama botabota de nanao t shirt mavokely sy short maintso...
de nolazaiko hoe ohatran'ny mahita pasteque izany ny mahita anao madama
:-D :-D :-D tena tsy ho sahy hiteny an'izanyaho ry ika an! sao mahazo felaka :-D
10. heidi ( 21/11/2008 18:00)
zà koa mitovy hevitra @ samoana eto; fa kosa misy olona sasany dia tena hita fa toa fialonana ny antony hitenenany ary somary mandratra .
Toy izao no niseho t@ ty olona ity. Ny bague de fiançailles-ny dia ireny misy entourage ireny. Taty Frantsa no novidian'ny olona ho vadiny. Ny vato @ io entourage io dia diamondra daholo. Dia zao no nataon'ilay olona taminy hoe: dain! ireny ve no volamena any andafy retsy, toa mitovy @ taim-barahina aty m/kara . Tsy namaly ilay tompon'ny peratra fa nitsiky tsy ravo fotsiny.


ka na izaho tsy izy aza aky ve??? tena hita hoe fanaratsiana ilay izy kosa an! felonana izany ary hialako lavitra ny olona otran'izay fa mankarary fo fotsiny efa toetra ratsy zany aky ah!
ny tiko lazaina zao ohatra : sipa glady be ohatra dia mbola mijolobana akanjo malalaka be dia vao maika mampangeda azy ilay izy , dia na dia te hiteny aza aho hoe tsy aleonao ve manao akanjo somary mipetapetaka fa ilay malalaka be vao maika mampangeza anao,

ohatra koa misy bandy fatako refa mividy jean izy de somary tapahiny foana fa lava loatra anefa diso miatona foana, de te hiteny azy aho hoe aza atao fohy loatra ilay jean nao refa tapahina fa miatona kely otran'ny tsy anao ilay pataloha, dia tsy sahy mihitsy aho miteny azy sao mahatezitra azy ohatra ....
11. ratonga ( 21/11/2008 18:19)

za zao t@ ete nahita madama botabota de nanao t shirt mavokely sy short maintso...
de nolazaiko hoe ohatran'ny mahita pasteque izany ny mahita anao madama

dé tsy noanin'élah vé letsy lé patéky nefa tena mahafaka hetaheta mintsy hono reny:-D :-D :-D
12. kotobekibo ( 21/11/2008 19:49)
ratonga:


za zao t@ ete nahita madama botabota de nanao t shirt mavokely sy short maintso...
de nolazaiko hoe ohatran'ny mahita pasteque izany ny mahita anao madama

dé tsy noanin'élah vé letsy lé patéky nefa tena mahafaka hetaheta mintsy hono reny:-D :-D :-D


eny ouah less bainn ! voky ny ranony mintsy @ izay . :-D :-D :-D
Zà koa aloha tsy mijery arina an-tava e! tonga d miteny raha ol efa mahazatra ahy , fa ra ol bof bof kosa d avelako @ izao , tsy mahasaky . :-P
13. Papoose ( 21/11/2008 19:56)
ikaretsaka:

ni> raha ohatran'ny taim-barahana tokao tokoa le izy de tsy mampaninona .. fa raha tsy iznay dia tsy mety kosa



ty wa be vava mintsy! :-D

zah tena sahy be mihitsy aloha e!
misy akamako zay rehefa mifoha izy @ maraina be farorabava be rehefa vao mifoha iny.....dia masiso le izy... de lazaiko arak'izay hoe njy sy ny ondanjy masisokely rehefa vao mifoha!!!!
14. heidi ( 21/11/2008 20:45)
zah tena sahy be mihitsy aloha e!
misy akamako zay rehefa mifoha izy @ maraina be farorabava be rehefa vao mifoha iny.....dia masiso le izy... de lazaiko arak'izay hoe njy sy ny ondanjy masisokely rehefa vao mifoha!!!!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
15. Papoose ( 22/11/2008 03:10)
ka le izy kosa aloha tsy manitra e! :-D
16. heidi ( 22/11/2008 08:05)
indrindra fa nihinana tongolo gasy ny aligna an! vao izy misokatra voalohany vao maraina iny tsy laitraaaaaaaa :-D zà otszay tonde mande mitsangana alouha miborosy nify manotsana ndray avy hatrany mba hialàna amizay tenin'ni papoose izay hihihihih
17. Noue ( 22/11/2008 10:13)
heidi:

Raha ohatra ve misy namanao efa mahazàtra be anao na namana akaiky be anao, namana vavy no tiako resahina fa possible koa raha namana lahy.
Ohatra hoe: manao akanjo na manao zvtr tsy mifanaraka izy eny aminy dia ho sahy ve ianao hiteny aminy hoe: tokony nanao kolera manga indry miaraka amini'iny ohatra na hoe tsy tokony nanao an'ity fa tsy mifanaraka ilay izy...
Izaho mantsy otran'ny tsy sahy fa matahotra ny reaction 'n'ilay olona... Na efa rahavaviko samy izao lehibe izao aza aho tsy sahy miteny....
Par contre raha zvtr tsara manendrika azy tsara no eny aminy dia tsy misalasala aho miteny hoe tena manendrika be andry na manedrika be anao....
raha tena namako dia sahy aho aaaa! satria fitiavana daholo zany eeeee ! raha toa ka raisiny ratsy dia hazavaiko azy oe fitiavako andriko no ilazaiko an'io eeeee


18. heidi ( 22/11/2008 11:06)
raha tena namako dia sahy aho aaaa! satria fitiavana daholo zany eeeee ! raha toa ka raisiny ratsy dia hazavaiko azy oe fitiavako andriko no ilazaiko an'io eeeee
ka zà anie tia namana fa lay fahasahiko miteny no blem....aleo hoe handramana raha ho sahy sao mahazo loza eo kou :^) :-D
19. mmmhh ( 22/11/2008 11:53)
Rah tena namana efa mpiresaka tsara amiko de sahy aho, teneniko mintsy ny ahy reefa tsy tiako, ... hoe tsy tiako kosa akia zany paozin-dry zany ka,... na hoe fa nga de tsisy loko hafa mintsy any e?

De ohatr'izany koa za rah zah no iantefan'izany, rah namana be tsy mampaninona ahy, fa rah oul tsy mifankazatra amiko no hiteny an'zany somary sadaikatra ihany zah... ary mety ho tena menatra.

Sady io koa arakaraka n'le facon n'le oul miteny e...
20. heidi ( 22/11/2008 12:44)
Sady io koa arakaraka n'le facon n'le oul miteny e...

ie mila safidiana ny fomba fiteny sy ny teny avoaka mba tsy handràtra na hampi vexé na ampi choké ilay oul....
OHATRA ITAKO AMin'lay juris am star'ac ireny ohatra tena misy mampitomany mitsy ny zvtr lazainy.....Ho an'ny mpianatra...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4222