Indry ve aky sahy....?????

41. Papoose ( 25/11/2008 03:19)
ka raha otrzay dia aleoko indray izy lmiantso fone ahy na miantso ahy mitsy manotany hoe iza aky no tsara amireto iza no miaraka amity sy irokatra de vonona mahitsy njay aho hanoro sy hilaza mitsy izay ao ampoko tsy hakiambahamba

hihihihihi ka tsy hita le tena poziny kooo!!! dia lasa mandeha anjambany fotsiny!


asakasak'izay mora tezitra @ zvt tsy misy dikany otran'izany . Natao hifanalana sy himehezana koa anie eto e! fa raha tsy izany d otran'ny miandry faty angamba ny eto . Izao mba miara-mivanitika !


mba asio vanitika aza any @ le conference call fa toa messazerie vokal foana hoy ilay hira iny! :-P
42. heidi ( 25/11/2008 06:22)
hihihihihi ka tsy hita le tena poziny kooo!!! dia lasa mandeha anjambany fotsiny!

kaefa mba haiko ny bikany ohatra dia alaiko sary antsaina ilay akanjo au moins jambajamba fotsiny hihihih
43. Noue ( 25/11/2008 16:57)
heidi:

ka zà anie tia namana fa lay fahasahiko miteny no blem....aleo hoe handramana raha ho sahy sao mahazo loza eo kou :^) :-D
ilay izy anié asiana diplomasia eeeee ! oatra fotsiny zao oe lazainy izy oe wayyyyy eeeee !! raha ity pataloha volomparasy ity zao no hasiana amboniny somary mavokely tena milay be aaaa (oatra oe pataloha volomparasy nefa maintso ny amboniny)


:-D :-D :-D :-D :-D
44. fijo ( 25/11/2008 22:13)
arak'io voalazan'i samoina io,rah atsara le fomba hilazana azy fa tsy maneso,dia tsy itako izay olana.
45. Papoose ( 26/11/2008 03:07)
ka ny sipa anieee............
46. heidi ( 26/11/2008 11:19)
ilay izy anié asiana diplomasia eeeee ! oatra fotsiny zao oe lazainy izy oe wayyyyy eeeee !! raha ity pataloha volomparasy ity zao no hasiana amboniny somary mavokely tena milay be aaaa (oatra oe pataloha volomparasy nefa maintso ny amboniny)

raha tsy mahasaky miteny direkta dia aleoko tsy miteny mitsy aky ry noue ah! :-P
47. ari.malala ( 26/11/2008 13:38)
Hoana manokana klou d aleoko aza misy miteny e! ts mahatezitra mintsy raha am-pitiavana le fitenenana, manao coach amnà e ;)
48. ikaretsaka ( 26/11/2008 14:06)
Ka izay! Oe hiaraka aminao izy nefa ny poziny orera be. Tsy msintsy hiteny ihany enao raha tena akamahoe soloy iny le
49. Noue ( 26/11/2008 15:52)
heidi:

raha tsy mahasaky miteny direkta dia aleoko tsy miteny mitsy aky ry noue ah! :-P
o ry kala aaaa ! c'est sur kosa aloha fa raha tsy sahy miteny ndriko dia aleo tsy miteny fa ho sahirana eo aaaa ! fa raha izaho kosa aloha dia raisiko raha misy milaza amiko oe tsy miaraka mahintsiny ny lokon'ny akanjoko aaaa ! possible eeee ! misy ny olona mety avy hatrany oe vexée mais bon ! raha tsy manandrana koa anie tsy ahafantatra ny réaction-ny eeee !


50. heidi ( 26/11/2008 16:34)
ari.malala:

Hoana manokana klou d aleoko aza misy miteny e! ts mahatezitra mintsy raha am-pitiavana le fitenenana, manao coach amnà e ;)



:-D :-D :-D njy njay klou de coachévako mahitsiny e!
ny anjy nge mbola tsy hitako hoe tsy nety fa ilay talon no mahasahia hoàààààààà :-D lay makiazy efa hitako nanao be tam sary lol :°)
51. heidi ( 26/11/2008 16:35)
ikaretsaka:

Ka izay! Oe hiaraka aminao izy nefa ny poziny orera be. Tsy msintsy hiteny ihany enao raha tena akamahoe soloy iny le

tena tsy sahy aho ry ika an! mariné! na dia atao aza hoe mety mety be izaho dia izay somary tsy ao lay poziny de tsy sahy aho fa de miaraka eny foana


:-P
52. heidi ( 26/11/2008 16:38)
Noue:

heidi:

raha tsy mahasaky miteny direkta dia aleoko tsy miteny mitsy aky ry noue ah! :-P
o ry kala aaaa ! c'est sur kosa aloha fa raha tsy sahy miteny ndriko dia aleo tsy miteny fa ho sahirana eo aaaa ! fa raha izaho kosa aloha dia raisiko raha misy milaza amiko oe tsy miaraka mahintsiny ny lokon'ny akanjoko aaaa ! possible eeee ! misy ny olona mety avy hatrany oe vexée mais bon ! raha tsy manandrana koa anie tsy ahafantatra ny réaction-ny eeee !





efa mba niteny aho indray andro elabe tam namana akaiky ahy fa hay raisina zvtr ratsy lay izy , izaho ndray no nofosafosainy tany am lay namana hafa hoe izao sy izao


:-D :-D :-D tsy zvtr hanaovana njay klou lay izy fa fomba fiteny e! :-P :-D anefa dia niezaka mafy aho ny hitondra ny bôl hatrany anaty arato ampilaminana sy malefaka tsara :-D
53. Noue ( 26/11/2008 18:52)
heidi:

efa mba niteny aho indray andro elabe tam namana akaiky ahy fa hay raisina zvtr ratsy lay izy , izaho ndray no nofosafosainy tany am lay namana hafa hoe izao sy izao
dia nojerevany de travers ve ????


:-D :-D :-D :-D :-D
54. heidi ( 27/11/2008 10:43)
dia nojerevany de travers ve ????

fa angaha izy manao anzany imaso eo fa mody manaiky fa refa dify hay izy tsy faly fa nimenomenona be :-D fay hatreo aleo tsy miteny tsony ni'iza n'iza klou! afa tsy izaho ihany no miteny ny tenako eo refa itako fa tsy mamely eo am fitaratra hihihih asiko ny miteny rery zay ohatra hoe: an a an! tena tsy izy akia ah! soloy hafa :^)
55. ikaretsaka ( 16/12/2008 06:47)
aleo ihany hoa mivantana.... iny sady tsy manimba conscience no milaza ny marina
56. bololo ( 23/01/2009 23:47)
raha ho ahy manokana aloha teneniko e, fa somary atao vazivazy fa tsy criticism be akory manohina azy ! exemple :ohatra ny gony tsika zany rehefa hoe malalaka ratsy ny akanjo !!!!!
57. mamanzain ( 10/02/2009 22:20)
tsy dia tsara loatra ny mijery harina an-tava fa le fitenenana ilay olona fotsiny no tokony amboarina. ny tena namana tsy mamitaka nefa koa tsarovy fa ny tianao mety tsy tian'ny hafa, fa raha oh ny pasteky kosa aloha booh beurk be e!
58. Tchouchou ( 01/03/2009 15:03)
Raha namako be koa aloha dé teneniko e! fa fidiana tsara ny teny ampiasaina mba tsy hi-choqué. Na avy dia proposéna akanjo hafa mihitsy izy ohatra. Ohatra hoe ndri zô mafatifaty be raha manao akanjo ôtrzô na ôtrzô. Dé ra miten izy hoe fa nga ratsy zô fekanjoko zô dé atao hoe fotsiny izy hoe tsy hoe ratsy fa lé proposition manitona maso kokoa.
Dé nénà koa refa manao critique 1 a dé saronako complimen bdb refaveo satri critique sarotr adinoina be noho ny complimen.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1819