Indry ve aky sahy....?????

21. Noue ( 22/11/2008 13:24)
heidi:

ka zà anie tia namana fa lay fahasahiko miteny no blem....aleo hoe handramana raha ho sahy sao mahazo loza eo kou :^) :-D
dia mahaiza manao taktika eeee ! sady mitsikitsiky no somary atao vazivazy io aaaa !


:)
22. heidi ( 22/11/2008 14:07)
noue: ka izaho anie plus ke mitsikitsiky foana e :lol:
fa aleoko tsy miteny raha somary atao vaziavazy fa tsy vokatry ny fo ny hiteny azy, sarotra e! sarotra ny miaina....aleo olona hafa ny hiteny azy fa sao tojo ny olona mora tohina vao loza :°)
23. ni81 ( 22/11/2008 14:27)
noue: ka izaho anie plus ke mitsikitsiky foana e
fa aleoko tsy miteny raha somary atao vaziavazy fa tsy vokatry ny fo ny hiteny azy, sarotra e! sarotra ny miaina....aleo olona hafa ny hiteny azy fa sao tojo ny olona mora tohina vao loza
ka tena efa namana mifankazatra vao tsara miteny fa tsy hoe vao namana vetivety akia a! ny antony dia mba efa fantapantatr'indry ny toetoetran'ilay namana hoe mora sendaotra na olona tony. :lol:
24. caprio ( 22/11/2008 16:47)
Betsaka bandy sarim-bavy mintsy ato @ity serasera ity,sady refa eto ry zalahy de maivava daholo sady mety tsy mana-katao angamba fa ny lohateny aza efa we:indry ve aky sahy,de mbola misy kofa mandany andro mamaly hiany nefa resa-behivava :lol: :lol: za kaloha mifona amin-dry zalahy mintsy refa eto fa za tsy dia manam-bava loatra,ka zay no hilazako we mba mibataha hiany wa vy fa refa bokombokona hianao dia afaka ho azy io toetram-bavy io,sady raha hifamaly @vhv ry lerony dia tsy miala mintsy hihihihihi :lol: :lol:
25. heidi ( 22/11/2008 19:25)
caprio: :-D :-D :-D :-D :-D misy tena accro mpiady am vevavy mitsy ao ka! de aleo tsy valina tsony ny fanafodiny :-D :-D :-D :-D mba manao toetran-dahy indray ny vavy amzay :-D

ka tena efa namana mifankazatra vao tsara miteny fa tsy hoe vao namana vetivety akia a! ny antony dia mba efa fantapantatr'indry ny toetoetran'ilay namana hoe mora sendaotra na olona tony

marina aloha izany e! ôtsanjy io zao de sahy ihany aho kanefa toa tsy sahy njay sao mora tezitsa :-D :wink:
26. ni81 ( 22/11/2008 20:04)
marina aloha izany e! ôtsanjy io zao de sahy ihany aho kanefa toa tsy sahy njay sao mora tezitsa
zà tsy mba mora tezitra, fa raha toy ny nataon'ilay oul notantaraiko teo ambony momba ilay namana io dia mba sorena ihany ary manao hoe fa dia nahoana no toy izany no fitenin'ity namany :roll:
27. heidi ( 22/11/2008 20:24)
:-D :-D :-D :-D tsy azoko mitsy fa asio jiro kely :idea: :-D
28. ni81 ( 22/11/2008 20:30)
tsy azoko mitsy fa asio jiro kely
mifindra ilay toetra ry tonaka e!
tsy mora tezitra oa zà! fa raha toa io nahazo ilay namako io no ataon-dry amiko raha misy hitenenan-dry ahy d mety halahelo ihany aho
29. ikaretsaka ( 22/11/2008 21:43)
raha manontany ny hevitro kosa le olona ka tsy mamely.. tsy hiteny aho hoe ammely izy nefa tsy alehany ka
30. Papoose ( 23/11/2008 05:01)
azo atao koa anie ny tsy mamoaka teny rehefa anontaniana eee raha tsy te handratra!! fa manao fotsiny toy izay olona zay hoe "hmmmm" na hoe "hann" na hoe "mmmm"

de eo le olona confuse eo!:-D :-D :-D
31. heidi ( 23/11/2008 08:53)
Ka ny ahy izay tsy mamoaka teny izay no taktikako ry papoose....hisy olona foana mety hiteny azy am place-ko :°)
32. haritianah ( 23/11/2008 18:40)
Za indray to ts sahy na dia namana bé aza, satria izy nanao ilay akanjo mety tena efa nieritreritra izy fa tsra sy mety aminy de sahalany hafahafa raha iteny azy.
Fa ny anay mpiraitampo indray kosa dé raha vao misy manao ohatran zany dia tonga dia misy miteny mits owé fangaha ts manana loko zao ianao atao miaraka @ iny.Meme ny anadahanay raha vao maita zvtr ts de mifanaraka anaovanay dé miteny mits, miverena kely owé ianao , ts aleo ve soloina loko izao iny amboni'akanjo iny.
Meme ny pozina volo hataonao refa itan'ny anadahanay fa ts dia manendrika anay dia miteny zareo, aza manenjika ny randrana maneva ny hafa é! fa entre nay, zay tsis tezitra fa raisinay ho fanitsina.Fa raha olona hafa lasa sao mi blessé ilay olona na dia namanao bé aza.

33. Nandra1 ( 24/11/2008 13:41)
za zao t@ ete nahita madama botabota de nanao t shirt mavokely sy short maintso...
de nolazaiko hoe ohatran'ny mahita pasteque izany ny mahita anao madama

Milay ! =)) =))
Ohatran'ny nareo vhv ireto mahita ny ps, za tsy tezitra, hanal'azy no ataoko eto! Fa nareo koa alo sahy an!!! =)) =)) =)) :p





34. Papoose ( 24/11/2008 17:56)
heidi:

Ka ny ahy izay tsy mamoaka teny izay no taktikako ry papoose....hisy olona foana mety hiteny azy am place-ko :°)



:-D
mampalahelo kosa aloha ny mahita an'le namana mba natoky be ny paoziny hoe mandramandra ery nefa kay orera ny feedback azo e!!
de manjary mandrairay akanjo fahatany izy hanoloana azy na tonga dia fafainy fahatany le makiazy dia sady mampime no palelo!
35. ni81 ( 24/11/2008 18:11)
hoy nandra1
Milay !
Ohatran'ny nareo vhv ireto mahita ny ps, za tsy tezitra, hanal'azy no ataoko eto! Fa nareo koa alo sahy an!!!
:-D :-D
36. kotobekibo ( 24/11/2008 19:02)
Nandra1:

za zao t@ ete nahita madama botabota de nanao t shirt mavokely sy short maintso...
de nolazaiko hoe ohatran'ny mahita pasteque izany ny mahita anao madama

Milay ! =)) =))
Ohatran'ny nareo vhv ireto mahita ny ps, za tsy tezitra, hanal'azy no ataoko eto! Fa nareo koa alo sahy an!!! =)) =)) =)) :p



hita ouah less ry bainn , hatraty io fa bienvenue au club aloha e!

37. fahamarinana ( 24/11/2008 19:13)
:arrow: :-D :-D fa ny mahafinaritra amin'ny bebide sy nandra dia mba miara-mitokelaka eto koa...fa tsy mora tezitra.Ireo sipa ireo oah tsss !! Efa lazaina mbola tsss !!!:-P (l)
38. heidi ( 24/11/2008 19:32)
mampalahelo kosa aloha ny mahita an'le namana mba natoky be ny paoziny hoe mandramandra ery nefa kay orera ny feedback azo e!!
de manjary mandrairay akanjo fahatany izy hanoloana azy na tonga dia fafainy fahatany le makiazy dia sady mampime no palelo!

ka raha otrzay dia aleoko indray izy lmiantso fone ahy na miantso ahy mitsy manotany hoe iza aky no tsara amireto iza no miaraka amity sy irokatra de vonona mahitsy njay aho hanoro sy hilaza mitsy izay ao ampoko tsy hakiambahamba :wink: 8)
39. kotobekibo ( 24/11/2008 22:24)
fahamarinana:

:arrow: :-D :-D fa ny mahafinaritra amin'ny bebide sy nandra dia mba miara-mitokelaka eto koa...fa tsy mora tezitra.Ireo sipa ireo oah tsss !! Efa lazaina mbola tsss !!!:-P (l)


asakasak'izay mora tezitra @ zvt tsy misy dikany otran'izany . Natao hifanalana sy himehezana koa anie eto e! fa raha tsy izany d otran'ny miandry faty angamba ny eto . Izao mba miara-mivanitika !
(l) :-D :-D :-D
40. ikaretsaka ( 25/11/2008 02:02)
ratonga:


za zao t@ ete nahita madama botabota de nanao t shirt mavokely sy short maintso...
de nolazaiko hoe ohatran'ny mahita pasteque izany ny mahita anao madama

dé tsy noanin'élah vé letsy lé patéky nefa tena mahafaka hetaheta mintsy hono reny:-D :-D :-D

raha manontany kosa izy hoe ahoana "ny fahitako anazy" de raha izya kosa no tonga ato antsaiko dia lazaiko ka

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4388