Inona no mba nahavariana anao taty ?
1. niryna
(
03/11/2008 11:51)
Ho an'ireo rehetra mipetra any ivelany.Inona no zavatra nahavariana anao voalohany raha sendra nitotona teo amin'ny tanana hianao na niaina tsikelikely teo amin'ilay tanana ?
niryna
niryna
répondu par haritianah le 13/11/2008 11:15
2. ni81
(
03/11/2008 11:53)
Ny ahy ny tena nahavariana ahy dia ny nahita ireo voromailala sy ny moineaux manatona tsy matahotra rehefa mahita sakafo :)
3. tess
(
03/11/2008 12:20)
tena tsy nisy tadidiko ny ahy fa ny tena nahavariana ahy dia ny be antitra na dia efa 80ans et plus aza dia mbola mi roule en voiture :°)
4. ni81
(
03/11/2008 12:29)
Ny nahavariana sy nahafinaritra ahy koa dia ny nahita be antitra mifankatia mifampitantana izaitsisy. Toa tsy dia fahitako izany tany dago fa ny tanora no feno. :)
5. tess
(
03/11/2008 12:45)
ni81:
Ny nahavariana sy nahafinaritra ahy koa dia ny nahita be antitra mifankatia mifampitantana izaitsisy. Toa tsy dia fahitako izany tany dago fa ny tanora no feno. :)
:-D :-D :-D :-D Marina aloha fa misy fitiavana tratra antitra ny andry zareo vazaha mbola mifampitantana mi bzou bzou be mitsy fa misy amin'izy ireny ilay couple efa samy nisaraka dia teo am faha 50ans na 60ans teo ndray vao nifampisipa sy niray trano :wink: :-D :-D :-D mmampiomé nge e!
ny tena nahavarina ahy koa refa mamaky gazety momba ny fitadiavana vady na sipa dia efa misy 70ans na 80ans na 60ans mbola mitady ihany hihihih tsy fahitako tany madà koa io....
6. ni81
(
03/11/2008 13:23)
Marina aloha fa misy fitiavana tratra antitra ny andry zareo vazaha mbola mifampitantana mi bzou bzou be mitsy fa misy amin'izy ireny ilay couple efa samy nisaraka dia teo am faha 50ans na 60ans teo ndray vao nifampisipa sy niray trano mmampiomé nge e!tena marina tokoa fa tsy mba fahita tany mada ireny olona efa antitra mbola nitady vady @ gazety ireny. :lol:
ny tena nahavarina ahy koa refa mamaky gazety momba ny fitadiavana vady na sipa dia efa misy 70ans na 80ans na 60ans mbola mitady ihany hihihih tsy fahitako tany madà koa io....
8. rova30
(
03/11/2008 15:26)
Ny nahavariana sy nahafinaritra ahy dia ilay mamonjy birao mikarakara taratasy na mila renseignement :
:D tsy misy tsolotra na aiza na aiza ( :( ohatry ny mbola nofy mantsy izany any Mada)
:) toa mitovy zo daholo fa tsy dia hitako mifanava- tsaranga! sns...
:oops: Tsy dia manao fotoangasy ry zalahy ,rehefa rendez- vous dia tsy misy "gasy fa miandry" SY NY SISA...

9. vale
(
03/11/2008 17:56)
Nynahavariana hy ny jiro poteaux ilay ohatry ny globe sady mavomavo izany le hazavàna, iny tena hitako nampiavaka be ilay tanàna, de ny hazo naniry, satria ririnina aho no tonga tany, de mihitsan-dravina hafahafa izany, sady tena hafabe mihintsy daholo le hazo maniry. Fa ny tena nahavariana ahy voalohany indrindra vao tonga tao Rome voalohany ihany, dia ny mijery le oul bedebeeee samy hafa volo dol, ao ny blonds ao ny châtins etc,.. izay tsy fahita any m/car. Farany de le mande any am salle des jeux, de le manao patins glace, ny lanezy moa tsy tenenina intsony. ...fa izany eo ihany fa ohatry ny tsara koa raha nampiana hoe inn no tsy nahatamàna taty?! bedebeee koa manko ny anton'io a, malgré ny zavatra notanisaiko teo tsy mety tamàna aty lafrantsa aho fa ianareo no tsy fantatro. :?
10. ikaretsaka
(
03/11/2008 18:07)
ny ahy ny habean'ny olona...
za hono tany dago mbo ngeza fa vo niaraka t@ ndry zalahy mpanao baolina anaty harona dia izaho no kely indrindra.. dia naleoko niala...
za hono tany dago mbo ngeza fa vo niaraka t@ ndry zalahy mpanao baolina anaty harona dia izaho no kely indrindra.. dia naleoko niala...
11. tess
(
03/11/2008 18:31)
9. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 03-11-2008 19:07:14:-D :-D :-D :-D ka ny olona any aminareo loza be raha hihinana hymburger knou! reny mampatavy be reny sady zareo lava be de tena darafify no fetra :-D :-D :-D nefa any androky toa mba lava ihany fa mbola hitan'ny olona ho kely ihany varyiyiyiy :^)
Lohateny : Re : Inona no mba nahavariana anao taty ?
ny ahy ny habean'ny olona...
za hono tany dago mbo ngeza fa vo niaraka t@ ndry zalahy mpanao baolina anaty harona dia izaho no kely indrindra.. dia naleoko niala...
12. ikaretsaka
(
03/11/2008 21:06)
ka tsray naharesy ny voky ambirgera ny voky ovin'i bira ka deeeee
13. Papoose
(
03/11/2008 23:11)
ikaretsaka:
ny ahy ny habean'ny olona...
za hono tany dago mbo ngeza fa vo niaraka t@ ndry zalahy mpanao baolina anaty harona dia izaho no kely indrindra.. dia naleoko niala...
=)) =)) =)) =)) =)) je ne ris pas le danger
ny ahy ny nahavariana ahy le hafanana, tena mafana loatra! tena tadidiko mihitsy za vao tonga niala avy tao anaty aeroport dia notsenain'ny fiara dia nandeha tongotra nivoaka ny airport tonga tao anaty fiara fotsiny fa tena niakatra be ny hafanana miaraka @ le goudro be fa fanimpanina mihitsy fa tonga dia nahazo aina fa nahazo clim!
dia anankiray koa le efa alina be nefa mbola misy masanjo foana! :D
14. ikaretsaka
(
04/11/2008 03:20)
iny koa hafahafa aloha e.. indrindra aty aminay le avaratra ve aty..
rehefa ririnina dia @ 3 hariva d'efa maizin-kitroka de menamena kely eo amboninao eo fotsiny ny masoandro rehefa atoandro
rehefa fahavaratra anefa @ 11 sasany alina mbola ohatran'ny andro @ 4 any @ tanana dia tsy milentika le masoandro!

15. tslem
(
04/11/2008 03:51)
Ny ahy indray ny fahitàko an'itony oe: autoroute, mbola tsy fahitako hatrizay niainako mihitsy ilay arabe midadasika toy izao raha tsy taty.
16. fahamarinana
(
04/11/2008 04:29)
:arrow: ny ahy ilay fidirana fametrahana billet hiditra ao am metro : sady matahotra no tsy sahy fa voaketoka ihany tamin'ny farany... :( (l)
17. tess
(
04/11/2008 06:26)
ny ahy koa no tena nahavariana ahy mitsy dia rehefa niditra magasin fruits et legumes ireny hoy ianareo fa ny angôdan'ny fruits sy ny legumes tsy misy otrzany tsy fahita any madà ilay tomates ngôdabeuh, ny paoma , oignons sns....Amizay indray misy foana na saison inona na saison inona.....
DIA raha nandeha vakansy tanàna iray ivelan'ny hipetrahana, mafàna be mahatratra 40°à l'ombre dia tsy miasa ny olona atoandro ka hatram 16h dia tsy misy olona mande mitsy eny andalana , mihitsoka antrano daholon ny varavarakely mihidy daholo ny volet....Rehafa am 19h vao mivoaka daholo ny olona satria folaka ny hafanana amin'iny, diamande manao magazin dool sady bien habillés otran'ny hamonjy fety aby....NY vavy antitra mifampitaona toerana iray de mifampitantana manao aller retour... ny lahy antitra mifampitaoana any am café? Tena nahavariana no nahafinaritra ni decouvert izany retra izany....

19. nikah
(
04/11/2008 11:34)
Ny ahy ny nampivanaka ahy t@ voalohany de ny nahita ny haben'ny trano mijoalajoala be,avy le arabe miolakolaka mifampidipiditra ohatry ny sôsisy ty!Dia mbola nitanaka koa refa nozaran'ny olona gazety t@ nivoaka ny metro,nanotany aho t@ zay hoe vidina ve ty sa....Aza manody ny tsy mahay fa mahamenatra.