Inona no mba nahavariana anao taty ?

81. sakaizakely ( 07/11/2008 14:27)
82. sakaizakely ( 07/11/2008 14:29)
tena miala tsiny miala fondro fa tsy teto mihitsy no tokony ho navoakako ity sary ity mamoafady ity

azafady indrindra ry zareo a ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^

oul hafa no saika nomeko azy

sorry sorry sorry :°)
83. niryna ( 07/11/2008 19:12)
rova30:

Ny nahavariana sy nahafinaritra ahy dia ilay mamonjy birao mikarakara taratasy na mila renseignement :

:D tsy misy tsolotra na aiza na aiza ( :( ohatry ny mbola nofy mantsy izany any Mada)
eny tokoa woa e,tadidiko izany hoe nitsoriaka nivadika lalana izany dia tonga nitsoka sifle ilay polisy ,dia hoy izy tamin'ny zandriko hoe fantatray anie ialahy fa mody hodianay tsy fantatra e,teo amin'ny manodidina ny anjely maintsy taloha io (Anosy),dia nalainy ny kara-panondrony dia hoy izy hoe alaivo amin'ny dimy ,dia sady nanolotra vola ny zandriko no nanolotra ny kara-panondro izy,izany koa ve dia mba miady aloha e


:) toa mitovy zo dayolo fa tsy dia hitako mifanava- tsaranga! sns...

ilay fitovian-jo aloha dia mety ho marina ihany fa matoa indray mbola omena anarana hoe tavaratra ,maizina ilay firenena eo amin'ny manodidina dia mbola misy tsy hitovizana sy mbola misy mampatahotra ao e sa ahoana,ny sasany indray dia miady ny firenena rehetra izay mifanakaiky azy eo ilay firenena hafa avy any ivelany ,ataony lafobe ny vidin-javatra dia tsy afaka mipetraka eo amin'ilay toerana ireo mahantra .Mbola manjaka io

:oops: Tsy dia manao fotoangasy ry zalahy ,rehefa rendez- vous dia tsy misy "gasy fa miandry" SY NY SISA...
marina izany fa isika gasy mbola manao an'io foana na aiza toerana aleha tsy maintsy misy tara be foana e tss...
ny fiasana indray aty dia misy karatra fidirana ao amin'ilay toerana ary misy aza raha vao tara mihoatra ny 5mn dia manao taratasy mihitsy .


84. niryna ( 07/11/2008 19:29)
ikaretsaka:

ny ahy ny habean'ny olona...
za hono tany dago mbo ngeza fa vo niaraka t@ ndry zalahy mpanao baolina anaty harona dia izaho no kely indrindra.. dia naleoko niala...


hitovizana io ry ika ,mandalo ny tanana ny tena toa lazain'ny olona fa mijoalajoala ary toa fohy kely daholo izay jeren'ny maso ,kanefa rehefa tonga aty dia ataony fanoharana hoe fohifohy toa nareo izao,dia eo koa ny volontava,maintimainty toa nareo izao kanefa ny tena tonga any tanana lazain'ny olona fa fotsy be ,hi,hi
85. niryna ( 07/11/2008 19:33)
[
9. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 03-11-2008 19:07:14
Lohateny : Re : Inona no mba nahavariana anao taty ?
ny ahy ny habean'ny olona...
za hono tany dago mbo ngeza fa vo niaraka t@ ndry zalahy mpanao baolina anaty harona dia izaho no kely indrindra.. dia naleoko niala...
quote=tess] :-D :-D :-D :-D ka ny olona any aminareo loza be raha hihinana hymburger knou! reny mampatavy be reny sady zareo lava be de tena darafify no fetra :-D :-D :-D nefa any androky toa mba lava ihany fa mbola hitan'ny olona ho kely ihany varyiyiyiy :^)
[/quote] ka tsy ilay hamburger mihitsy anie no mankatavy e fa na ny tena koa dia lasa hatramin'ny taolana izany toa tsy mety hihena intsony angamba ,ilay sakafo mihitsy no toa misy produit mampatavy angamba ka ,vao avy nividy goavy fotsy aho omaly ,alaovy sary an-tsaina anie fa lehibe noho ny ampongambeandanitra e (pommegrenade) 1/10 fotsiny no nohaniko dia efa ngeza be ,heveriko fa mafy be toa vatan-kazo ity izy kanefa malemy sy tsy misy voany fa ny tsirony dia goavy fotsy aty amintsika ireny.


:D
86. niryna ( 07/11/2008 19:36)
tslem:

Ny ahy indray ny fahitàko an'itony oe: autoroute, mbola tsy fahitako hatrizay niainako mihitsy ilay arabe midadasika toy izao raha tsy taty.




dia mbola misy koa ilay lalana ambanin'ny tany sy ilay train ambanin'ny ranomasina angaha adinonao. Ao ambony ao izao ny ranomasina hoy ry zareo nitondra ny tena nandehandeha ,dia avy eo indray hoe miampita ny tetezana izao isika fa ao ambonin'ny rano koa ilay tetezana lehibe nandehanantsika teo .Ngaha :roll: :D
87. niryna ( 07/11/2008 19:39)
vale:

mba tena mahafinaritra ny vazà ampianarina teny gasy tokoa ny mamerina io hoe PETAK'ORONA io an

ni> =)) =)) =)) ahatsiarovako vehivavy izay, namako de jejo ery izy fa oe ny orony maranitra fa tsy petaka de ampianariny daholo ny namanay sasany tamzany (taty ivelany ihany io a!) hoe petakorona mantsy an-janako, tss letiéeeeeee :°)


dia mba mahafinaritra ny vahiny tokoa ilay mianatra teny gasy kely e, manahona.veloma toa miteny frantsay izany ny fanaovany azy
88. vale ( 09/11/2008 23:45)
sakaizakely:

tena miala tsiny miala fondro fa tsy teto mihitsy no tokony ho navoakako ity sary ity mamoafady ity

azafady indrindra ry zareo a ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^

oul hafa no saika nomeko azy

sorry sorry sorry :°)



:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :^) :^) :^)
89. Papoose ( 10/11/2008 03:41)
sakaizakely:




sao de io aza no anisan'i nahavariana an'i petite sakaiza taty
:-D :-D
90. tywa68 ( 10/11/2008 08:47)
Papoose :-D :-D
91. ssendra ( 10/11/2008 12:16)
ny nahavariana ahy ihany koia dia ny henakisoa lafo noho ny hena ombby anefa ny mifanohitra amizay no hita tany madà....Dia ny akoho rehefa andro fety vao mihinana azy ny ankabeazan'ny olona any madà, aty sakafo mora vidy ny akoho, zà tsy de tia ny akoho aty de zàra raha mihinana :°)

dia ny olona tia manary entana mbola tsara....anefa ny any antanàna zara raha mahavidy......
92. ni81 ( 10/11/2008 12:44)
dia ny olona tia manary entana mbola tsara....anefa ny any antanàna zara raha mahavidy......
:( ary ny tena mahakamo ahy koa ny mahita azy dia ireo voankazo tsy misy mpihinana fa mihintsana fotsiny eo an-tokontany ny an'ny olona sasany
93. ssendra ( 10/11/2008 13:25)
Ieny aky! milaza izany indry fa eo anjaridainako ao nampaniry voaloboka maity aho fa rehefa vokatra de tsy misy mpihinana akory fa ny vorona no mitsaingoka azy eo hihihihih mitango ihany aho vao izy vokatra fa rehefa mihinana indray mande de leo sahady....TOY IZANY koa ny prune ny vosine-ko eto, mihitsana fotsiny eo, mba zarainy ihany aloha ilay am oul manodidina hanaovana confiture fa vokatra be loatra dia mihitsana lo eo fotsiny, nefa aiza izany izahay tam mbola kely mianika tamboho n'oul mangalapaiso gasy izany hummmmm sady matsiro ery refa zvtr hanagalarina satry hitango foana fa masika velona lay gardien ataony mandreka izay ankizy tratrany hihihih
94. Papoose ( 10/11/2008 20:19)
ny anay ny voatabia no ifampizarana! :D
95. niryna ( 12/11/2008 04:24)
ssendra:

ny nahavariana ahy ihany koia dia ny henakisoa lafo noho ny hena ombby anefa ny mifanohitra amizay no hita tany madà....Dia ny akoho rehefa andro fety vao mihinana azy ny ankabeazan'ny olona any madà, aty sakafo mora vidy ny akoho, zà tsy de tia ny akoho aty de zàra raha mihinana :°)
sady mora masaka daholo ny sakafo aty,mangotra-tokana any amintsika no filaza azy.

dia ny olona tia manary entana mbola tsara....anefa ny any antanàna zara raha mahavidy......
tamin'izay nifindra dia nisy ramatoa izay niandry ny entana nariako ary tena tonga niandry teo foana izy .Mampalahelo indraindray fa tsy afa-manoatra ka atao ahoana e.Mividy indray avy eo .Toa mora ilay fiteny izany aty.Dia rehefa mafana ny andro dia arian'ny olona koa ny akanjo fanaovana mangatsiaka dia rehefa mangatsiaka indray dia mividy vaovao indray izy .
Dia nahavariana ahy koa ity fa misy toerana mampanofa TV na fanaka ao an-trano na izay tadiavin'ny olona ary rehefa fety ny andro ka manambahiny ireo vazaha dia manofa ireo fanaka sy izay tiany
96. sitlo ( 13/11/2008 09:29)
Eo am-baravaram-piangonana misy soratra hoe: tsy azo itondrana basy. :-D :-D :-D
97. haritianah ( 13/11/2008 11:15)
Ny nahavariana anah alou:
Zavatra tsara:
-Ny lehilahy en generale alou itako mitarika posety ny zanany,mitondra ny zanany @ zaridaina,mihinana @ macdo,miantsena any @ centre commerciale Tsy miaraka @ vadiny fa izy irery.Vita tsara mits ny programme ao na trano ramatoa miditra @ zao de zao no andraikitrany rangaha rava amin\'izao de zao avy ny ataony(ny zaza, ny course ny fikarakarana famonjena birao, ny fandrahoana ny fipasoana fanadiovana trano sns...)
-Izay rehetra tadiavinao na fitafiana, na sakafo na fanaka sns... dia misy @ fahafaha mividiny tsy iray iray.Zany owé ohatra sakafo misy sakafo @ vidiny mora bé oan\'ny ts manana, misy ny antonitoniny , misy lé lafo vidy bé reny.
Ny kalité zany misy dolo, zany owé afaka manan ny retra ianao fa ny kalité fotsiny sy ny marika ny mitondra azy.Misy indraindray aza refa mijery ny etikety ianao vao mahafantatra fa lé tany @ mpivarotra lafo vidy ity.
-Ny rehetra andehananao en generale tena otomatika bé mits de miarahaba anao foana(chauffeur bus, taxi, mpiasa @ boutika,mpivarotra tiké metro na bus na tram,sns)
-Na ts manambola aza dia misy ireo gazety isankarazany zaraina fotsiny, maharaka ny zava misy foana na ts manambola hividianana gazety aza.
-Mahafinaritra ny mahita malagasy maro isany izay fiangoanna idiranao mbola manabé ny zanany ara mpinoana na dia aty @ tany mandroso aza.
-Refa mazoto miasa sy ts mifidy asa ny olona dia manana asa foana
-Mipetra mits ny toetsaina owé ts maints miezaka ao fa tsis tavandraina sy iankinana aty en.
-Zé mba zavatra ilainao de mety possible azonao refa miafiafy ianao.
-Refa ts miavona dia misy sity fijerevana dé alaina fotsiny lé entana ts ilain\'ny tompony nefa mbola tsara fa ts foiny hariana.Misy zavatra maro tsara bé ao, misy koa efa ts mandé fa mety ilainao akana piesy ny entanao simba any an trano.
-Misy karazana aide bedabé, mila mikaroka fotsiny.
-Lé zavatra itanao @ film rehetra ireny zany dia itanao maso dolo(torefaila,lalana,trano sns...)
-Manjary mahay zavatra maro ianao satria aty ianao ihany ny manao ny zavatra rehtra aty refa aka lasatsy(de enao ny mampidina azy ao @ fiara),mila manao photocopie ianao de aloa ny vola dé ianao foana no manao izany any @ mpivarotra, mila isotro zvtr dé enao manao izany,misy zavatr tianao azo na zavatra tadiavinao de mi demerde eo ianao @ internet fa tsis olona azonao adalaina @ zany.
Hany ka raha vao misy zavatra ilainao na tadiavinao dia lasa mitady sy mijery @ internet(adress, anarana, toerana, lalana sns...)
-Gaga aho fa mbola tena mandé bé mits ny salle de cinema, nefa ny tsy 41/ efa samy manana ny fitaovana harifomba any antrano, ny tsy 1/1 mividy sy manafatra film any antrano.
-Tsy voatery owé aty andafy ianao dé ipaozy bé foana, io mantsy no eritrerita refa any mada owé any andafy de mizesita bé dolo ny olona, zé fomba fiakanjonao sy maha mety anao dé sava.Samy @ reviny tiany dolo, na ts hanao kapa aza ianao de anao zany.Té hianjeka ianao de sava ts hianjeka ianao de sava.

Zavatra ts dia tsara indray:
-Gaga aho fa misy ireo toerana aty Paris tena mbola maloto sy maibo
-Mbola maro ny mipipi sy mikaka antsisitsisiny
-Misy faritra dé maimbo bé taina voromailala
-Bé mpangataka bé erany lalana, erany metro sy train sy tram
-Misy mpagarompaosy
-Misy tanana na mpivarotra andehanana zany dia sahalany any afrika mits fa dé mainty bé daolo ny olona ao.
-Misy toera fiantsenana dé tsis valaka @ AMBALAVAO ISOTRY reny tena fatina brokatera ré zany é.Ts mampino.
-Mbola ita taratra @ vazaha teba vozongo mits ny ts tia mainty
-Maita lé fiainana andavanandron\'ny tsy 1/1 dia enjikenjika bé foana ka na ny trano ipetrahana aza ny any sasany in 1 isakerinandro no atao menage fa ts araka. Nefa asa nareo fa tany mada zany ts mahafafa trano iala ny trano zany dia mahamenatra.
-Maro ireo manao akanjo ts mipasoka satria ts araka tson, lafo koa ny hanakarama.
-Mihinana sakafo afanaina foana sy sakafo vonjy maika

Sombitsombiny ihany ireo é


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2431