Vevavy miady lehilahy eto @ serasera

1. xxx ( 23/10/2008 10:55)
Mampimehy mihitsy ty zava mitranga ty,tovovavy 2,samy manoratra @ lelahy 1 ato @ serasera ry zareo,ary samy anaovan'ilay lelahy declaration d'amour daholo angamba.Asa zay niseho fa taty aoriana de lasa nifankafantatra hoe samy anoratan' ilay lelahy izy 2,ka dia rafitra ny fifanaovana taimbava fa mangalatra ny sipany hono,dia tena mifandolo ohatr'ireny mpirafy ireny ange zany e!Nefa ny comique de lay bandy iadiana tsy eo antoerana fa any France ary tsy mbola nihaona t@ ry zareo akory :-D :-D :-D :-D :-D fa juste mifanoratra fotsiny .Adaladala!
répondu par kotobekibo le 06/12/2008 00:30
2. ni81 ( 23/10/2008 11:08)
Mitapô izany ny sambo e! :-D :-D ho hita eo izay tsy rendrika.
3. nikah ( 23/10/2008 11:22)
lelahy betsaka ato @ serasera ireo ka maninona tsy manova ho haingana fa inona no mampiady ?@ zany kay olona mbola tsy nifankahita akory ,ka tsy haindry zareo koa zany raha efa manambady koa ilay bandy. :-D :-D :-
4. ssendra ( 23/10/2008 11:24)
:-D :-D :-D betsaka io tranga io kou!
tsy faute nlay sipa kosa fa lay bandy...MISY bandy mitsy anie vao mamadiabadika sary ao izy dia hanoratany dool ary mitovy daholo ny fikoty azy anefa tsy hainy fa misy mahakobo lery amzay ... :^)
F a ilay titre kosa tsy mety e!
hoe vehivavy mitady lehilahy eto am sera. :-D I lay bandy anie izany no nikoty no tsy mihonona am iraka e!
fa raha izaho ny am place nlay sipa tsy hiady an'iny akory fa adaboko any refa fatako hoe efa lasan'olona na efa miaraka am olon....
5. sakaizakely ( 23/10/2008 11:39)
xxx> maninn no avoka eto ny tantarantsika klé :evil: :evil: :evil: :evil:
avelako ho anao izy e
lavitra lotra le Frantsa ary za tsisy fré hakana avion :-D :-D :-D
6. ssendra ( 23/10/2008 11:42)
nikah:

lelahy betsaka ato @ serasera ireo ka maninona tsy manova ho haingana fa inona no mampiady ?@ zany kay olona mbola tsy nifankahita akory ,ka tsy haindry zareo koa zany raha efa manambady koa ilay bandy. :-D :-D :-


Izany tsy ferana ilay hoe mety efa manambady


:-D betsaka ny hamono tena raha izany....
7. endrika01 ( 23/10/2008 11:50)
xxx:

Mampimehy mihitsy ty zava mitranga ty,tovovavy 2,samy manoratra @ lelahy 1 ato @ serasera ry zareo,ary samy anaovan'ilay lelahy declaration d'amour daholo angamba.Asa zay niseho fa taty aoriana de lasa nifankafantatra hoe samy anoratan' ilay lelahy izy 2,ka dia rafitra ny fifanaovana taimbava fa mangalatra ny sipany hono,dia tena mifandolo ohatr'ireny mpirafy ireny ange zany e!Nefa ny comique de lay bandy iadiana tsy eo antoerana fa any France ary tsy mbola nihaona t@ ry zareo akory :-D :-D :-D :-D :-D fa juste mifanoratra fotsiny .Adaladala!



8. sipagasy ( 23/10/2008 15:41)
fiainana aby izany zanako hoy ilay raika izay hihihihih
9. ikaretsaka ( 23/10/2008 18:28)
izay mihisy ry sipagasy an
10. simplex ( 23/10/2008 19:17)

:D :D :D
ary mba efa nisy bandy niady joba tato ve? :P
11. ssendra ( 23/10/2008 19:52)
:-D :-D :-D :-D
12. Papoose ( 23/10/2008 20:11)
kiii tokony mba za no anisany niady tao fa za mbola tsy manana kleee!!
:cry: :cry:
13. ssendra ( 23/10/2008 20:26)
ka indry mbola papozy mila efa majeur vao tafiditra amzany :-D
14. sipagasy ( 24/10/2008 18:14)
ikaretsaka:

izay mihisy ry sipagasy an



ka izany anie hoy aho e!!! hihihih
15. diamondra27 ( 24/10/2008 18:58)
sakaizakely: ra zany de tsy olana fa alefako maka andry any ny jet-ko akia a

ssendra: efa nisy namono tena tokoa ve akia :lol:

domazy nanao xxx le nanoratra dinika

simplex: toa mbola tsy nisy teto ny fahalalako azy.
16. Papoose ( 24/10/2008 19:40)
ssendra, nga ko misy an'izany??? mba te hahita ny onjany za dieny zao ne e!zay fotsiny! fa za tsy hitsofoka any anaty vam na mila voninkazo neee!!
17. xxx ( 25/10/2008 09:46)
Tsy namono tena aloha ry zareo fa nifampitabataba teny andalambe sy nifandringotra volo :-D :-D Looooza ange zany ry reto e!Mba mailo ihany refa misy fihaonan'ny mpisera ireny fa eo ny vvavy no mifampiresaka sy mifanotany ps,dia kobo eo ny tantara.Ny resaka koa manan'elatra dia manidina e!
Fa lay bandy aloha angamba raha mihaona @ izy 2 de hifandritahany e!
18. ni81 ( 25/10/2008 11:23)
Fa lay bandy aloha angamba raha mihaona @ izy 2 de hifandritahany e!
fa manahoana ilay bandy angaha bogosy be? :lol: :lol:
19. ssendra ( 25/10/2008 12:04)
fa manahoana ilay bandy angaha bogosy be?
:-D :-D :-D
Looooza ange zany ry reto e!Mba mailo ihany refa misy fihaonan'ny mpisera ireny fa eo ny vvavy no mifampiresaka sy mifanotany ps,dia kobo eo ny tantara.Ny resaka koa manan'elatra dia manidina e!

raha ny fahazahoako azy izany dia ankizy mpandeha fiaonana namana serasera dago izany niady bandy nigandrogombolo izany :{ loooozz marina
20. ni81 ( 25/10/2008 12:15)
raha ny fahazahoako azy izany dia ankizy mpandeha fiaonana namana serasera dago izany niady bandy nigandrogombolo izany loooozz marina
:-D :-D :-D tandremo fa sao misy toy izany koa @ annif serasera 2008 an! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7353