Vevavy miady lehilahy eto @ serasera

41. ratonga ( 27/10/2008 16:48)
fahama....> aza miditra @ slipo téry wa :-D :-D :-D
ssendra> azo alavaina otran'ny talou zany lé volo ra izany ihany fa tsisy ataorana isy isintona na korontamboul aza :°) :-D
42. ssendra ( 27/10/2008 16:52)
ssendra> azo alavaina otran'ny talou zany lé volo ra izany ihany fa tsisy ataorana isy isintona na korontamboul aza
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

ianao anie oà ka hisy hanao hoe : "ratonga tay" eo ndray e! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =))
43. ratonga ( 27/10/2008 17:38)
:-D :-D :-D
44. ni81 ( 27/10/2008 17:48)
fa sao dia i ratonga kosa izany olona nahatonga ny niadivan'izy roa vavy tany dago izany ary e! Lazao izay marina fa tsisy maninona anao eto e! =)) =)) =)) =))
45. xxx ( 27/10/2008 17:50)
soa ny manan-droa kosa io e, tsy diso ny lehilahy
46. ssendra ( 27/10/2008 18:52)
43. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 27-10-2008 18:48:54
Lohateny : Re : Vevavy miady lehilahy eto @ serasera
fa sao dia i ratonga kosa izany olona nahatonga ny niadivan'izy roa vavy tany dago izany ary e! Lazao izay marina fa tsisy maninona anao eto e!


efa maro izay mantsy izay nanopàna olona mikasika anao izay ry ratonga :-D :-D :-D :-D :-D
47. ni81 ( 27/10/2008 19:01)
efa maro izay mantsy izay nanopàna olona mikasika anao izay ry ratonga
ary vedety malaza mihitsy izy izany ange e! :-D :-D
48. ikaretsaka ( 27/10/2008 19:36)
ratonga io fa tansiooooom :-D :-D :-D
49. ratonga ( 28/10/2008 16:37)
:-D :-D :-D
50. mangidy ( 28/10/2008 21:30)
/quote] :-D :-D :-D tandremo fa sao misy toy izany koa @ annif serasera 2008 an! :-D
:-D :-D :-D enga anie mba tsy ho hisy fa de efa hivonona am bizna ihany aho ny popkorn sy ny vandro :-P
[/quote]

hummmm
51. ssendra ( 29/10/2008 11:04)
draisss zao vao tena hita ny bogosité n'i ratonga tsy hita la y volo be sy loha sola :roll: :roll: :-D :-D :-D
52. ni81 ( 29/10/2008 12:07)
draisss zao vao tena hita ny bogosité n'i ratonga tsy hita la y volo be sy loha sola
ary tsy hitako indray io raha tsy izao, napetaka ao ambany satroka ireo volo taloha! Bôngôlosy ange izany tovolahy zany e! miaraka @ ilay tsiky malefaka, sy ny satroka bonetra tsara araka ny hiran'i Tselonina. Hitombo dia hitombo ny mpifandringo-bolo marina! =)) =))
53. ssendra ( 29/10/2008 14:18)
:-D :-D :-D :-D :-D
54. vale ( 30/10/2008 23:12)
ni81:

fa sao dia i ratonga kosa izany olona nahatonga ny niadivan'izy roa vavy tany dago izany ary e! Lazao izay marina fa tsisy maninona anao eto e! =)) =)) =)) =))



:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :^) :^) :^) :^)
55. ari.malala ( 31/10/2008 10:42)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
ssendra:
ianao anie oà ka hisy hanao hoe : "ratonga tay" eo ndray e!
hay kou v efa nisy anizany e =)) =)) =)) =))

ni81:
ary tsy hitako indray io raha tsy izao, napetaka ao ambany satroka ireo volo taloha! Bôngôlosy ange izany tovolahy zany e! miaraka @ ilay tsiky malefaka, sy ny satroka bonetra tsara araka ny hiran'i Tselonina. Hitombo dia hitombo ny mpifandringo-bolo marina!


tena ts nahatana fimehezana aky za fa tena nikakakaka mafy b! ts nampoiziko mitns le filazandry anle hoe "Bôngôlosy" =)) =)) =)) =)) =))
56. ni81 ( 31/10/2008 11:44)
tena ts nahatana fimehezana aky za fa tena nikakakaka mafy b! ts nampoiziko mitns le filazandry anle hoe "Bôngôlosy"
=)) =)) =)) Dray, f'indry ve ahoana e? Miova foana oa ny avatar-ny! :-D :-D hain-dry ilay ohabolana hoe: nandalo ramaka ka may ny tanàna? Fa eto dia hoe: nandalo ratonga dia nifanongotana ny volo (satria io mandringo-bolo io no tena adin'ny vehivavy rehefa miady) =)) =))
57. fijo ( 06/11/2008 23:14)
inona nefa no hiadivana e????mitadiava hafa indray fa tssssss.

ary aza manome tsiny bandy moa ianareo,fa ny azy anie mba resadresaka serasera e;nare no gaigy mora adalainy.
58. melody ( 10/11/2008 19:46)
Marina ny any fijo, mitadiava hafa f'aza miady @ izany, ankoatr'izay, aza mora adalaina @ hoe zetaime fa ny lhl ange ka tena mahay mampiresaka sy mampihesona e na raha lhl aza very kaonty hoe iza avy moa no nanaovany decalaration :wink:
:lol: :lol:
59. fijo ( 10/11/2008 22:59)
izay mantsy,hoy ilay hira fahiny izay hoe"vadinao koa vamba,mangala koa hafa"
60. melody ( 11/11/2008 15:17)
fijo, inona kay no dikan'io "vadinao koa vamba,mangala koa hafa" ? :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0088