Vevavy miady lehilahy eto @ serasera

21. ikaretsaka ( 25/10/2008 16:10)
aoka marina
22. ssendra ( 25/10/2008 17:59)
ni81:

raha ny fahazahoako azy izany dia ankizy mpandeha fiaonana namana serasera dago izany niady bandy nigandrogombolo izany loooozz marina
:-D :-D :-D tandremo fa sao misy toy izany koa @ annif serasera 2008 an! :-D



:-D :-D :-D enga anie mba tsy ho hisy fa de efa hivonona am bizna ihany aho ny popkorn sy ny vandro :-P
23. sipagasy ( 25/10/2008 18:12)
kay klehh ssendra, efa hivonona iznay isika hijery 'rombo' izany veh?? hihihihih
24. ssendra ( 25/10/2008 18:16)
sipagasy , izaho kosa aloha tsy manantena fa ho hisy izany fa de hivonona ihany hihihihi
25. fahamarinana ( 26/10/2008 09:16)
:arrow: zahay zany tsy ahita satria tsa misy video eto fa mety ho sary monja... :°) (l)
26. endrika01 ( 26/10/2008 09:51)
xxx:

Tsy namono tena aloha ry zareo fa nifampitabataba teny andalambe sy nifandringotra volo :-D :-D Looooza ange zany ry reto e!Mba mailo ihany refa misy fihaonan'ny mpisera ireny fa eo ny vvavy no mifampiresaka sy mifanotany ps,dia kobo eo ny tantara.Ny resaka koa manan'elatra dia manidina e!





ka raha izany tsy aleo zany mande couple fona refa mamonjy
fihaonana namana serasera,hiiiii
:-P :-P :-P
27. ssendra ( 26/10/2008 10:50)
ka raha izany tsy aleo zany mande couple fona refa mamonjy
fihaonana namana serasera,hiiiii
ka ny olana anie tsy eo ry endrika e! tsy hoe mitondra couple na tsia fa lay bandy hifandrotahambolo aza aty ivelany moa izy roa any madà :^) raha tena marina koa aloha izany e :-P
28. sipagasy ( 26/10/2008 19:22)
tsy niomehy injay aho raha tsy iny hihihihi
29. xxx ( 27/10/2008 07:06)
ssendra: tsy mampiresaka fotsiny ve akia io a, tam za tany dago tsy nisy niady zany le vhv tany fa le mpamorona dinika koa no mampiresaka e

30. ninimalala ( 27/10/2008 07:11)
Misy ny vehivavy de ondrakondrafana fa lay lehilahy naka fanahy ko no tena alika nohon'ny alika

xxx:

Mampimehy mihitsy ty zava mitranga ty,tovovavy 2,samy manoratra @ lelahy 1 ato @ serasera ry zareo,ary samy anaovan'ilay lelahy declaration d'amour daholo angamba.Asa zay niseho fa taty aoriana de lasa nifankafantatra hoe samy anoratan' ilay lelahy izy 2,ka dia rafitra ny fifanaovana taimbava fa mangalatra ny sipany hono,dia tena mifandolo ohatr'ireny mpirafy ireny ange zany e!Nefa ny comique de lay bandy iadiana tsy eo antoerana fa any France ary tsy mbola nihaona t@ ry zareo akory :-D :-D :-D :-D :-D fa juste mifanoratra fotsiny .Adaladala!



31. ratonga ( 27/10/2008 09:33)
so ihany ah fa kokorazé tsisy volo ho sintomina =)) =)) =))
32. ni81 ( 27/10/2008 09:35)
so ihany ah fa kokorazé tsisy volo ho sintomina
=)) =)) mitandrema ihany fa sao misy hafa voasintona =)) =))
33. ratonga ( 27/10/2008 10:34)
efa nosolaina ko ny hafa tsy tahakan'lé hitan'i kala-ni farany iny =)) =)) =))
34. ni81 ( 27/10/2008 11:10)
efa nosolaina ko ny hafa tsy tahakan'lé hitan'i kala-ni farany iny
=)) =)) =)) :-$
35. fahamarinana ( 27/10/2008 12:08)
:arrow: ary reto manana tsiambaratelo an... :-D (l)
36. ratonga ( 27/10/2008 12:19)
:-D :-D :-D
37. ni81 ( 27/10/2008 12:24)
ary reto manana tsiambaratelo an...
ratonga ihany manko io o! :( :-D :-D
38. fahamarinana ( 27/10/2008 12:29)
:arrow: alazako njiko fa maditra.. :°) (l)
39. ssendra ( 27/10/2008 13:54)
. Mpandefa : ratonga [ Valio ] 27-10-2008 10:33:23
Lohateny : Re : Vevavy miady lehilahy eto @ serasera
so ihany ah fa kokorazé tsisy volo ho sintomina


kq tsy ilay volon'ny ratonga anie no hifampisotomana fa izy mirahavavy no mifandrongombolo hono e! izany hoe ianao no mampisavoritaka andry zareo any lavitra any :-D
40. ikaretsaka ( 27/10/2008 16:46)
ooooooo
raharaha izany :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8316