Raharaha sarotra

1. Eumilianah ( 14/10/2008 12:09)
Namako be 'lay vevavy sady mpifanefitra amiko nefa tsy mamela ahy ny vadiny. Tsy haritro ka nontantaraiko t@ vevavy tompom-bady hoe: mikoty ahy fona ny vadinao nefa tsy te hamadika anao aho, rariva ny rendez-vous nay ao antranoko ka ianao no halefako ao. Tsy mampiretra jiro 'lay namako fa tonga de niandry teo ambony fandriana. Vita ny retraretra de zay vao fantany fa vadiny ihany no tao fa tsy zaho. Nisaraka izy refaveo, faute-ko ve?
répondu par ftlozy le 25/10/2008 00:01
2. nathie86 ( 14/10/2008 12:17)
trop b ko zany
3. ni81 ( 14/10/2008 12:27)
Namako be 'lay vevavy sady mpifanefitra amiko nefa tsy mamela ahy ny vadiny. Tsy haritro ka nontantaraiko t@ vevavy tompom-bady hoe: mikoty ahy fona ny vadinao nefa tsy te hamadika anao aho, rariva ny rendez-vous nay ao antranoko ka ianao no halefako ao. Tsy mampiretra jiro 'lay namako fa tonga de niandry teo ambony fandriana. Vita ny retraretra de zay vao fantany fa vadiny ihany no tao fa tsy zaho. Nisaraka izy refaveo, faute-ko ve?
Tokony mba hampitandrina ilay rangahy ihany ianao hoe alazako @ vadinao raha mbola mitohy izao ataonao izao. Fa izaho aloha tsy manao hoe faute-nao na izany aza an!
4. sakaizakely ( 14/10/2008 12:36)
sodé tantara voroka zany :-D :-D :-D :-D

vadiny ve de tsy fantany na ny fofony, ny fihetsiny, ny volony, ny feony sns... :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
5. ni81 ( 14/10/2008 12:56)
sodé tantara voroka zany

vadiny ve de tsy fantany na ny fofony, ny fihetsiny, ny volony, ny feony sns...
toa marina tokoa :roll: :roll:
6. ganakely ( 14/10/2008 12:56)
:D :D :D
Resaka possible zany ry sakaizakely fa aiza ve no hisy feony sy ny retraretra nefa izy roa ange mangalatra eh!
sady vehivevy raha hanao zavatra mavita eh! za kalou efa nahita cas mitovitovy amin'io eh! fa henjana zany ra vehivavy ah!
7. ainaheri ( 14/10/2008 13:07)
Ary hono oa,raha nikoty anao fona izy ,donc nanaiky ny hiaraka aminy zany ianao,matoa niditra ilay rangah tsy nanisy resaka fa tondé niakatra??
8. xxx ( 14/10/2008 13:25)
Eumilianah:

rariva ny rendez-vous nay ao antranoko ka ianao no halefako ao. Tsy mampiretra jiro 'lay namako fa tonga de niandry teo ambony fandriana. Vita ny retraretra de zay vao fantany fa vadiny ihany no tao fa tsy zaho. Nisaraka izy refaveo, faute-ko ve?
tena ilay tantara henoko tao am radiovazogasy io !


:wink:
9. xxx ( 14/10/2008 13:28)
sakaizakely:

sodé tantara voroka zany :-D :-D :-D :-D

vadiny ve de tsy fantany na ny fofony, ny fihetsiny, ny volony, ny feony sns... :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
ka zay indrindra manko ! ilay tantara henoko tao am radiovazogasy dia tsy misy valaka ohatran'io lazainy io saingy kobon'le vadiny ihany hoe vadiny na dia nisolo ranomanitra aza izy !


10. ni81 ( 14/10/2008 13:30)
ka zay indrindra manko ! ilay tantara henoko tao am radiovazogasy dia tsy misy valaka ohatran'io lazainy io saingy kobon'le vadiny ihany hoe vadiny na dia nisolo ranomanitra aza izy !
ka tany izany no niseho raha izany, dia nentiny ento hamoronana dinika e! :lol: :lol:
11. xxx ( 14/10/2008 13:39)
ainaheri:

Ary hono oa,raha nikoty anao fona izy ,donc nanaiky ny hiaraka aminy zany ianao,matoa niditra ilay rangah tsy nanisy resaka fa tondé niakatra??
avy dia fantany we ato ny hefitra misy ny fandriana ? humm...avy dia niditra , toundé tao ??? de vita ny ....toundé io no natao fa tsy nifampiresaka na dia kely aza ???


:-w :-w :-w :-w :-w :-w tena ilay tantara tao am RVG marina :-D :-D :-D :-D :-D
12. nathie86 ( 15/10/2008 06:28)
fa ilay izy ko tonde nanaiky hono ilay ramatoa vadiny, fa ra izaà no teo @ toerany d navelako mintsy oe efa akaiky ho raikitra tonde natosiko faty tany, oe zao v no ataonao ry ilay vendrana ty.
Fa miombokevitra @ sakaiza iany za, vadiny marina tokoa v d tsy ho tsapany mintsy oe tena ilay isan'andro iany zany liety eh.
Ny tena mampe ko d tonde raikitra ono, tsis kozy hahahahahaha lol
13. salopard ( 15/10/2008 07:39)
le bandy no mampalahelo:
-de aiza intsony ny sakafon-drazoky @ izany:
-ny vady lasa
-ilay raneny nokotiana tsy azo
tsy rariny kosa ka....
Mila miakatra tribonaly izany
tsy ampy dôzy e!
sniff, tchouff....
14. ratonga ( 15/10/2008 08:18)
:-D :-D :-D
15. tywa68 ( 15/10/2008 08:39)
16. Eumilianah ( 15/10/2008 09:14)
Nareo kou tonga de manakiana be. Tsy misy RVG zany aty @ province ary zao no tena zava-niseho: vita ny nataony de hoy ilay lela, enao tena mahay manao be fa ny vadiko tsy hoatra anao de noharatsiny be lay vadiny... Tsy haiko alou na lay rangah no naheno ny radionareo de nampihatra taty aminay fa tena tantara nisy izy io. Fa ny tena nasosotra 'lay namako de izy noharatsin'ny vadiny t@-olou. Fomban-delahy te ....io eh!
17. tywa68 ( 15/10/2008 09:35)
Nathie86 sy xxx : bizarre marina e ? :-D
Eumilianah hono tsy mamorona fa tena nisy io ! ilay vhv koa d tena tsss :-w
18. sakaizakely ( 15/10/2008 10:01)
ka le oul né betsaka no te ho vedety de zavatra henony taman'oul na tam radio de oe tena za mits é

averiko ndray fa mpivady zany na tapenana aza ny maso de arakao foana ny fihetsiny, ny fisentony, ny alehan'ny tanany :-$ .... na klône-ny aza aiza no tsy ahafantarana oe izy ity na tsia :-D :-D :-D

asakazak ze hino hino atsanga tsy amanorana :°)
19. Eumilianah ( 15/10/2008 10:09)
Tena ts ho acteur mints ra ny fahazoko an'i sakaizakely. Na ny ampahan'ny tanatara @ baiboly iny anie dia azo realisena eh! Sady tsisy ts tanteraka zany raha te hanaka-danitra mo refa mamomamo kou de................
Minoa fotsiny ihany.
Mbola averiko ndray: mety naheno ny tantaranao ozy de notanterainy. (l) (l) (l) (l) (l)
20. xxx ( 15/10/2008 10:11)
Eumilianah:

Nareo kou tonga de manakiana be. Tsy misy RVG zany aty @ province ary zao no tena zava-niseho: vita ny nataony de hoy ilay lela, enao tena mahay manao be fa ny vadiko tsy hoatra anao de noharatsiny be lay vadiny... Tsy haiko alou na lay rangah no naheno ny radionareo de nampihatra taty aminay fa tena tantara nisy izy io. Fa ny tena nasosotra 'lay namako de izy noharatsin'ny vadiny t@-olou. Fomban-delahy te ....io eh!
"Eumilianah":
Tsy misy RVG zany aty @ province
misy RVG kosa any eh ! raha misy internet dia afaka mihaino RVG :wink:
"Eumilianah":
. Tsy haiko alou na lay rangah no naheno ny radionareo de nampihatra taty aminay fa tena tantara nisy izy io
zany v ? nefa nareo roa vavy be zao no nanao an'lé paika ?
"Eumilianah":
Tsy haritro ka nontantaraiko t@ vevavy tompom-bady hoe: mikoty ahy fona ny vadinao nefa tsy te hamadika anao aho, rariva ny rendez-vous nay ao antranoko ka ianao no halefako ao. Tsy mampiretra jiro 'lay namako fa tonga de niandry teo ambony fandriana.
:-w :-w :-w :-w

fa na izay aza kalou de tena kapoka iray am lé tantara nandeha tao am RVG eh !
mahagaga sy mahatalanjona koh ity lazainao :-D :-D :-D :-D vadiny efa zatra manao aminy zao ve dia tsy ho fantany ny fihetsiny ? ny fofony ? ny feony ? na dia ilay feo rehefa tonga am....aza ve de tsy ho kobony ? :-D :-D :-D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.5339