Raharaha sarotra

41. tywa68 ( 16/10/2008 09:22)
ô ry Noue a : efa vonona v ny popcorn fa hijery sonema isika :-D
42. Eumilianah ( 16/10/2008 11:00)
hi!hi!hi! alefaso ndray ny manaraka eh! efa iny ary ny introduction dia anareo ny conclusion! :-D :-D :-D
43. Noue ( 16/10/2008 11:08)
tywa68:

ô ry Noue a : efa vonona v ny popcorn fa hijery sonema isika :-D
iéééééééé miandry andriko fotsiny aniééé aho eeeeee


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
44. Noue ( 16/10/2008 11:12)
MMS:

Eo reto manao redy2 eo daholo ;mamorona tantara vaovao eo daholo ! :-D :-D



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) mba miala voly eeeeeeeeee :-D :-D :-D :-D :-D
45. Noue ( 16/10/2008 11:20)
ao tohizana kely kosa eeeee

dia nandé hono dia nandé
dia nandé t@ arabe
arabe feno vatokely
vatokely malama loha

(dia ahoana moa ny tohiny)????
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
46. ni81 ( 16/10/2008 11:36)
arabe feno vatokely
vatokely malama loha
vatokely marani-doha ka! :lol: :lol:
47. MMS ( 16/10/2008 11:38)
ao tohizana kely kosa eeeee

dia nandé hono dia nandé
dia nandé t@ arabe
arabe feno vatokely
vatokely malama loha

(dia ahoana moa ny tohiny)????
=)) =))
Angano ,angano ,arira, arira ,zaho mpamaky , enao mpitantara!
Asio tohiny eh ! =)) =)) =))
48. fahamarinana ( 16/10/2008 11:49)
:arrow: dia nandalo hono ilay vazaha
dia nanao hoe comment
dia novaliako hoe cha va!! (l)
49. harybe ( 16/10/2008 12:06)
in indray zany tantara @ arabe zany? sa misy mivarotra andalambe indray iz ty
50. tywa68 ( 16/10/2008 12:32)
ni81 : tsory ny marina ! iza no eritreretinjy eo ! mody poezy vatokely marani-doha :-D :-D
51. Noue ( 16/10/2008 13:22)
fahamarinana:

:arrow: dia nandalo hono ilay vazaha
dia nanao hoe comment
dia novaliako hoe cha va!! (l)
cha cha cha !
ce soir nous allons dansééééé
sans chemise et sans pantalon



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
52. ni81 ( 16/10/2008 13:34)
ni81 : tsory ny marina ! iza no eritreretinjy eo ! mody poezy vatokely marani-doha
zany akia lé izy a! misy ilay hoe kodiarana 4 ny tomôbil :-D :-D
53. tywa68 ( 16/10/2008 19:09)
tena tsy arako intsony lay resaka :-D :-D
54. Eumilianah ( 17/10/2008 05:38)
Hoy i Noue:
cha cha cha !
ce soir nous allons dansééééé
sans chemise et sans pantalon


au bal masquéeeeeeeeeeeee
coléee serééééééééééé :miam: :miam: :miam: :miam: :miam: :miam: :miam:
55. tywa68 ( 17/10/2008 13:25)
ô bal ô bal ô bal ô bal maskéeeeeee :-D
56. sakaizakely ( 17/10/2008 14:18)
to mipitsoka dol ny bilao ato zany :°) :°) :°) :°)

marihiko fa ny maha tantara voroka azy amiko dia ilay fisandohana fandraisana anjara tam le tantara, "za sy le namako" hono
de mbola midohika ihany oe le lhl angamba no naheno RVG
de blibla blibla

raha mba nitsotra tamboalohany oe tantara henoko zao sy zao de ahoana ny fihevitrareo azy de ho nandeha oazy ny resaka

fa tsy manodindresaka amina hira molamola eo doly

:lol: :lol: :lol:
57. tywa68 ( 17/10/2008 19:02)
koa efa hoe nipitsoka bilao zany koa :-D :-D
58. ikaretsaka ( 19/10/2008 22:41)
sakaizakely:

sodé tantara voroka zany :-D :-D :-D :-D

vadiny ve de tsy fantany na ny fofony, ny fihetsiny, ny volony, ny feony sns... :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:

mety manao tsaokalentik'ambanivohitra ny fomban'i lery ko... ingaina ny akanjo de salobon-komana ao...


59. kelly13 ( 20/10/2008 18:22)
saika natory za
60. karinah ( 20/10/2008 21:14)
harybe:

na de oe sipa kambana aza ve ny vadinao de ao anaty maizina ao de tsy ho fantatrao oe tsy iz io!! sady taiza ko no misy oe vô miditra ny trano ilay bandy tsisy resaka tsisy ninin fa tonga d action action!!
:-D :-D ko raha tsy film erotik iz ty ka hisy an'izany!
zah ko de mitovy @ ilay sakaiza io ambony io fa tantara ka tantara fa tsy mitombony amiko zany oe tsy kobon'ilery mintsy oe ilay ramatoa ao antranony tainganany lava ihany ange io eo ambaniny io na de oe ranomanitr'ilay namany aza no anaovany!!




:lol: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D mampime beeee,hihihihihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2062