Raharaha sarotra

21. xxx ( 15/10/2008 10:23)
sakaizakely:

ka le oul né betsaka no te ho vedety de zavatra henony taman'oul na tam radio de oe tena za mits é

averiko ndray fa mpivady zany na tapenana aza ny maso de arakao foana ny fihetsiny, ny fisentony, ny alehan'ny tanany :-$ .... na klône-ny aza aiza no tsy ahafantarana oe izy ity na tsia :-D :-D :-D

asakazak ze hino hino atsanga tsy amanorana :°)
zah kalou de tsy mino an'io tantara io satria tena kapoka iray tam le tantara nandé tao am RVG eh !

ny tao am RVG aza nomen'le sipa an'lé vadiny ny ranomanitriny nefa kobo ihany


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

fa tena zistoire kapoka iray an ! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
22. tywa68 ( 15/10/2008 10:36)
Eumilianah:

Tena ts ho acteur mints ra ny fahazoko an'i sakaizakely. Na ny ampahan'ny tanatara @ baiboly iny anie dia azo realisena eh! Sady tsisy ts tanteraka zany raha te hanaka-danitra mo refa mamomamo kou de................
Minoa fotsiny ihany.
Mbola averiko ndray: mety naheno ny tantaranao ozy de notanterainy. (l) (l) (l) (l) (l)

Inn no hidiran'ny baiboly eto aloha e ?? :lol: Fenoy ny banga ô :°)
23. fahamarinana ( 15/10/2008 11:12)
:arrow: :-D :-D naika tinapaka ny tsinaiko amin'ilay rvg tsy misy any amin'ny province... (l)
24. sakaizakely ( 15/10/2008 11:30)
Eumiliana> tantarako ndray nga ? za ve nanokatra le dinika ? to mivadibadidela zany le aktrisy :-D :-D :-D :-D :-D :-D

ra za njy de toriko ny RVG akako droa dôter raha ny tantarako no avoakany poblika tsisy ôtôrizasiô-ko :-P :-P :-P

tywa68
Inn no hidiran'ny baiboly eto aloha e ?? :lol: Fenoy ny banga ô :°)


ka mety ho aktrisy tao am baiboly kou zany né Eumilia é :lol: :lol: :lol:

fahamarinana:
:arrow: :-D :-D naika tinapaka ny tsinaiko amin'ilay rvg tsy misy any amin'ny province... (l)


omeko fanjaitra njy :-P
25. sakaizakely ( 15/10/2008 11:35)
xxx20
za klou na tsy naheno RVG aza de koboko ihany le tantara fa fosika e

za kou tsy ho aktrisy na tantara fosika kou :°) :°)
26. xxx ( 15/10/2008 13:55)
"Eumilianah":
Tsy misy RVG zany aty @ province
:-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) ié ! raha tsis internet kosa kalou de tsis RVG eh ! de tsy afaka mi-surf :-D :-D :-D
" Eumilianah":
Tsy haiko alou na lay rangah no naheno ny radionareo de nampihatra taty aminay fa tena tantara nisy izy io.
"Eumilianah":
Tsy haritro ka nontantaraiko t@ vevavy tompom-bady hoe: mikoty ahy fona ny vadinao nefa tsy te hamadika anao aho, rariva ny rendez-vous nay ao antranoko ka ianao no halefako ao
hihihihihhi misy contradictoire le izy an ! :-D :-D :-D de le rangaha ve no naheno an'le tantara de nampihatra azy tam nareo nefa nareo roa vavy be zao miaraka manao an'le paika io ambony io ? :-D :-D :-D :-D :-D
"Eumilianah":
Tsy mampiretra jiro 'lay namako fa tonga de niandry teo ambony fandriana. Vita ny retraretra de zay vao fantany fa vadiny ihany no tao fa tsy zaho
sa ve le rangaha koh no nilaza we zao atao ? aza ampiretina ny jiro sns...satria izy no naheno an'le tantara de nampihatra azy tam nareo ? :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
"Eumilianah":
Tsy haiko alou na lay rangah no naheno ny radionareo de nampihatra taty aminay
:-D :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =))
27. harybe ( 15/10/2008 14:40)
na de oe sipa kambana aza ve ny vadinao de ao anaty maizina ao de tsy ho fantatrao oe tsy iz io!! sady taiza ko no misy oe vô miditra ny trano ilay bandy tsisy resaka tsisy ninin fa tonga d action action!!
:-D :-D ko raha tsy film erotik iz ty ka hisy an'izany!
zah ko de mitovy @ ilay sakaiza io ambony io fa tantara ka tantara fa tsy mitombony amiko zany oe tsy kobon'ilery mintsy oe ilay ramatoa ao antranony tainganany lava ihany ange io eo ambaniny io na de oe ranomanitr'ilay namany aza no anaovany!!
28. Noue ( 15/10/2008 14:48)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D na dia notapenana aza ve ny masony tsy ho fantany ihany hoe ny vadiko ihany io ????? :-D :-D :-D

ilay izy koa ve dia hoe tonga ilay lehilahy avy dia namonjy direkta ao @ maizina ao avy dia ao am-pandriana tsy misy resaka na dia kely aza eeee ????? :-D :-D :-D :-D :-D
29. miranto81 ( 15/10/2008 15:00)
Izaho koa efa naheno tantara ohatra an'io. Sady tsy tamin'ny radio vazo gasy. Dia omby hono no nataony tao an-trano.

Dia izany hono no nahatonga ilay fitenenana hoe: "tratra am-body omby".

:@
30. Noue ( 15/10/2008 15:23)
tratra am-body omby aaaaaaa =)) =)) =)) =)) ka ilay izy tsy tratra fa ahoana re eeee :-D :-D :-D

dia aiza koa no hoe tonga ilay bandy avy dia fantany hoe eo ao am-pandriana miandry azy ao ilay vehivavy ????? :-D :-D :-D :-D dia tsy akihetsika , tsy akiteny fa avy dia raikitra ao ????? :-D :-D :-D :-D :-D
31. miranto81 ( 15/10/2008 15:38)
Na ilay radio vazo gasy koa aza ange nianatra an'i Arnol Schwarzeneger e! ilay tamin'ny True Lies. Sady toa tany amin'ny province mihitsy iny no notournena. :-D :-D
32. Noue ( 15/10/2008 16:03)
miranto81 > iééééé :-D :-D :-D :-D :-D :-D
33. miranto81 ( 15/10/2008 19:03)
:-D :-D tena sarotra ity raharaha ity
34. haritianah ( 15/10/2008 19:08)
salany hafahafa amiko lé fitatarana an ilay zvtr lazain'i EUMILIANAH.
Otrany zvtr foronina ka, dé enao zao vé ts hahalala owé ts lé sipa kotiko ity miaraka amiko ity, ary ts hahafantatra owé vadiko zany.
Na dia owé mipika zany ny jiro, sa kosa tena mitovy tanteraka enao sy lé tena vadiny.
Asa alou fa ts mitombona zany owé vadinao no niaraka aminao nefa lé sipa no eritreretinao.Meme ny fofona fotsiny dia efa ts itovy na samy vhv aza.
35. Noue ( 15/10/2008 19:24)
Eumilianah:

zao no tena zava-niseho: vita ny nataony de hoy ilay lela, enao tena mahay manao be fa ny vadiko tsy hoatra anao de noharatsiny be lay vadiny... Tsy haiko alou na lay rangah no naheno ny radionareo de nampihatra taty aminay fa tena tantara nisy izy io. Fa ny tena nasosotra 'lay namako de izy noharatsin'ny vadiny t@-olou. Fomban-delahy te ....io eh!
ao dinihana kely hoe ny tena fandehan'ilay tantara eeeeeee

tonga hono ilay bandy tao anaty aizina be
avy dia nizotra tao @ chambre
dia efa nivalapatra tao ilay vehivavy (ilay vadiny io aaaaaa)
avy dia tao eeeeeee (tsy akiteny io na dia pitiny aza aaaaaaa)
vita ny natao dia iny fa fanaratsiana ny vadiny no nataony
dia lazainy hoe tena mahay manao be ianao fa ny vadiko tsy oatra anao

(gaigy be izany manao @ vadiny zany nefa tsy fantany akory hoe vadiny io ! vadiny nanao taminy hatramin'zay)

dia tsy mba niteny na dia "a" aza ilay vadiny fa dia manaiky fahatany zay tian'ilay bandy anaovana azy ao veeeee????

raharaha sarotra ity tantara ity


=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

dia mba mitombona veeeeee zao eeeeee ???? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
36. miranto81 ( 15/10/2008 20:17)
nisy voadingana ilay tantara :-D :-D :-D :-D eo amin'ilay action tsara tonga vita izay natao =)) =)) =)) izaho mbaliana be
asivo tantara hafa indray e!
37. MMS ( 16/10/2008 05:31)
Eo reto manao redy2 eo daholo ;mamorona tantara vaovao eo daholo ! :-D :-D
38. Eumilianah ( 16/10/2008 05:41)
Zao e !le resaka ange samy tsy nisy nanatrika tany e ! fa tonga izy mitsam no nanao ny film tany ,fa fotsiny hoe raha miresaka ry zareo ao an'efitra ao de tonga de kobon'le tompom-bady avy hatrany oe ,inona no ataon'ny vadiko ao raha alina ny andro!izy nefa tsy mody an-trano :ny anay roa vavy efa niresaka tsara ny zavatra atao @ le vadiny!
39. tywa68 ( 16/10/2008 06:05)
eny ary e :lol: :-D
40. Noue ( 16/10/2008 08:28)
hay moa film marina ilay izy aaaa :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1521