Inona no antony hideranao an'Atra ?
1. niryna
(
11/10/2008 03:42)
Samy nomen'Atra fahasoavana avokoa isika rehetra .Mety tsy ho tsaroana angamba indraindray ary mety hoe ny fahaizako no nahatonga ahy toa izao .Ny heriko sy ny tenako ihany no nahatonga ahy toa izao.Faly aho mametraka izany teny izany hianao .Moa ve dia ny herintsika irery tokoa no nahatonga antsika amin'izao toeran-tsika izao ?
Indraindray tokoa dia misy miteny hoe dia miangatra Atra fa maninona aho no ataony mijaly kanefa jereo ranona tsy miangona ,tsy mino an'Atra ataony manan-karena ?
Enga anie ka tsy isika no hiteny izany !
Inona tokoano mahatonga ny olona hidera an'Atra ?
(l) niryna

répondu par niryna le 18/10/2008 00:08
2. rafitia
(
11/10/2008 05:52)
(l)tsy afaka miankina @ herin'ny tena samirery isika olombelona fa fitiavan'Andriamanitra no nahatonga izao tontolo izao. rehefa tsy mahazo valim-bavaka de miteny hoe miangatra fa io miankina @ tsi 1 araka ny finoana hanananao. mivavaha de aza mitsahatra fa fitiavana tsy mety lany no zarain'Andriamanitra eto antany
3. badboy
(
11/10/2008 07:52)
Izany hoe raha azoko tsara dia Atra no nampanakarena, dia mbola Izy koa no mampahantra sy mampijaly ireo mijaly rehetra!! Izany hoe izy izany no nifidy ireo mpitondra mampijaly ny vahoaka ao aminy, ary nofidiany manokana ireo satria ny tanjony dia ny hampijay ireo olona ireo!! Izay ve izany no tena fahitanao ilay Atra ivavahanao??? Sao de mba tsy rariny!!! :twisted: :twisted: :twisted:
4. tywa68
(
11/10/2008 08:11)
Niryna : ny antony hideràko an'Atra d tsapako fa mitantana ahy isanandro izy, ary tsy matahotra aho handroso, na tsy mendrika aza, satria misy Azy.
Badboy : Tsy atao hanakana antsika hanantona Azy ny zava-manjo mandazona @ fiainana (zay vokatry ny nataondra-olombelona ihany) fa anisany ady tsy maintsy atrehana hiverenana any aminy :lol:
Badboy : Tsy atao hanakana antsika hanantona Azy ny zava-manjo mandazona @ fiainana (zay vokatry ny nataondra-olombelona ihany) fa anisany ady tsy maintsy atrehana hiverenana any aminy :lol:
5. badboy
(
11/10/2008 11:04)
Misaotra anao tywa68 nametraka fa TOMPONANDRAIKITRA RAOLOMBELONA @ izay mitranga aminy, na tsara io na ratsy!!! 8) 8) 8)
7. cutie
(
11/10/2008 15:07)
ty ny ahy ny antony :)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/andriamanitra%2Bfitiavana/video/x547ju_andriamanitra-fitiavana-ndriana-ram_music
http://www.dailymotion.com/relevance/search/andriamanitra%2Bfitiavana/video/x547ju_andriamanitra-fitiavana-ndriana-ram_music
8. mignone
(
12/10/2008 15:41)
ary impiry miova ny mpihira anio hira io ry cutie izany , tsefa in5 zay ve ? hors sizé za louny ee :°)
9. Zakou
(
13/10/2008 03:19)
Tsy afaka tena hisaotra raha tsy efa tena nandray...
Ny aiNy mihitsy no nividianany ahy nahazoako ny fiainana mandrakizay.
Novonjeny hiala tao amin'ny maizina aloha, tsy misy intsony ny firaparapana, dia nomeny maimaim-poana indray ny zavatra rehetra. Zava-dehibe indrindra amin'ny fandalovako eto an-tany izany ary nahitako mazava ny làlana haleha raha miala ety. Ahoana no hafahana tsy hisaotra amin'izany?
Ho an'izay mbola misalasa dia andramo fa tsy hanenenanao.

10. xxx
(
13/10/2008 09:05)
Midera an'Andriamanitra aho satria lehibe loatra ny fitiavany antsika olombelona, nomeny ny zanany lahitokana mba ho famonjena ho ahy ho anao! mbola nomeny fotoana hahafahako mibebaka, ary mangataka aminy mba hampitomboiny ny finoako na de toy ny voatsinapy aza! Mba ho sokafany ny masoko mba hahitako tokoa ilay tena lalàna sy fahamarinana ary fiainana izay mitondra any amin'ny fanjakan'ny lanitra!
11. prime
(
13/10/2008 11:36)
niryna:... Misaotra amin'ilay lohahevitra...
Inona tokoano mahatonga ny olona hidera an'Atra ?
Ny valin'io fanontaniana io raha ny hevitro dia hoe "inona no antony tsy hiderako an'Andriamanitra raha ny nataony rehetra hatr'izao sy ho mandrakizay?"
12. ikaretsaka
(
13/10/2008 14:12)
Samy nomen'Atra fahasoavana avokoa isika rehetra
marina...fa maninona tokoa hoa' rehefa hoe "nomen'andriamanitra fahasoavana" ihany vao hoe "midera an'Atra e"
nefa tokony hoe "ho voninahitr'Andriamanitrea anie ny asantsika rehetra..aleloia..." hoy ilay zafindraony izay!
13. niryna
(
14/10/2008 03:19)
rafitia:
(l)tsy afaka miankina @ herin'ny tena samirery isika olombelona fa fitiavan'Andriamanitra no nahatonga izao tontolo izao.
marina tokoa izany..Noho Izy no mahatonga izao ahy..izay nomeny hery ho tonga zanany koa.
Midera Azy aho noho ny nanamboarany izao tontolo izao (ny lanitra sy ny tany)
Izy no nanome fofon'aina ary manampy ny andro hiainako isan'andro ka mbola ahafahako mizara ny teniNy ary hiderako Azy izany.
Izy no namoha ahy ary dia mbola nomeny andro indray aho hizarako izany fahasoavana izany amintsika,ny manodidina ahy ary ireo izay mangetaheta ny Anarany.
Izy no loharanom-pamonjena ary ny fitiavany lehibe no nasehony antsika rehetra dia ny nanomezany Ny Zanany mba hamonjy antsika Deraina ny anaraNy .Aleloia :D
rehefa tsy mahazo valim-bavaka de miteny hoe miangatra fa io miankina @ tsi 1 araka ny finoana hanananao.
ka mahavelom-panontaniana ny olona kosa anie ilay izy e :D
=D
mivavaha de aza mitsahatra fa fitiavana tsy mety lany no zarain'Andriamanitra eto antany
14. niryna
(
14/10/2008 03:20)
badboy:
Izany hoe raha azoko tsara dia Atra no nampanakarena, dia mbola Izy koa no mampahantra sy mampijaly ireo mijaly rehetra!! Izany hoe izy izany no nifidy ireo mpitondra mampijaly ny vahoaka ao aminy, ary nofidiany manokana ireo satria ny tanjony dia ny hampijay ireo olona ireo!! Izay ve izany no tena fahitanao ilay Atra ivavahanao??? Sao de mba tsy rariny!!! :twisted: :twisted: :twisted:
izay ve ny fazahoanao azy :D
15. niryna
(
14/10/2008 03:21)
tywa68:
Niryna : ny antony hideràko an'Atra d tsapako fa mitantana ahy isanandro izy, ary tsy matahotra aho handroso, na tsy mendrika aza, satria misy Azy.
Badboy : Tsy atao hanakana antsika hanantona Azy ny zava-manjo mandazona @ fiainana (zay vokatry ny nataondra-olombelona ihany) fa anisany ady tsy maintsy atrehana hiverenana any aminy :lol:
misaotra ty nizara a
:-*
16. niryna
(
14/10/2008 03:22)
badboy:
Misaotra anao tywa68 nametraka fa TOMPONANDRAIKITRA RAOLOMBELONA @ izay mitranga aminy, na tsara io na ratsy!!! 8) 8) 8)
aleloia misaotra badboy a
:-*
18. niryna
(
14/10/2008 03:30)
cutie:
ty ny ahy ny antony :)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/andriamanitra%2Bfitiavana/video/x547ju_andriamanitra-fitiavana-ndriana-ram_music
=D cutie a :-*
Raha ilay hira dia fitiavana ATra ary mihevitra sy mijery antsika tsirairay Izy.
Ary Izy avokoa no niavian'izao tontolo izao ka mendrika ny ho deraina Izy
Mahatoky azy tokoa isika amin'ny fitantanany ny diantsika ary dia ampy ho antsika izany fitiavaNy izany
Raha misy fifaliana ao amintsika ? Izy no niavian'izany toy ny masoandro mibalika io.Raha misy fahoriana,manjombona ny andro,mamirifiy toy ny andro ririnina ny fiainantsika ? mibanjina antsika izy
ka andao re atoky Azy isika ary dia samy hidera ny Anarany amin'ny lokanga sy valiha
Hoy ilay mpitarika anay nilasy hoe raha ratsy feo hianao dia mihira mafy midera ny anaran'ATra .=))
19. niryna
(
14/10/2008 03:31)
mignone:
ary impiry miova ny mpihira anio hira io ry cutie izany , tsefa in5 zay ve ? hors sizé za louny ee :°)
tsara kosa ilay hira e .mamerina ny fisaorana cutie a
:D
20. niryna
(
14/10/2008 03:37)
Zakou:izany ve ?
Tsy afaka tena hisaotra raha tsy efa tena nandray...
ka minoa fotsiny ihany aloha hoy ny sorata masina dia miova tsikelikely ny fiainantsika dia eo isika no manomboka midera Azy,mety ho fahagagana kely no nataony antsika kanefa dia nahafaly antsika izany dia midera azy isika,misaotra azy sa ahoana ?
ho deraina anie ny anaraNy fa mandrakizay ny famindrampoNy
Ny aiNy mihitsy no nividianany ahy nahazoako ny fiainana mandraklazay.
marina tokoa izany...fa ny fahasoavan'ny Tompo no nahatoa izao ahy
Novonjeny hiala tao amin'ny maizina aloha, tsy misy intsony ny firaparapana, dia nomeny maimaim-poana indray ny zavatra rehetra.
Zava-dehibe indrindra amin'ny fandalovako eto an-tany izany ary nahitako mazava ny làlana haleha raha miala ety. Ahoana no hafahana tsy hisaotra amin'izany?tonga eto an-tany isika mba hidera ny voninahiny izay no antony voalohany indrindra .
misaotra betsaka nizara taminay ny fahasoavana nomeny anao e
Ho an'izay mbola misalasa dia andramo fa tsy hanenenanao.
:-*