Inona no antony hideranao an'Atra ?

21. niryna ( 14/10/2008 03:39)
xxx:

Midera an'Andriamanitra aho satria lehibe loatra ny fitiavany antsika olombelona, nomeny ny zanany lahitokana mba ho famonjena ho ahy ho anao! mbola nomeny fotoana hahafahako mibebaka, ary mangataka aminy mba hampitomboiny ny finoako na de toy ny voatsinapy aza! Mba ho sokafany ny masoko mba hahitako tokoa ilay tena lalàna sy fahamarinana ary fiainana izay mitondra any amin'ny fanjakan'ny lanitra!

misaotra sy mankasitraka ry xxx nizara a


:-*
22. niryna ( 14/10/2008 03:41)
niryna:
Inona tokoano mahatonga ny olona hidera an'Atra ?
...
prime:
Misaotra amin'ilay lohahevitra...
tsy misy fisaorana e
prime:


Ny valin'io fanontaniana io raha ny hevitro dia hoe "inona no antony tsy hiderako an'Andriamanitra raha ny nataony rehetra hatr'izao sy ho mandrakizay?"

izany tokoa a,tsy ratsy indray iny !

:D :D
23. niryna ( 14/10/2008 03:47)
ikaretsaka:

Samy nomen'Atra fahasoavana avokoa isika rehetra

marina...fa maninona tokoa hoa' rehefa hoe "nomen'andriamanitra fahasoavana" ihany vao hoe "midera an'Atra e"
nefa tokony hoe "ho voninahitr'Andriamanitrea anie ny asantsika rehetra..aleloia..." hoy ilay zafindraony izay!

aiza kosa e ,na fifaliana na fahoriana dia midera azy foana aho,fahoriana ? nataony ahafantatra aho fa na mafy azy ny mety mahazo ahy dia tsy miverin-dalana aho fa hanompo Azy mandra-pialan'ny fofon'aiko ary tsy mitsahatra ny misaotra Azy aho dia ny Ray,ny Zanaka ary ny Fanahy masina indrindra indrindra izay miaraka amintsika isan'andro. :lol:

ary matetika ao anatin'ny fahoriana ny olona no tena mahalala ny fisian'Atra raha mametraka izany mahazo azy izany eo am-pelantany ny.
Experiences niainako io ary mbola hiainan'ny tsirairay rehetra sa ? :D
24. ikaretsaka ( 14/10/2008 04:07)
ko nahoana ary ato rehefa misy mahafaly anao ihany vo mandeha ny " Gloria in E D".... fa rehefa tsy mifanentana @ ze diavolan'ny fonao ny lazainny namana sasany dia lazaina fa satana sy devoly ny namana?

nefa azo atao koa izy ireny hoe Irak'andriamanitra nanazava an'ireo lafy sy fijery maro samihafa nety tsy hitanao sy nahasorena anao, momba iny issue nu=iadiana hevitra iny na /ka ninianao nodiana fanina tanterak!
25. cutie ( 14/10/2008 22:59)
Mpandefa : mignone [ Valio ] 12-10-2008 17:41:47
Lohateny : Re : Inona no antony hideranao an'Atra ?
ary impiry miova ny mpihira anio hira io ry cutie izany , tsefa in5 zay ve ? hors sizé za louny ee

non
Ndriana ramamonjy foana no mpihira an'io hatramizay ka :)
26. niryna ( 15/10/2008 01:19)
ikaretsaka:

ko nahoana ary ato rehefa misy mahafaly anao ihany vo mandeha ny " Gloria in E D".... fa rehefa tsy mifanentana @ ze diavolan'ny fonao ny lazainny namana sasany dia lazaina fa satana sy devoly ny namana?

nefa azo atao koa izy ireny hoe Irak'andriamanitra nanazava an'ireo lafy sy fijery maro samihafa nety tsy hitanao sy nahasorena anao, momba iny issue nu=iadiana hevitra iny na /ka ninianao nodiana fanina tanterak!



=))
27. tywa68 ( 15/10/2008 06:03)
:-D :-D
28. ikaretsaka ( 15/10/2008 15:20)
ko tsy marina ary ve izany?
vo hoe metimety @ niryna ny lazain'i Prime ohatra dia Voninahitra anie no lazaina voalohany
fa na marina sy tsotra sy mazava sy hita taratra mivantana sy marina aza ohatra ary tsy hita izay mahadiso azy saingy somary manohitohina ilay firehan'i niryna ny zavatra ambaran'i Rabila na Rakaroka na fijo na za na tywa..dia be satana no lazaina voalohany!
de inona marina ary ..inona?
29. fijo ( 15/10/2008 20:26)
rehefa tsy hay ny antoni hiderana azy ,dia atsaharo sao manaonao foana an.
30. rakaroka ( 15/10/2008 20:41)
'zany mihitsy ry Fijo a. Ilay izy anie tsy hoe 'ndeha hanao copy collé eto 'sika sanatria. Hoe Io le Badboy fa nidera an'Atra noho izao...dia 'ndeha hanaraka efa koa 'za 8O :roll: ?. Tsara kokoa amiko raha "fahatsapana" nipoitra avy ao anaty tsy no-influencén-dRabe na Rakoto akory no manesika ny olona iray
hidera an'Atra!....Dia "araka ny "tranga" isanisany eny ho eny sy ny akon'izany @ tsi1/1
31. fijo ( 15/10/2008 21:08)
matetika mants ydia toa fahazarana le izy ko.
32. ikaretsaka ( 15/10/2008 21:29)
dera anie ho an'Atra @ izany teny ataonareo izany :wink:
33. tywa68 ( 16/10/2008 08:01)
Derao ny Tompoooooooo, ao an-tapon'ny lanitraaaaaaaaaaaa, hobio ny anarany...
34. fijo ( 16/10/2008 19:29)
dera hoan'izay eo ambony e.
35. niryna ( 17/10/2008 03:39)
ikaretsaka:

ko tsy marina ary ve izany?
vo hoe metimety @ niryna ny lazain'i Prime ohatra dia Voninahitra anie no lazaina voalohany
fa na marina sy tsotra sy mazava sy hita taratra mivantana sy marina aza ohatra ary tsy hita izay mahadiso azy saingy somary manohitohina ilay firehan'i niryna ny zavatra ambaran'i Rabila na Rakaroka na fijo na za na tywa..dia be satana no lazaina voalohany!
de inona marina ary ..inona?


ha,ha,hi
=))
36. niryna ( 17/10/2008 03:40)
fijo:

rehefa tsy hay ny antoni hiderana azy ,dia atsaharo sao manaonao foana an.

:D =D

37. niryna ( 17/10/2008 03:41)
ikaretsaka:

dera anie ho an'Atra @ izany teny ataonareo izany :wink:


izany ahay
^:^ :-* :-* :-* :-*
38. niryna ( 17/10/2008 03:43)
tywa68:

Derao ny Tompoooooooo, ao an-tapon'ny lanitraaaaaaaaaaaa, hobio ny anarany...
any ambony any :D


=D ^:^
39. niryna ( 17/10/2008 03:54)
Midera an'Atra aho satria Izy no nahary izao tontolo izao.
Midera Azy koa aho noho ny fitiavany ahy ka mbola afaka mizara ny teniny tsy eto ihany fa any an-kafa koa.
Midera Azy aho na inona mahazo ahy na inona fahoriana mety miantra amin'ny fiainako satria tsy mitondra ny tsy zakako aho fa manana Azy manampy ahy sy manaiky hitondra ny fahoriako (mankanesa aty amiko hianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana).
Midera Azy koa aho fa na misy aza ny manda ny teniny ,efa nomeny ahy sy ireo izay nizara izany ka vita ny anjaran'izay nizara .
MIdera Azy ao satria ao ambavako mandrakariva ny teniny ary miboiboika ato anatiko ny fahasoavany .
Voninahitra anie ho an'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina ary fiadanana anie ho an'ny olona ankasitrahany
. (l)(l)(l)Izay mitady Azy dia ahita tokoa , izay mangetaheta ny teniny dia omeny loharano tsy mety ritra ary izay manokatra ny varavaran'ny fony koa dia tonga mandom-baravarana Izy ka aza misalasala fa hianao sisa no hiandrasaNy. Akaiky ho an'izay mitady Azy Izy ,.(l)(l)(l)




(l) niryna
40. tywa68 ( 17/10/2008 09:36)
Eo akaikintsika foana Izy fa isika mihitsy no be erehana d varimbariana, tsy mahay d misaotra fa miao² lava :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092