tena itondra vokatra tsara v ny QMM,total,exxon,sheritt..

1. naughtyboy ( 05/10/2008 15:29)
anjarantsika no mandinika sy mahafantatra marina ny vokatsoa entiny reny fitrandrahana ny harentsika raha ahaleo ny sarany ny vidiny noho ireo loza ateraky ny tsy fiarovana ny tontolo iainana ny ao Canada zay anisany mamokatra sy mitantana orinasa lehibe indrindra @harena ankibony tany no efa porofo @ zany ,ary ny reny dolphins maty marobe reny tao Ambatovy satria excavation submarine no nampiasaina ,tsy vitany oe voaroba ny fananana fa voaloto ko zany tontolo iainana ra tsy ho lazaina reo tsy manakialofana voaroka any @ fonenany(tsy mba vola nanohana azy reny na rafitra ametrahana azy mazava..),ra aratoekarena de fahavoazana 1 lavaka
ny Ilmenite dia Rio tinto no itrandraka azy @ farany 2008 ao anaty ny rafitra QMM tsy lavitra Faradofay sy Tolagnaro zay kompania goavana erantany @ fitrandrahana harena ankibony tany natsangany N.M Rothchild 1873 manana foibe ao London ,io no fitrandrahana namatsiany vahiny vola lehibe indrindra atr@ tantarany M.kara eo no tiako isarihana ny saintsika mamaky eto de tsotra ,tena nivarotra ny tanindrazantsika marina ty filohany tiko ity fa ny fananana no atao varoboba satria ny 20% ny vola miasa kiraina ao ihany no any M.kara ary reo hetrampanjakana azo ifanarahany ary ny 80% de any vahiny eo no mipetraka ny olana..http://www.riotintomadagascar.com/
de reto teny reto no mahalaza azy ..

le projet ambatovy ainsi que tous le autres grands projets miniers et petroliers, QMM, Madagascar oil/Total, Exxon...sont les pires catastrophes \\\"intellectuelles\\\", \\\"économiques\\\", \\\"écologiques\\\" que Madagascar ait connu:

- chaque gramme de produit minier extrait par ces mafieux internationaux équivaut à une perte (financière, écologique, ...) colossale pour le pays et une \\\"pauvreté supplémentaire\\\"; pour le peuple malgache, pour la génération malgache.

- Voyez un peu le \\\"partage de gain éventuel\\\" avancé par Sheritt pour comprendre clairement qui est le gagnant et qui est le perdant dans l\\\'histoire.

- Ces projets aussi confirment que le régime actuel EST LE PLUS FAINEANT de toute l\\\'histoire de Madagascar car il a choisi la vente (il hypothèque le pays, la génération future) du pays COMME PRINCIPALE SOURCE DE FINANCEMENT, une \\\"solution de facilité\\\" en somme. Pourtant les résultats sont là: cette \\\"mendicité chronique\\\" honteuse qu\\\'il s\\\'adonne dans toutes les instances internationales; et la misère endémique qui frappe la population.
araho ireto rohy ireto fa betsaka ny zv iainany sy ho lalovany firenentsika
no voarakitra ao

http://www.madagasikara-soa.com/index.php/124-Madagascar-nest-pas-a-vendre.html
http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Chroniques-politiques/Fonds-souverain-norvegien-Rio-Tinto-et-Marc-Ravalomanana.html
Tsy misy ny marina azo takomana fa mibaribary otrany lohataona foana izy reny, ary aleo hazava fa tsy anle8 akory i Madagasikara fa ho any malagasy mitaky fiovana sy leo ny fampanatenany mpitondra mamarina ny tanindrazany any ankady,mihamazava atrany ny abobo asesika ny vahoaka ary tsy ho ela de tsy hisy tany azony iafenana intsony fa tsy maintsy ijinja ny vokatra nafafiny le8 sy ty fitondrana boboka ty...
répondu par andrywui le 10/12/2008 10:02
2. bazylou ( 05/10/2008 20:55)
Ireo ry naughty dia resabe ihany a, rehefa hita izao ny fianjeran'ireo banky US sy eropeana rehetra ireto dia hita fa hanjavona tsikelikely izany ny capitalisma mondialy. TSy ho afa maina amin'ireo isika. Ireo no olona hisolelafan'ny gasy sy le8... , Faillite ireo donc fesona koa izany map e, fed e, etsy sy eroa izany.
Izaono fotoana fanararaotana handraisana sy anaovana ny economie gasy ho num 1. Rehefa dial ny samboa dia hahantra mandrakizay izany .
Izao no fotoana hanararaotana ireny us sy eropeana ireny fa tsy ny hangataka any aminy foana. Jereo i Angola; rehefa avy niady an trano 20 ans, dia miamian'ny afrika izy izao . Ary tsy misy krizy ao.

Ireo rehetra notanisainao ireo dia hitsindalana tsy misyfiheverana tsotra izao hanapena-maso ireto vahoaka 4mi miavosa ao MAdagasikara.
MAmpalahelo e,

:wink:
3. xxx ( 06/10/2008 06:21)
Io anie ry zareo dia tsotra ihany é! Ny mpitondra tsy miraharaha izany fa rehefa azony ny % anjarany dia alefany daholo izay projet hiditra eto. Hevero tsara fa tsy vao izao no nisy an'izany (ra tsy hiresaka afatsy recherche petrole sy mines) f'efa ela faha RDM... Nitondra inona t@ fiainantsika vahoaka Malagasy izany izao??? Mahagaga reto mpitondra ireto é!
Mampalahelo sika nefa moa......
4. kidoropamba ( 06/10/2008 08:23)
Zao leretsy a. Raha mbola misy "tany" kely azo hanaovana fasana dia efa be izay satria raha afaka 27 taona izay dia tena beloha avy @ aretina ny vahoaka malagasy.

Mampangovitra ny mahita ny toy izao fa akory atao. Ny zanany lahy efa nasionalitE boligariana ka angaha misy mandraharaha an'io gasikra io eo.

Amboary ny pasipaoro fa any kaomOro no mifankahita indray.

8O 8O 8O 8O
5. penguin ( 06/10/2008 11:43)
Tena mitondra vokatsoa ve i naughtyboy hatramin'izay nanoratany sa variana manampy isa an'ireo mi-nanananas isany ? =)) =)) =))
6. nirasia ( 06/10/2008 12:28)
Izao fomba fisainana tarafina @ ireto fanehoan-kevitra ireto izao no atao oe "mentalité francophone", hainareo ny tohiny, mba jereo ange ny firenena anglophone mihoatra @ tany francophone e! jereo fotsiny ny nosy Maurice rehefa tsy nety taminy ny francophone de niditra t@ anglophone izy de izao iaraha-mahita izao oe aiza izy izao nefa mbola vizana be noho i Gasikara izy taloha, ihomehezany fotsiny izika mianakavy eto, de jereo koa ny firenena afrikana ao anatin'ny anglophone de mba aiza ho aiza i Gasikara ry zalahy manam-pahaizana be @ fanehoan-kevitra fa raha ny zavatra lazainareo aloha de tena oe mahay mamelabela-kevitra tsara mitsy ary tena mampatahotra be mitsy ny zavatra iainana eto Gasikara, tsy haiko aloha raha eto amintsika iany no misy ny crise be sahala @ izao na aona fa raha nahay nitondra marina ve ny teo aloha tsy efa mba tafavoaka talohan'ny nosy Maurice isika, tadidiko tsara Ratsiraka ilay nanao oe i Gasikara no atao dragon de l'Ocean Indien saingy indrisy, moa nampian'ny havendranan'i Zafy Albert indray koa de tena lasa mahantra daolo ny gasy ka raha hanome tsiny iany de aza adinoina kosa aloha ny anaran'ireo nitondra teo aloha rehetra (afa-tsy i Tsiranana) fa ireo no tena responsable 1 t@ izao mahazo ny gasy izao ka ny manarina an'izany ve vita ao anatin'ny firy taona? tsy azo atao mitsy izany ny mitady ny fomba rehetra amoahana an'i Gasikara @ izao misy azy izao? Ka raha mitondra soa ho an'i Gasy ary (aleo atao oe sanatria ilay mitondra soa) ireo zavatra atao @ izao fotoana izao de aona? sa aleo hajanona mitsy daholo ny Bemolanga, qmm, ... de aleo samy hifanome tsiny mandrakizay eto foana sy hanompa mpitondra?
7. kidoropamba ( 06/10/2008 12:44)
hin!hin!hin!hin!hin!
"mentalité francophone" indray hono e. Dia ilay namotika ny banky eran'izao tontolo izao sy mampihitsoka izao tontolo izao @ subprimes, sy ireo handravana ny harenan'ny tany mahantra sy ireny fanapotehana an'i Iraka izay feno solika ireny izany dia inona? "Mentalité anglophone" sa "mentalité tim-phone"? aza adino fa mbola tsy nametra-pialAna ao @ TIM aho ary mbola vao nandoa indray ilay kaotiZasion t@ zoma lasa teo hoan'ny taona ho avy indray.

Ndao ary jerena i Maorisy: Nisy bandy nandeha niantsena noraofin'ny paolisy misaron-tava ve tany? Misy mpanohitra tsy asaina miakatra radio sy téléviziona ve any? Misy tetik'asa TOKAN tsy maintsy arahin'ny olona jiaby jiaby ve any ka izay tsy manaraka dia raofin'ireny misarontava mainty? Misy "kou d'EtA" foromporonina ve any? Misy orin'asa mandroba ny an'i hafa ve any? Misy mpitondra fanjakAna mamely mafy ny ben'ny tanANa ao @ renivohitra ve any ka sahy mandika lalAna satria sao miseho ny halatra natao?
Ao maorisy ao tsy misy fitrandrahana vatosoa tsy misy mahalala izany fa manana ny maha izy azy ny parilemanta. Ao tsy misy mpitarika mangata-dava eran'izao tontolo izao izany.

Sao lahy dia i "zimbabouE" ity lazainareo fa maorisy ity?

Tsy omentsiny kosa satria efa lafo dia lafo ny "sarintany" ka ireny tapaka taratasy mirenireny ireny no mety nahitanareo an'izany.

Fitiavako an'i filoha hajaina Ravalomanana no hilazako izany satria ianareo io mihitsy ny manipy oditr'akondro azy.
8O 8O 8O 8O
8. naughtyboy ( 06/10/2008 14:11)
bazylou> mazava tsara amiko ny tiny bazy lazaina @ le krizy aratoekarena misy io 07/sept 08(global financial crisis) enoko isan\\\'andro @ city bank institution eto @ misy ahy efa t@ voalohany taona,asiko resaka kely @ ty subprime mortgage crisis sy ny liquidity any @ global credit market sy banking system
Fesona tko ry zareo reo zao na ny any ampitany atlantika na eto eropa nefa nanapakevitra oh. i Bush sy Henry Paulson(Treasury secretary US) amoaka vola $700 billion @ ty volavolandalana @ rafitra aratoekarena mahazo azy reo tsy vonjy maika fotsiny fa vahaolana maharitra(Emmergency Economic Stabilisation Act nivoaka t@ 3 oct/08)ary ny fiatraikany de tsy afamiala ko ny firenena madinika atao ankalana anarenana ny fahavoazany reo tany matanjaka etsy andaniny,ary indrindra ny famatsiambolandry zareo any ivelany no afaingaininy sy ny fampiakarany ny vidiny vokatra aondrany(teknolojia,haitao isankarazany..)amerenenany ireny fatiantoka ireny nahazo azy @ zao ary ny solika sy ny harena ankibony tany toy ny ao amintsika oh vidiana varoboba na terena ankolaka @ varotra hafa ny tany madinika
Ka ny ifandraisany zany reo famatsiambola vahiny ao amintsika @ fitrandrahana na de kanadiana(QMM,Sheritt sns..) aza de tsotra ,ireo no farany antoka azony Malagasy amahana ny olana arapiarahamonina sy toekarena mianjady aminy nefa lasa varoboba tsy ipaka any aminy ny vokany avy eo ko de itondra fanimbana ekolojika sy arapiarahamonina ary aratsaina izany ra mpitondra mpangalatra sy tsy tia tanindrazana no mitanatana izany mora ho any vahiny ny mandroaka ny entana...
9. naughtyboy ( 06/10/2008 14:11)

10. naughtyboy ( 06/10/2008 14:30)
ozy bazylou
" Ireo rehetra notanisainao ireo dia hitsindalana tsy misyfiheverana tsotra izao hanapena-maso ireto vahoaka 4mi miavosa ao MAdagasikara. "

ra nandinika tsara ny nolazaiko i bazy de nahazo fa fanodikodinana ny tombotsoany vahoaka sy fanararaotampahefana no antony nilazako fa natao antoka sy novarotana @ fomba tsy rariny ny fananana sy ny 2/3 harena ankibony tany ao amintsika ,tsy vao zao nge no fantatra fa tany sady mamokatra no misy harena ao amintsika e ,efa t@ 1900 de efa voafaritry ny anglisy sy frantsay ary ny amerikana zany(sphere of influence),ireo rohy ireo de nindramiko fotsiny ilaza vao2 hafa..
Oh. averimberiko foana ny oe jereo fotsiny i Maorisy,resak fahaizamitantana fitondrana sy fitiavantanindrazana fa tsy ankilaiso foana isaky ze mpitondra misolo de nilaozany soa amantsara i Dago ,de hisy anome tsiny v eto oe adisoany vahoaka zany?? tsy oe manana harena b takn'in na atidoha ambony noho ny hafa fa ialany tanteraka ny toetsaina mapivarina ankady (tia kely,risoriso,fanaparapahefana,tsy fiarovana ny fananany...)
11. naughtyboy ( 06/10/2008 14:34)
nirasia> betsaka ny hevitra itovizantsika nefa ny tena olana de tsotra tsy afamiala fa notezainy frantsay @ toetsaina lomorina isika(individualism)ka na omena any Dago aza izao tontolo izao de ny mpitondra ihany no tompny voalohany fa ny vahoaka de ahantra eny foana ,tsy manome tsiny fahatany aho na manompa fotsiny fa refa ita fa tsy mitondra vokatra fa mameno paosy de tsy ilaina fa mpangalatra izay..
12. nanas ( 06/10/2008 14:55)
Amiko indray ny tena fahavoazan-tsika malagasy dia tsy mahay mijery lavitra mihintsy. Ny tsy fahaizana sy ny havendranana dia adoboka foana @ mpitondra teo aloha. Ary io anisan ny hevitra hiarovan ny le8-iste ny tenany @ zavatra tsy tafavoakany. Tsy misy manda fa ratsy ny fitondrana teo aloha, ary ny tena antony nametrahana an letsivanona ireo teo @ poste dia hoe nahita ny dafaillance izy donc afaka mitondra zavatra tsara hanatsarana ny fiainam-bahoaka. Saingy tsy izay moano nitranga. En plus ny program-asany dia tsy misy mi-toucher direct ny fiainan ny vahoaka madinika fa ny mahasoasoa ny fiainan izy samy izy ao ihany aloha hatreto no hita. Ka amiko tsy excuse mihintsy ilay hoe vokatry ny nataon ny teo aloha io mbola lavitra ny miala aminy, afaka hialana tsara io. Solution, mila miala @ fitiavan-tena aloha ny mpitondra dia manaraka hoazy ny fandrosoana.
13. kidoropamba ( 06/10/2008 15:21)
sao de mba mety ho lasa prezidA ihany ny tenanay rehefa afaka kelikely;
Ny tsy azoko amin'ireo mpitondra fanjakAna dia zao:
Donto hono ny mpanohitra kanefa hoy izy ny mpanohitra dia ilaina @ demokrasia: Toa tsy ataony mihitsy anefa ny mametraka rafitra mazava, lalAna mifehy ny fanaovana ny politika sy ny famatsiam-bola ny politika (toy ny stati de l'OpoziSion izany) ohatra;

Lazainy fa hoe "ilainy ny diaspora". Tsy ataony anefa ny lalAna mifehy an'izany fa tonga dia ry zareo ao @ Sherit no tairina manafosafo izay olona tiany safosafoina any ivelany any.

Lazaina ary koa fa "mila miova toe-tsaina" hono ny gasy. Kanefa tsy ataony izay fomba hitiavan'ny gasy miaina fa tonga dia izay saimpatany no abosesiny amin'ny lohan'ny gasy. Tsy misy fandinihana tsara sy mazava, tsy misy fanajANa vahoaka fa hoe: "tsy te halala hono".

Ka na hamono vazA isan'andro isika raha toa ka mbola tsy tonga saina isika fa ny gasy ihany no afaka mandinika miaraka amin'ny izy samy gasy ny fomba sy ny tetika entina mampnadroso an'i madagasikara dia mbola hitsako mangahazo maina ihany isika fa tsy mba hanadrana izany dobera izany mihitsy.

Milaza isika hoe tsara ny aminay aty kanadA, aty frantsa, aty soisa, aty italia, aty zamerika sy ny sisa, kanefa matoa nareo sahy miteny an'izany dia any aminareo any dia tsy resaka fanakANANA hiteny sy fanerena amina MAP izany no misy fa efa mipetraka ny fahalalahana na dia tsy lavorary aza.
Ny anay aty dago dia mbola izao: tsy sahy miteny ny fitondrana ao andakozia sy ao antrano sao dia misy maheno ka mitatitra any amin'ny manampahefana izay mandefa ireny mpanao sarontava mainty managadra anao avy eo.
Ny anay aty dia mbola fizarAna kahiE misy sarin'ny filoha hajaina hoan'ireo izay manana karatra TIM (izaho dia nahazo).
Ny anay aty dia MAP, maraina, antoandro, amin'ny roa ora, amin'ny hariva sy amin'ny alina.
Ny anay aty dia terena hi-revy ny fananambolan'ny filoha hajaina sy hirevy ireny 4x4 izay hijejojejoan'ireny mpitondra fanjakAna izany.
Ny anay aty dia mitrongy vao omana, hena antsasakin'ny ampahefany no arapoka; ny menaka dia vidina amin'ny sotrokely, ny siramamy dia vidina amina sotrobe.....

Ka raha te hivoa toe-tsaina dia tsy ny vozongo no angetorana fa isika samy malagasy no tokony mijery fitaratra. Fa tandremo ilay terorista...indrindra hoan'ireo izay manao palipitaSion. 8O 8O 8O 8O
14. nanas ( 06/10/2008 16:02)
kidoropamba:

Tsy misy comment aho fa marina loatra ra-kidoro. Lazaina foana fa kamo be tenda ny gasy na dia efa mitrongo @ tany mihintsy aza vao homana. Zany fanehoana hevitra mikasika ny tsy mety ataon le tsivalahara reo zany aloha dia jamais.Ny mpanao gazety milaza ny zava-misy andavan andro aza ty toa lasa mpampihorohoro ara-moraly indray hono. Atsy ho atsy raha mitohy zao faneho-kevitra eto zao dia mety ho cessurE koa ny webn-dra Hery. Hivavahana aloha mba tsy hisy izay.
15. naughtyboy ( 06/10/2008 16:46)
:lol: nanas>tsy ananan'iza2 fahefana mivantana kosa ngambany izay fa anjarany zokilahy Hery no manapaka an'zay ra ny fahalalako azy,zay isaorana azy foana sy reo mpandrindra eto...
ny tena marina de ty volazanao eto ty
"Solution, mila miala @ fitiavan-tena aloha ny mpitondra dia manaraka hoazy ny fandrosoana. "
ka izay mintsiny lery zany no eo zao de mila mitondra vokatra avy atrany @ ze tsy mety rehetra fa tsy fampanantenana tsisy vokany ,vahaolana mihatra @ vahoka fa tsy ampitombo olana @ didy jadona fangoronankarena @ fananambahoaka(economy rent) asany zany ka tsy mila iangaviana izy na ivavahana @ A.tra vao ho vita ,fahatsapany ny andraikitra tazominy sy fiarovany ny soa iombonana ary fanatsarana ny fianambahoaka 100% fa tsy 3% no tanterahiny de azo atao oe tia tanindrazana izy zay .Ra tsy vitany izany fa ny mifanohitra no zv misy de fahavalony tanindrazana sy fandrosoana ..oh kely fotsiny ra misy tale jeneraly mitondra orinasa 1 zao nampitotongana ny mahaizy ny orinasa 1,na fitantanambola,na fifandraisany anatiny(fitantanana mpiasa,fampandehanandraharaha) sy ny ivelany(fifandraisany @ banky sy reo orinasa hafa miaramiasa aminy..)de miakatra tribonaly aratoekarena sy sivily zay ary ny sazy ts vitany fandroahana fotsiny fa ao ko ny lamandy sy gadra ary arakaraky ny nataony.
de eritrereto fa olona 1 tsisy hafa @ io no mampivarina ny firenena 1 manontolo ary manitsakitsaka ny zo mahaolombelona ny mpiray tanindrazana aminy,tsy miaina ao anaty tany misy fanjakana/etat de droit zany nefa ao anatiny firenena mikambana isika ary misy lalana iraisampirenena mikajy izany rehetra zany @ alalany reny lalampanorenana zay mitsangana manakery ireny .Ka na filoha aza izy satria efa nanitsakitsaka ireny lalana velona ireny de tsy maintsy andalo fitsarana ihany ko ny tsy fantatra de oe raovina..irariako ho haingana :D
16. penguin ( 08/10/2008 12:33)
Fitiavan-tena hoe ee? Ny anao jerena voalohany sao ny fitiava-tenanao no hitsongolohana etsy sy aroa satria tsisy anaovana lalan-dririnina?
17. naughtyboy ( 08/10/2008 16:27)
=)) =)) tsara nge re misy mahay manao hatsikana toy zao e =))
18. penguin ( 15/10/2008 13:20)
Tena nitondra vokatra azo refesina ve ny asan'i naughtyboy sy ry kidoropamba ry bazylou ary ireo mi-nanas-ka rehetra?
19. naughtyboy ( 15/10/2008 17:47)
ary i penguin ?na ny zvmisy miseho rehetra aza tsisy fantany afatsy ny mijery ny hafa..samy mahalala ny valiny daoly kosa ny olona eto na tsy amaly an'io aza i penguin :-D :-D
20. penguin ( 16/10/2008 11:59)
Hinanakanina ve ny rediredinareo ééé? Mba valio raha misy any antendan'ny mahantra ééé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1022