tena itondra vokatra tsara v ny QMM,total,exxon,sheritt..
21. naughtyboy
(
16/10/2008 20:01)
zao no porofo fa de mbola misy ny tsy mahalala fa ny politika tsy resaka ihinankanina fotsiny na mifampitsetsetra oe mahantra fotsiny itadiavana vahaolana ialana @ zany..
22. penguin
(
17/10/2008 14:58)
Nareo no mandany andro olo @'ty mifampitsetsetra. Ny hinanankanina no zahavin'ny mahantra fa tsy ny fandaniana andro sy fotoana azy.
23. naughtyboy
(
18/10/2008 13:18)
ka anotanio tsara anle 8 ary zany ihinanakanina ny mahantra zany fa izy zao no eo fa aza mandany andro =))
24. naughtyboy
(
19/10/2008 13:07)
ary marina de marina ny voalzany bazylou eto
"Ireo ry naughty dia resabe ihany a, rehefa hita izao ny fianjeran'ireo banky US sy eropeana rehetra ireto dia hita fa hanjavona tsikelikely izany ny capitalisma mondialy. TSy ho afa maina amin'ireo isika. Ireo no olona hisolelafan'ny gasy sy le8... , Faillite ireo donc fesona koa izany map e, fed e, etsy sy eroa izany.
Izaono fotoana fanararaotana handraisana sy anaovana ny economie gasy ho num 1. Rehefa dial ny samboa dia hahantra mandrakizay izany .
Izao no fotoana hanararaotana ireny us sy eropeana ireny fa tsy ny hangataka any aminy foana. "
io no fehiny rehetra...

25. penguin
(
21/10/2008 15:51)
Fa any amin'ny kapitalista elahisiny no mitokona miasa ary milaza ho lasa vazaha sa aiza ry MPITARI-BATO VILAM-BAVA aaaa?
26. naughtyboy
(
21/10/2008 15:58)
ka anotanio tsara anle 8 ary zany ihinanakanina ny mahantra zany fa izy zao no eo fa aza mandany andro =)) =))
27. penguin
(
22/10/2008 05:54)
Elah no miseho milay manazava ity ati-doha rehetra ity sa IZY Ra8 no mandresy lahatra an'elah efa misavoana any an-dafy?
28. naughtyboy
(
22/10/2008 13:19)
fa zankely-zanety v mahay teny gasy sa tsia e,tsotra milay za satria afaka manazava tsara @ zanety eto fa ra mila hanina i le 8 anotanina fa oe aiza le nampanatenaina ihinanankanina satria izy no filohanareo..
29. penguin
(
22/10/2008 15:12)
Elah no anontanianay fa izay mahalala fa ny hatsembohanay no hinananay na kely io na bitika. Elah tsy asolonay azy éééé =)) =)) =))
30. naughtyboy
(
25/10/2008 15:57)
de tatazo tsara ary ny fampijaliana ataony le 8 fa aza b taraina @ hinanankanina sy tsemboka y punto...
31. karavasy
(
27/10/2008 15:09)
Marina izany ry le vendrana ireto an an an. IZAHAY NO MIJALY KOA IANAREO AN-DAFY NO MISEHO MARARY. Alika enjehina fa ny kisoa lafo vidy.
32. naughtyboy
(
28/10/2008 14:56)
ka iza @ reo tena ry zanety kisoa sa alika ???? =)) =)) =)) =)) =)) =))
33. karavasy
(
29/10/2008 09:57)
Tsy mipaka aminao ny tombony hiainanay na ny fatiantokay. Izay hilelafana vazaha andafy atao tsara sao voaraoka mody aty. Ny anay anay ihany.
34. naughtyboy
(
29/10/2008 12:40)
alika satria mivovo.. tatazo tsara zany fatiantoka entiny le8 fa aza b tsetsetra
35. penguin
(
29/10/2008 14:15)
Mitsky tsara izahay ary tsy vitanareo ny vitany. Manja ery ny Hotely ho vita ery Ivato atsy ho atsy. Dingana lava io ry vendrana a
36. naughtyboy
(
29/10/2008 14:54)
zanety a tsy nasiany le8 resaka v le trano fitobiany adala eny anjanamasina fa hotely eny Ivato ndray no mamahaika azy ,ra za zanety misolelaka haingana aminy fa sao tsy hanakialofana eo =)) =))
37. penguin
(
30/10/2008 15:50)
Angaha zay no nitaraina ? sa ry mpilaza hoe - tsisy fahafahana é - didiko fehy lehibe é - tsy mahazo mitokona é sns ? elah sy ny razambelon'elah no mitaraina sy mitoreo miantso vonjy amin'ny vahoaka saingy hialan'ny olona fotsiny. Tsy menatra ôôô
38. naughtyboy
(
30/10/2008 21:14)
:D adala v iadivana ry zanety =)) =)) fotsiny na :-$ ndray2 refa miresaka aminy zanety..
39. RanOBe
(
09/11/2008 22:25)
Miarahaba antsika rehetra!
izaho izay miresaka aminareo dia mahafantatra tsara ny mety ho voka-dratsin'io SHERRIT io raha tsy hiresaka afa-ts'io isika. ankoatran'ny fivarotana tanindrazana ambongadiny satria raofina ambongadiny ny tanintsika , izay tena fivarotana ankitsirano fotsiny izao , dia eo koa ny hoavy ara-pahasalaman'ny taranaka fara mandimby nohon'ny "reaction chimique et TOXIQUE" izay ateraky ny pipeline indrindra fa ny "RADIATION" ultra-violet , sns, tsy voatanisa.
Ny hany teniko dia samia mamisavisa ny hoavy ,( raha misy ho visavisaina moa ka akory) satria dia efa tena fanapotehana sy famonoana olona ary fivarotana tanindrazana no ataon'ny fitondrana amin'izao fotoana izao :evil:

40. Fanjaibe
(
06/12/2008 05:05)
Ka tsy misy lazain'ny Fanjakana anie izay tombontsoa azo avy eo
Mahalasa saina ihany raha ohatra ka hoe hividy avion 30 millions de dollars indray Ra8
Dia amarina ny an'ny Mpamatsy vola hoe, ahoana aloha no hampiasanareo ny vola miditra vao hanampy izahay.
Tsy mitsahatra ny manao PISO mangataka nefa ny nindramina sady tsy lany no tsy dia hita loatra ny vokany nefa hoe hanao Plan Marshall pour l'Afrique.
Et les couloirs des Natisons Unies abondent en rires sous cape avec notre efficience budgetaire inferieure a 45%. Les experts en savent quelque chose.
Na ny fifanarahana natao @ ireo orin'asa ireo dia very be dia be ny gasy. Satria tsy misy fanazavana avy @ Fanjakana.