FAHAMARINANA
1. Tehanampy
(
19/09/2008 08:24)
Efa nandinika izay voasoratra ao amin'ny Matio 7 ve ianao fa: "Ety ny vavahady ary tery ny làlana mankany amin'ny Fiainana ka VITSY ny mahita azy"
Ao amin'ny VITSY no misy anao sa ao amin'ny MARO?
Raha mandeha taxi-brousse lavitra ianao ka mijanona ao amin'ny tanàna iray misy hotely fisakafoanana vitsivitsy, nefa tsy fantatrao izay tsara sakafo; araho izay alehan'ny Maro. Ny fiainana ARA-NOFO dia marina izany. Fa NY ARA-PANAHY kosa dia tsy famantarana tsara akory ny FAHAMAROAN'NY OLONA. Diniho anie ireo hevitra kely ireo dia jereo izay misy anao e?

répondu par niryna le 03/10/2008 21:02
2. fahamarinana
(
19/09/2008 08:54)
:arrow: nataoko ity fa zà no ho atao resaka hay zavatra hafa ndray kay... :lol: (l)
4. tywa68
(
19/09/2008 09:40)
Tehanampy : tena ety fa affaire-nao sy ny ao Ambony io, fa tsy ny fijerin'olona no mikaonty :lol:
5. prime
(
19/09/2008 10:57)
Tehanampy> =D
Raha vitsy r'ise ny mahita azy, sarotra izany ny ahitana azy, ahoana ny atao mba ahitana azy? :)

6. simplex
(
19/09/2008 12:07)
zany hoe ny fiangonana/secta vitsy olona indrindra izany no misy ny famonjena an :)
:arrow: krispijo :°) :lol: :lol:
^:^
7. ni81
(
19/09/2008 12:13)
nataoko ity fa zà no ho atao resaka hay zavatra hafa ndray kay...:-D :-D :-D iny indray no tsy hitako an!
8. Tehanampy
(
19/09/2008 12:31)
prime:
Tehanampy> =D
Raha vitsy r'ise ny mahita azy, sarotra izany ny ahitana azy, ahoana ny atao mba ahitana azy? :)
Raha Mahitsy Fo ianao dia hahita azy, sady voasoratra rahateo fa "izay mitady no hahita". Ny ankamaroan'ny olona dia manaraka fotsiny izay "nizoran'ny teo aloha", nefa mety ho tonga any amin'ny TOERANA tsy iriny izy indray andro raha MANARA-DRENIRANO fotsiny.
9. Tehanampy
(
19/09/2008 12:38)
[quote=simplex]
zany hoe ny fiangonana/secta vitsy olona indrindra izany no misy ny famonjena an :)
Tsia, izay NISY hatramin'ny VOALOHANY, ilay TSY NIOVA mandrakankehitriny.
Voasoratra hoe: "Sambatra ny MADIO AM-PO fa izy no hahita an'Andriamanitra". Raha te hahita ianao dia ataovy mahintsy ny fanirianao hoe tena TE HAHITA MARINA.

10. Tehanampy
(
19/09/2008 12:45)
Izany tokoa, tsy ny fijerin'ny olona no mikaonty fa ny Fijerin'Andriamanitra. Ny olona mety hihevitra 100% ao an-tsainy hoe: "Ity no tena izy", fa voasoratra koa hoe: "Ny Fihevitro tsy fihevitrareo ary ny làlanareo tsy mba Làlako..."
12. prime
(
19/09/2008 13:27)
Tehanampy:... Misaotra :)
Raha Mahitsy Fo ianao dia hahita azy, sady voasoratra rahateo fa "izay mitady no hahita". Ny ankamaroan'ny olona dia manaraka fotsiny izay "nizoran'ny teo aloha", nefa mety ho tonga any amin'ny TOERANA tsy iriny izy indray andro raha MANARA-DRENIRANO fotsiny.
Dia inona no tokony hatao mba tsy ho "mpanara-drenirano"?
Tehanampy:... Raha tonga amin'ny famindrampon'Andriamanitra ka hita ilay lalana, dia ampy ve ny fahitana ilay lalana ety? :)
Voasoratra hoe: "Sambatra ny MADIO AM-PO fa izy no hahita an'Andriamanitra". Raha te hahita ianao dia ataovy mahintsy ny fanirianao hoe tena TE HAHITA MARINA.
Tehanampy:... Azonao velabelarina ve ny fomba ahafantarana ny fihevitr'Andriamanitra marina mba tsy hahatonga fahadisoam-panantenana toa io ambaranao io? :)
Izany tokoa, tsy ny fijerin'ny olona no mikaonty fa ny Fijerin'Andriamanitra. Ny olona mety hihevitra 100% ao an-tsainy hoe: "Ity no tena izy", fa voasoratra koa hoe: "Ny Fihevitro tsy fihevitrareo ary ny làlanareo tsy mba Làlako..."
Misaotra mialoha amin'ny valin-teninao rehetra...
Voninahitra anie ho an'Andriamanitra irery ihany... ^:^
13. ikaretsaka
(
19/09/2008 17:16)
fa nen'i prime rehefa inona tokoa no manao voninahitra ho an'Atra e?
rehefa metimety 2 sainao ve le hevitry ny hafa?...

15. Tehanampy
(
26/09/2008 12:08)
Dia inona no tokony hatao mba tsy ho "mpanara-drenirano"?
Ny trondro maty no entin'ny rano fotsiny fa izay VELONA, manan-kery hanohitra izany. Voasoratra hoe: "Izaho no fananganana ny maty sy FIAINANA". Raha TADIAVINAO IZY DIA HISY FANAMPIANA ANAO.
ampy ve ny fahitana ilay lalana ety?
Mazava be fa tsy ampy. Ny làlana dia toa ny fitaovana hahatongavana amin'ny toerana iray fotsiny. Ilay toerana na tanjona tsy ho tratra raha tsy mizotra amin'ilay làlana. Minoa ahy ianao fa efa betsaka ary mbola betsaka no diso LALANA ka any amin'ny farany vao hoe: "Fa maninona aty aho??"
Azonao velabelarina ve ny fomba ahafantarana ny fihevitr'Andriamanitra marina mba tsy hahatonga fahadisoam-panantenana toa io ambaranao io?
I Petera dia nahazo famporisihana tamin'i Jesosy Kristy hoe: "Sambatra ianao ry Simona Barijaona fa tsy NOFO AMAN-DRA no NANAMBARA anao izany fa NY RAIKO...", afaka hilaza zavatra betsaka aminao aho nefa Tsara lavitra ary hahasoa kokoa raha FANAMBARANA no ho azonao.

16. Rovampitia
(
26/09/2008 13:38)
Vitsy satria mba firy isan-jato @ olona kosa ary moa no hahafoy ny harenany, ny voninahiny, ny tenany sy filàna rehetra ka handeha hanara-dia an'i Jesoa Kristy: nde hanampy an'ny mahantra eo @ fiainana, hizotra @ lalà-mahitsy sy fahadiovam-po tanteraka, hialà @ mahazatra sy ny fahazaran-dratsy rehetra, handà ny tenany sns....!
Nahoana kosa moa no nataonao hoe tsy ampy ny mahalala ny lalàna? Efa fantatrao fa tery ny lalàna mankany, Ary Jesoa Kristy no lalàna sy fahamarinana ary fiainana! Tsy mitsahatra mivavaka ary mangataka fifonana ary manantena ny fitsanganko velona miaraka amin'ny Tompo!
Rehefa tena mizotra @ lalà-mahitsy sy fahadiovam-po io tokoa ary tena mino an'i Jesoa Kristy de ny Fanahy Masina no hitari-dalàna! ary n'inona² angatahanao @ anarako hoy i JK de ho azonao izany! Mazotoa de mahereza fa iny hazo fijaliana iny no jerena ary diniho de hanampy ny fahitana ny tena fahamarinana !

17. Tehanampy
(
29/09/2008 11:35)
Rovampitia:

Ka efa hitanao ve izany ilay LALANA?
18. ikaretsaka
(
29/09/2008 17:15)
simplex:
zany hoe ny fiangonana/secta vitsy olona indrindra izany no misy ny famonjena an :)
:arrow: krispijo :°) :lol: :lol:
^:^
raha ny filahatry ny tsaok'hevitra naroson'ny namana ato tokoa no raisina ambony raisina ambany dia toa izay no conclusion tsy misy arriere pensee an
19. Rovampitia
(
30/09/2008 06:03)
Eny, hitako le lalàna ary tena sarotra ny mandeha aminy! Vakio tsara ny baiboly ary tadiavo @ fo mahitsy ary mizora tanteraka ao anaty fahamarinana de ho hitanao izy! Za koa tsy sekta satria zà mino ny Ray, Zanaka ary Fanahy Masina! ary mino an'i Jesoa Kristy aho maty ary nitsangan-ko velona ho antsika rehetra!
Maro no mahita nefa jamba, betsaka ny mandre nefa marenina!
Betsaka fitsapàna @ ilay lalàna, ary betsaka choix koa nefa rehefa fantatrao fa zava-poana dhl izao rehetra izao de hikatsaka ny fanjakan'ny lanitra ianao! Ary misy fotoana, tena hitanao sy miseho mivantana aminao i Satana, nefa tena Andriamanitra no miaro anao! Betsaka ny zavatra tsy eriteretin'ny sainao nefa vitan'Izy Tompo, ampitomboy isan'andro ny finoanao ary araho asa!

20. niryna
(
03/10/2008 03:52)
Rovampitia:=D
Efa fantatrao fa tery ny lalàna mankany, Ary Jesoa Kristy no lalàna sy fahamarinana ary fiainana! Tsy mitsahatra mivavaka ary mangataka fifonana ary manantena ny fitsanganko velona miaraka amin'ny Tompo!
Rehefa tena mizotra @ lalà-mahitsy sy fahadiovam-po io tokoa ary tena mino an'i Jesoa Kristy de ny Fanahy Masina no hitari-dalàna! ary n'inona² angatahanao @ anarako hoy i JK de ho azonao izany! Mazotoa de mahereza fa iny hazo fijaliana iny no jerena ary diniho de hanampy ny fahitana ny tena fahamarinana !
^:^ ^:^
ikaretsaka> :cry: :cry: