Vahiny mihira:

1. niryna ( 16/09/2008 17:16)
Vahiny mihira ny hiram-pirenena Malagasy,tsy ratsy .
Malagasy National Anthem

http://www.dailymotion.com/Masombahiny/video/x6q7vf_malagasy-national-anthem-david-lips_music
Iza re no nampianatra azy ireo e ?
(l) niryna
répondu par niryna le 24/09/2008 16:41
2. xxx ( 16/09/2008 17:33)
Tena tara be mihitsy enao no sady efa be dia be mihitsy ny dinika mikasika anio.
3. ni81 ( 16/09/2008 18:09)
Vahiny mihira ny hiram-pirenena Malagasy,tsy ratsy .
Malagasy National Anthem
Efa nandeha t@ lohahevitra maromaro tokoa ireo ry niryna a! :)
4. fahamarinana ( 16/09/2008 18:46)
:arrow: oui,efa nandeha indroa tokoa e.. (l)
5. tywa68 ( 16/09/2008 19:26)
ie fa mahavariana ihany r'izareo e :lol:
6. boss ( 17/09/2008 06:32)
mahafinaritra alo e tsara be :lol:
7. tsiambaratelo ( 17/09/2008 09:25)
niryna:
Vahiny mihira ny hiram-pirenena Malagasy,tsy ratsy . Malagasy National Anthem http://www.dailymotion.com/Masombahiny/video/x6q7vf_malagasy-national-anthem-david-lips_music Iza re no nampianatra azy ireo e ? (l) niryna
Mahagaga tokoa fa ny vahiny an,tonga de mora mahazo ny langue Malagasy fa isika ndraindray mahatsiaro sahirana mianatra ny any hafa.Misy tovolahy zay aty,Syrien fa mahay tanteraka ny hirany Dadah de F. (hainy hatr@ farany le hira misy wé ...nisy olo-navandy t@vadiko...,ny parole tsisy diso ny feony aoka fotsiny!Zah ndray ary no menatra fa tsy haiko le izy :-P mbola betsaka no hainy fa tsy io fotsiny,:D
8. sakaizakely ( 17/09/2008 10:23)
betsaka amintsika no miangitraingitra fiteny mankarary sofina ^^ ^^ ^^ ^^
misy le manao r miangetsangentsana ireny tena :^)

ny hira indray resaka phonétique no mitondra azy ka izay no tsy mampisy accent. Fa misy havanana kokoa, toy ny québecois a l'aise tsara mihira teny anglisy, ny frantsay tsy mahay azy loatra ohatra. tsy fantatro loatra izay antony

tsiambaratelo> misy namanay mpilalao instrument, mahay mitendry kabaosy, valiha sy mitsoka sodina. Rehefa passion le izy ka vonona hianatra ilay oul de mety ka, nanana contact tamina gropy mpihira malaza tany amintsika koa izy dia nandeha hoazy ny azy. Raha mba nahita sekoly fianarana valiha aho dia ho nianatra. Ny possibilité no tsy nisy tam izany andro zany
9. niryna ( 17/09/2008 17:21)
xxx:

Tena tara be mihitsy enao no sady efa be dia be mihitsy ny dinika mikasika anio.



:D
10. niryna ( 17/09/2008 17:21)
ni81:

Vahiny mihira ny hiram-pirenena Malagasy,tsy ratsy .
Malagasy National Anthem
Efa nandeha t@ lohahevitra maromaro tokoa ireo ry niryna a! :)



:D
11. niryna ( 17/09/2008 17:22)
tywa68:

ie fa mahavariana ihany r'izareo e :lol:

izany tokoa e, dia fantany ve ny hira hirainy ?

:D
12. niryna ( 17/09/2008 17:24)

niryna:
Vahiny mihira ny hiram-pirenena Malagasy,tsy ratsy . Malagasy National Anthem http://www.dailymotion.com/Masombahiny/video/x6q7vf_malagasy-national-anthem-david-lips_music Iza re no nampianatra azy ireo e ? (l) niryna
tsiambaratelo:
Mahagaga tokoa fa ny vahiny an,tonga de mora mahazo ny langue Malagasy fa isika ndraindray mahatsiaro sahirana mianatra ny any hafa.Misy tovolahy zay aty,Syrien fa mahay tanteraka ny hirany Dadah de F. (hainy hatr@ farany le hira misy wé ...nisy olo-navandy t@vadiko...,ny parole tsisy diso ny feony aoka fotsiny!Zah ndray ary no menatra fa tsy haiko le izy :-P mbola betsaka no hainy fa tsy io fotsiny,:D
ka sarotra ny teny hafa kou ,sady marobe no tsy tiany ampianariny ny tenintsika ny zanany
:oops: :lol:
13. ikaretsaka ( 17/09/2008 17:35)
tenja taraiky be niryna le
14. tsiambaratelo ( 18/09/2008 08:03)
sakaizakely:
betsaka amintsika no miangitraingitra fiteny mankarary sofina ^^ ^^ ^^ ^^ misy le manao r miangetsangentsana ireny tena :^) ny hira indray resaka phonétique no mitondra azy ka izay no tsy mampisy accent. Fa misy havanana kokoa, toy ny québecois a l\'aise tsara mihira teny anglisy, ny frantsay tsy mahay azy loatra ohatra. tsy fantatro loatra izay antony tsiambaratelo> misy namanay mpilalao instrument, mahay mitendry kabaosy, valiha sy mitsoka sodina. Rehefa passion le izy ka vonona hianatra ilay oul de mety ka, nanana contact tamina gropy mpihira malaza tany amintsika koa izy dia nandeha hoazy ny azy. Raha mba nahita sekoly fianarana valiha aho dia ho nianatra. Ny possibilité no tsy nisy tam izany andro zany
Dia tena mangotsoka fotsiny ny tena !Nefa mbola ampiany manodidina wé : vitany hafa ve tsy ho vitandry é :cry::cry::cry: aminy RFI isaky ny maraindraina iny,tena maheno mintsy zah vahiny mitendry valiha sy mihira mitovy gadona @ ny hira malagasy fa ny parole no tsy haiko wé Any Srilanka,sa Indien sa inn.Raha afaka mihaino RFI nareo de mi-brancher @io onde io fa gaga be zah nihaino azy :-P
15. tsiambaratelo ( 18/09/2008 08:13)
niryna:
ka sarotra ny teny hafa kou ,sady marobe no tsy tiany ampianariny ny tenintsika ny zanany :oops: :lol:
ny sasany ndray tsy tiany ampianarina ny malagasy ny fiteniny :-P
16. niryna ( 19/09/2008 04:05)
sakaizakely:

betsaka amintsika no miangitraingitra fiteny mankarary sofina ^^ ^^ ^^ ^^
misy le manao r miangetsangentsana ireny tena :^)
marina ve izany fa toa misy resaka io mi-rrr be io hoe esorina fa diso ? =))

ny hira indray resaka phonétique no mitondra azy ka izay no tsy mampisy accent. Fa misy havanana kokoa, toy ny québecois a l'aise tsara mihira teny anglisy, ny frantsay tsy mahay azy loatra ohatra. tsy fantatro loatra izay antony
mety mitombona tokoa izany e,henoy anie ireo mihira ireo fa tsy tafavoakany ilay T toa ataony ts... ilay izy tahionao ry zanahary dia lasa hoe tsahionao ry zanahary :roll:

tsiambaratelo> misy namanay mpilalao instrument, mahay mitendry kabaosy, valiha sy mitsoka sodina. Rehefa passion le izy ka vonona hianatra ilay oul de mety ka, nanana contact tamina gropy mpihira malaza tany amintsika koa izy dia nandeha hoazy ny azy. Raha mba nahita sekoly fianarana valiha aho dia ho nianatra. Ny possibilité no tsy nisy tam izany andro zany
fa raha voa teraka tany an-tanindrazan'olona kosa aloha dia mirokiroky ny zaza e,sa tena mahay teny gasy vary raraka ?


:D
17. niryna ( 19/09/2008 04:07)
tsiambaratelo:

Dia tena mangotsoka fotsiny ny tena !Nefa mbola ampiany manodidina wé : vitany hafa ve tsy ho vitandry é :cry::cry::cry: aminy RFI isaky ny maraindraina iny,tena maheno mintsy zah vahiny mitendry valiha sy mihira mitovy gadona @ ny hira malagasy fa ny parole no tsy haiko wé Any Srilanka,sa Indien sa inn.Raha afaka mihaino RFI nareo de mi-brancher @io onde io fa gaga be zah nihaino azy :-P
misaotra e


:-*
18. 08051972 ( 21/09/2008 18:45)
niryna:

sakaizakely:

betsaka amintsika no miangitraingitra fiteny mankarary sofina ^^ ^^ ^^ ^^
misy le manao r miangetsangentsana ireny tena :^)
marina ve izany fa toa misy resaka io mi-rrr be io hoe esorina fa diso ? =))

ny hira indray resaka phonétique no mitondra azy ka izay no tsy mampisy accent. Fa misy havanana kokoa, toy ny québecois a l'aise tsara mihira teny anglisy, ny frantsay tsy mahay azy loatra ohatra. tsy fantatro loatra izay antony
mety mitombona tokoa izany e,henoy anie ireo mihira ireo fa tsy tafavoakany ilay T toa ataony ts... ilay izy tahionao ry zanahary dia lasa hoe tsahionao ry zanahary :roll:

tsiambaratelo> misy namanay mpilalao instrument, mahay mitendry kabaosy, valiha sy mitsoka sodina. Rehefa passion le izy ka vonona hianatra ilay oul de mety ka, nanana contact tamina gropy mpihira malaza tany amintsika koa izy dia nandeha hoazy ny azy. Raha mba nahita sekoly fianarana valiha aho dia ho nianatra. Ny possibilité no tsy nisy tam izany andro zany

fa raha voa teraka tany an-tanindrazan'olona kosa aloha dia mirokiroky ny zaza e,sa tena mahay teny gasy vary raraka ?

rehefa hiresahanao @ teny Gasy izy de mahay variraraka! fa tsy hoe teny ratsy varirarak'ankory zany an!!! :-D :-D :-D :-D :-D
:D



19. 08051972 ( 21/09/2008 18:58)
taty aminay koa aza mba nisy prof d'anglais-njanako membre ao @ akapelà izy de nasainy zahay de nihira ny hiran'i SALALA le hoe" salakao raho enjy e! " iny ry zareo ,fa zà gaga fotsiny hoe izà aza Gasy nefa tsy mahay an'ilay hira!
20. tsiambaratelo ( 22/09/2008 17:29)
08051972:
niryna:
sakaizakely:
betsaka amintsika no miangitraingitra fiteny mankarary sofina ^^ ^^ ^^ ^^ misy le manao r miangetsangentsana ireny tena :^)
marina ve izany fa toa misy resaka io mi-rrr be io hoe esorina fa diso ? =))
ny hira indray resaka phonétique no mitondra azy ka izay no tsy mampisy accent. Fa misy havanana kokoa, toy ny québecois a l\'aise tsara mihira teny anglisy, ny frantsay tsy mahay azy loatra ohatra. tsy fantatro loatra izay antony
mety mitombona tokoa izany e,henoy anie ireo mihira ireo fa tsy tafavoakany ilay T toa ataony ts... ilay izy tahionao ry zanahary dia lasa hoe tsahionao ry zanahary :roll:
tsiambaratelo> misy namanay mpilalao instrument, mahay mitendry kabaosy, valiha sy mitsoka sodina. Rehefa passion le izy ka vonona hianatra ilay oul de mety ka, nanana contact tamina gropy mpihira malaza tany amintsika koa izy dia nandeha hoazy ny azy. Raha mba nahita sekoly fianarana valiha aho dia ho nianatra. Ny possibilité no tsy nisy tam izany andro zany
fa raha voa teraka tany an-tanindrazan\'olona kosa aloha dia mirokiroky ny zaza e,sa tena mahay teny gasy vary raraka ? rehefa hiresahanao @ teny Gasy izy de mahay variraraka! fa tsy hoe teny ratsy varirarak\'ankory zany an!!! :-D :-D :-D :-D :-D :D
Mafatifaty kosa alou,ny mihaino ireo zanaka malagasy aty an-dafy manafangaro langue efatra be zao!Ny aty aminay io,sady miteny frantsay,Anglais,Arabo,Malagasy,ndrindra mou le teny Malagasy ikikifan-dreniny azy ireny:-P de avy eo averiny=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3291