taty aminay koa aza mba nisy prof d'anglais-njanako membre ao @ akapelà izy de nasainy zahay de nihira ny hiran'i SALALA le hoe" salakao raho enjy e! " iny ry zareo ,fa zà gaga fotsiny hoe izà aza Gasy nefa tsy mahay an'ilay hira!
ka misy kosa anie fantatra misy tsy fantatra e,rehefa mba sendra ny fantatra ny tena dia toa lazain'ny olona fa mahay ihany ka. Ireny hira fanampiny ireny izao raha tsy misy mihira dia tsy ho fantatry ny olona koa ka
:D