Lalina mihitsy ity fanadinoana ity an!
1. ni81
(
26/08/2008 17:37)
Anniversairen'ny namako mipetraka any Paris any ny 27/08; dia mba faly ery zà vonona hanao surprise taminy fa misy hira tiany dia no-graver-ko. Dia omaly dia efa nasaiko nalefan'olona tany @ paositra ilay izy mba tsy ho tara. Kinanjo t@ 19h teo izy dia niantso ahy, dia nisaotra fa voaray ny cadeau d'anniversaire, saingy tsy misy afa-tsy boîte n'ilay CD hoy izy fa asa nankaiza ny tao anatiny! Dia teo aho vao tonga saina dia lasa nijery tao @ unité centrale ary dia hitako tao ilay CD :( . Dia nilazako izy hoe tavela ato kay ilay CD fa lay boaty no lasa tany @ paositra akia a! Loza izany fa mba saika hanao surprise ka inona no teo! :-D Aza mba tratran'ny toy izany ihany!
répondu par tsiambaratelo le 03/09/2008 16:30
3. ni81
(
26/08/2008 17:50)
hihiihihihihihihih ka efa surprise nge io ry ni81 eeeeeeafa-baraka mihitsy kou!
5. neo83
(
26/08/2008 18:29)
ni81 ô ! ambarako fa za iany no voakin'zay oul' zay oe "mifoka sigara d mora manadino", hahahahahahahahahaha.
6. ni81
(
26/08/2008 18:35)
ni81 ô ! ambarako fa za iany no voakin'zay oul' zay oe "mifoka sigara d mora manadino", hahahahahahahahahahaMihomeheza tsara e! zà klou tsy mifoka sigara e, fa dia nanadino! marina tsy tena nahamenatra fa soa fa mba tsy adino ilay carte kely fiarahabana, fa mba tonga lasa tao ihany! :-D :-D
7. neo83
(
26/08/2008 18:37)
ni81 za ary tena efa nande teny andalana vao tadidiko oe adinoko tany an-trano le pataloha kay, oooooooooo, afabaraka miitsy, hahahahaha, laolina
8. ni81
(
26/08/2008 18:38)
ni81 za ary tena efa nande teny andalana vao tadidiko oe adinoko tany an-trano le pataloha kay, oooooooooo, afabaraka miitsy, hahahahaha, laolina:-D :-D =)) =)) =))
9. yonikafopl
(
27/08/2008 07:11)
nena njay talou tam za mbola nisy sanga, de manisy rouleau eo am le sanga za refa maraina,de nikoropaka le nde hiasa iny, de hadino ny nanala an le izy fa tonga de lasa amzao, teny andalana ze oll mifanena amiko de mijerijery ana doly, hatrany anaty bus, de rangitra be za tamzany we inn doly kou no ijerijeren reny oll reny ana eeee, efa niala ny bus za ,de nandalo vitrine vo nahita an le ouleau teo am sangako, zay vo tonga saina :-D :-D :-D :-D
10. ni81
(
27/08/2008 07:22)
Lohateny : Re : Lalina mihitsy ity fanadinoana ity an!=)) =)) =)) =))
nena njay talou tam za mbola nisy sanga, de manisy rouleau eo am le sanga za refa maraina,de nikoropaka le nde hiasa iny, de hadino ny nanala an le izy fa tonga de lasa amzao, teny andalana ze oll mifanena amiko de mijerijery ana doly, hatrany anaty bus, de rangitra be za tamzany we inn doly kou no ijerijeren reny oll reny ana eeee, efa niala ny bus za ,de nandalo vitrine vo nahita an le ouleau teo am sangako, zay vo tonga saina
11. yonikafopl
(
27/08/2008 08:47)
memezanjy za fa ra ny hasosorako jerijeren'ny oll an, :evil: za manko tsy dia tia fitaratra loatra mou ny hamaikana kou testsy andaniny
12. ratonga
(
27/08/2008 08:51)
=)) =)) =)) ykf: naninona ra notenenina zé béjerijery wé zao dray ny lamody vao² :-D
13. yonikafopl
(
27/08/2008 11:02)
ratonga ka za nge tsy kopy mintsy we hadino teo le rouleau eeee, ra tsy nandalo vitrine za tsy tsikarotro mintsy le izy, :oops:
14. endrika01
(
27/08/2008 11:02)
ni81:Ny tsy fanadinona anilay namana dia efa surprise ho azy.Asa nareo raha mba mitovy amiko na tsia,fa zah tsy dia makasitraka firy lay we cadeau omeny namana.Tsy we tsisy valeur ny akory sanatria,fa lay hisafidy @Anniv-ny we,inona re no tiany é,mitovy ve ny valeur ny cadeau nomeny ahy sa tsia!Asa a mety ratsy fanahy kely angamba aho eto.Fay aho de tsy mety mandray ny avy @namana satria,nisy namako nahavoaka feo mintsy.Ty ve akia no mba cadeau d anniv omeny ahy,nefa t@Anniv-ny namoahako ny tahiriko rehetra tao @boatin-drakotro.Tena tadidiko mandraka androany io teny io nefa efa t@ 95 tany ho any!Raha carte misy Raozy simple miaraka @diam-penina kely de tena tiko be eto amboniny tany:P:P(l)(l)(l):-P
Anniversairen\'ny namako mipetraka any Paris any ny 27/08; dia mba faly ery zà vonona hanao surprise taminy fa misy hira tiany dia no-graver-ko. Dia omaly dia efa nasaiko nalefan\'olona tany @ paositra ilay izy mba tsy ho tara. Kinanjo t@ 19h teo izy dia niantso ahy, dia nisaotra fa voaray ny cadeau d\'anniversaire, saingy tsy misy afa-tsy boîte n\'ilay CD hoy izy fa asa nankaiza ny tao anatiny! Dia teo aho vao tonga saina dia lasa nijery tao @ unité centrale ary dia hitako tao ilay CD :( . Dia nilazako izy hoe tavela ato kay ilay CD fa lay boaty no lasa tany @ paositra akia a! Loza izany fa mba saika hanao surprise ka inona no teo! :-D Aza mba tratran\'ny toy izany ihany!
15. ni81
(
27/08/2008 11:43)
Ny tsy fanadinona anilay namana dia efa surprise ho azy.Asa nareo raha mba mitovy amiko na tsia,fa zah tsy dia makasitraka firy lay we cadeau omeny namana.Tsy we tsisy valeur ny akory sanatria,fa lay hisafidy @Anniv-ny we,inona re no tiany é,mitovy ve ny valeur ny cadeau nomeny ahy sa tsia!Asa a mety ratsy fanahy kely angamba aho eto.Fay aho de tsy mety mandray ny avy @namana satria,nisy namako nahavoaka feo mintsy.Ty ve akia no mba cadeau d anniv omeny ahy,nefa t@Anniv-ny namoahako ny tahiriko rehetra tao @boatin-drakotro.Tena tadidiko mandraka androany io teny io nefa efa t@ 95 tany ho any!Raha carte misy Raozy simple miaraka @diam-penina kely de tena tiko be eto amboniny tanyNy fo manolotra no tena zava-dehibe fa tsy ilay KDO amiko. Vao miandoha ny taona dia efa averiko adika anaty agenda daholo ny anniversairen'ny havako sy namako dia @ zay tsy adino. Fa t@ volana mai teo koa aho efa nanadino. Dia niandry sms hono ilay neveu kely tany dago...kanjo tsy nisy. Dia ny reniny no nandefa sms tamiko hoe adinonareo lay anniversairen'ilay zaza, ary nanontany izy hoe: angaha tsy nisy niantso t@ téléphone ho anà :( ...Fanadinoana daholo izany rehetra izany.
16. booboo
(
27/08/2008 12:29)
ni81, yonika > hihihihihihihihihihihihihihihi
Ny ahy indray hadinoko tao anaty frigo ny tél portable-ko dia efa herinan'andro taty afara vao hitako :^). Dia sendra nandalo tao @ fividianako dité zay zà dia gaga be fa nomen'ilay mpivarotra 15 euros fa nisy diso kay ny raha nataony dia zà nampanantena hoe hiverina dia 3 volana aty afara vao niverina. Dia vao afak'omaly mihitsy, handeha hivoaka ny trano tsy hitako ny lakilé, notadiaviko eraka ny trano, efa adiny 2 zà nitady kay hadinoko tao @ fanasanana tanana tao @ wc.
tsy haiko nareo t@ nitondra vohoka raha be fanadinoana tahaka zany fa zà toa hitako tena loza mihitsy :^)
Ny ahy indray hadinoko tao anaty frigo ny tél portable-ko dia efa herinan'andro taty afara vao hitako :^). Dia sendra nandalo tao @ fividianako dité zay zà dia gaga be fa nomen'ilay mpivarotra 15 euros fa nisy diso kay ny raha nataony dia zà nampanantena hoe hiverina dia 3 volana aty afara vao niverina. Dia vao afak'omaly mihitsy, handeha hivoaka ny trano tsy hitako ny lakilé, notadiaviko eraka ny trano, efa adiny 2 zà nitady kay hadinoko tao @ fanasanana tanana tao @ wc.
tsy haiko nareo t@ nitondra vohoka raha be fanadinoana tahaka zany fa zà toa hitako tena loza mihitsy :^)
17. ni81
(
27/08/2008 19:42)
Ny ahy indray hadinoko tao anaty frigo ny tél portable-ko dia efa herinan'andro taty afara vao hitako . Dia sendra nandalo tao @ fividianako dité zay zà dia gaga be fa nomen'ilay mpivarotra 15 euros fa nisy diso kay ny raha nataony dia zà nampanantena hoe hiverina dia 3 volana aty afara vao niverina. Dia vao afak'omaly mihitsy, handeha hivoaka ny trano tsy hitako ny lakilé, notadiaviko eraka ny trano, efa adiny 2 zà nitady kay hadinoko tao @ fanasanana tanana tao @ wc.:-D :-D :-D
tsy haiko nareo t@ nitondra vohoka raha be fanadinoana tahaka zany fa zà toa hitako tena loza mihitsy
18. fahamarinana
(
27/08/2008 21:29)
:arrow: ni80 :-D :-D raharaha koa akia zany cd tavela zany...
booboo ::-D :-D ndraso fa tsy hihomehy be loatra aho fa be kibo tsinona... :) (l)
booboo ::-D :-D ndraso fa tsy hihomehy be loatra aho fa be kibo tsinona... :) (l)
19. sakaizakely
(
27/08/2008 21:50)
booboo> :-D :-D :-D :-D :-D
9 volana sisa e :-D :-D :-D :-D :-D
ny ahy koa ndraipande zay tavela tanaty posin'ny pataloha ny portable de voasasa tanaty lave linge de zay ro nataony :°) fa avotra ihany ny carte SIM :lol:
fa ny mahavoa ahy matetika de hadinoko hoe efa avy nampatory zaza, ka le rendremana eo ambony canapé iny de taitra tampoka we oay ! aiza ny zazakely :{ :{ de vetivety ihany moa de tonga saina de zay vo mihanihany otran'ny avy nifoka mokety
9 volana sisa e :-D :-D :-D :-D :-D
ny ahy koa ndraipande zay tavela tanaty posin'ny pataloha ny portable de voasasa tanaty lave linge de zay ro nataony :°) fa avotra ihany ny carte SIM :lol:
fa ny mahavoa ahy matetika de hadinoko hoe efa avy nampatory zaza, ka le rendremana eo ambony canapé iny de taitra tampoka we oay ! aiza ny zazakely :{ :{ de vetivety ihany moa de tonga saina de zay vo mihanihany otran'ny avy nifoka mokety
20. endrika01
(
28/08/2008 05:46)
sakaizakely:sakaizakely>=))=))=)) ny an le Ramatoa ato am-badikanay ndray,naneno ny telephone de hadinodinony we mipasoka izy fa tonga de iny fer mamay be iny no niraikitra t@sofiny havanana sy ny tarehiny :-D:-D:-D:-D ny ahy ndray,tsy mandray vola t@namako akory aho de namerim-bola hoazy,de avy eo novazavazainy be we vola betsaka no nomeny ahy ka aona no iny no nomeko azy,refa ela zah vao tonga saina we zah tsy nandray vola nefa nahoana no nanomé,asa fanadinona sa fiveraverana:-P
booboo> :-D :-D :-D :-D :-D 9 volana sisa e :-D :-D :-D :-D :-D ny ahy koa ndraipande zay tavela tanaty posin\'ny pataloha ny portable de voasasa tanaty lave linge de zay ro nataony :) fa avotra ihany ny carte SIM :lol: fa ny mahavoa ahy matetika de hadinoko hoe efa avy nampatory zaza, ka le rendremana eo ambony canapé iny de taitra tampoka we oay ! aiza ny zazakely :{ :{ de vetivety ihany moa de tonga saina de zay vo mihanihany otran\'ny avy nifoka mokety