zaza vavy kely 6 taona nisy nanolana dia nisy namono

1. xxx ( 19/08/2008 15:01)
Tena ahonany hevitrareo @ ilay vaovao maly zazakely nisy nanolana? mampalahelo be tena tsy ampoizina hoe ny fahendreny gasy dia mahavita zavatra mamparikoditra hotrizao
mampalahelo ny nahazo ilay zazakely sty manantsiny, indrindra ny ray amandreniny
répondu par vale le 27/09/2008 21:31
2. fasaly ( 19/08/2008 16:17)
ny aza tratrany ihany! tsy hoe rehefa gasy dia anjely doly doly!
io ilay mianatra ny ataon'ny vahiny dia ampiharina ilay izy, taloha manolana de zay fa zao vonoina toy ny hataon'ny vahiny indray izany....ambeso tsara ny zaza ....
3. xxx ( 20/08/2008 01:00)
Mampalahelo iny toe-javatra iny fa saingy tsy misy hifandraisany amin'ny maha gasy. Tsy tsy tadidinareo angaha koa angaha ny nataon-dRa-Jean Robera Estimé? :^)
4. xxx ( 20/08/2008 10:56)
inona kay no tsy ifandraisanay @ gasy nga vazaha no nanolana an'ilay zazakely???? ilay gasy nanolana no nahatonga ahy gaga hoe gasy fa tsy vahiny
5. fahamarinana ( 20/08/2008 11:29)
:arrow: xxx3 :ka satria nolazaina tery ambony hoe ny fahendren'ny gasy.....Misy ny gasy hendry,misy ny gasy adala,dia misy tahak'izay koa ny vazaha hendry ;misy ny vazaha adala...
fasaly:
ambeso tsara ny zaza

:arrow: iombonako hevitra tanteraka na dia misy milaza aza hoe rehefa ho avy ny loza dia ho avy...,sy ny hoe izay no anjara voasoratra...aleo misoroka toy izay manenina avy eo sady tsa misy zazakely lahy na vavy intsony fa izy roa be zao no misy mibeda sy mamono...be ny adala e sy marary saina e :( (l)
6. endrika01 ( 20/08/2008 20:08)
xxx:
Tena ahonany hevitrareo @ ilay vaovao maly zazakely nisy nanolana? mampalahelo be tena tsy ampoizina hoe ny fahendreny gasy dia mahavita zavatra mamparikoditra hotrizao mampalahelo ny nahazo ilay zazakely sty manantsiny, indrindra ny ray amandreniny
Ny adala marary saina aza mbola azo lazaina we misaina!Fa ny nahavita anio tsy olona adala mintsy fa tena manatsaina,ary tsy vonona ny hana-taranaka fa hanenjika azy ny aina sy ra nalatsaka!Refa mitady lavaka teritery,dia manaova ny nataonilay adala voalazako etsy ambony we ny adala aza misaina!
7. xxx ( 21/08/2008 13:08)
de olongegy tokoa! vonoina no mendrika azy atao poto fatorana aloha dia izay te hamono mamono ampijalina zay vao vonona
olona marary saina
8. fasaly ( 21/08/2008 13:29)
endrika: psikôpaty marary saina ihany ireny mpanolana zaza sy mpamono olona ireny ka! ny ao am saina no tena voa..... marary saina noho ny adala marary saina ireny .....
9. endrika01 ( 21/08/2008 15:42)
fasaly>hita aky kou.Ozizy xxx we ajoro atao poteau de zay te hamono mamono!Raha zah no asiana mamono tonga dia mandalo kely eny aminy mpivaron-kena aloha maka an le fika be=))triatina aloha ny patalohany,de maka akalana na le planche reny atao ao ambany ny litabeny=))=))=)) dia miara-manisa ny fokonolona 1 2 3 de tonga de kapaina ny filahiny hi hi hi avela hahareh marary miraingiraingy,mangirifiry,mijafajafa tsara!Fa tsy tonga de gadraina na naperina ny ainy,@io izy mantsy tsy maintsy hamaivay sy hirotsa-dranomaso!Dia hiverina ao an-dohany aby ny kikika sy tomaniny ireo zaza naolany:twisted::twisted:
10. ni81 ( 21/08/2008 15:56)
iombonako hevitra tanteraka na dia misy milaza aza hoe rehefa ho avy ny loza dia ho avy...,sy ny hoe izay no anjara voasoratra...aleo misoroka toy izay manenina avy eo sady tsa misy zazakely lahy na vavy intsony fa izy roa be zao no misy mibeda sy mamono...be ny adala e sy marary saina e
zà koa dia miombon-kevitra amin'i fahama, satria rehefa mba nanao izay tokony heverina ho nety @ fiambenana dia mba tsy manameloka ny tena intsony ny eritreritra raha sendra ny patsa iray tsy omby vava aza.
11. fahamarinana ( 21/08/2008 16:07)
:arrow: endrika :tena aleo tsika roa tsy hifanena fa toa tena danz be ... :wink:
Kanefa raha hovonoina anie tonga dia maty izy dia tsy ahatsiaro marary intsony e,nefa raha gadraina mandrakizay dia miasa tsara ny lohany...ny manala ain'olona koa hany tsy mora an..ndrao ny tena no tsy hilamin-tsaina indray.Toa tsy ho zakako raha namono olona aho ,eny na diso be aza ilay olona,mety zà koa no hitapy amin'ny farany.Marina e !!!
ni : ié,rahavao tsy nahavita izay tokony natao dia manenjika ny eritreritra na dia efa tsy ny tena no nanao hadalana fa ny sasany no efa marary saina. :( (l)
12. fasaly ( 21/08/2008 16:12)
misy tantara kely tena marina ity....
nisy bandy efa presk ho SDF izay tanty kely no fonenany eny ivelany eny...tsy SDF otrani'reo toxykôman na mpidoroka izy fa noho ny etraketraky ny fiainana dia lasa voaroka ny trano nofainy izy dia tsy nanana asa ihany intsony koa dia lasa matory eny rehetra eny... ny SDF mantsy tsy vonona ny hiasa izy ireny fa i lery tena mazoto ny hiasa fa tsary nahita intsony...
sendra izy hatory alina iny naheno vevavy nikika nanao hoe avelao aho avelao aho vonjero, dia voasitona ilay kiaka izy dia nanatona fa vevavy matory am tany forcénlay lehilahy hiboridana hanala ny akanjony ho violer-ny....
nisy rangah tampoka nandalo fa tsy sahy ni intevenir fa lasa nitsoaka sady tsy sahy nijery fa i lery nanatona anefa izy mikitringa....marary tongotra fa vao nahita azy nanatona lay rangahy mpi-viole dia nitsoaka navelany lay ramatoa...
efa indroa io bandy io no nanavotra olona otrzay....raha lasa ny fitarainana nande tany am polisy dia nalaza hoe mpanavotra ilay bandy ka na ny lehibe ny comune aza nanome logement azy ary ny pokona naheno ny fandehan'ny tantara niezaka nikararoka asa ho an'i lery :-P
13. xxx ( 22/08/2008 10:10)
vaovao tsara be ny vaovao izay lazainao ry fasaly tena faly aho eo ampamakiana, fa ireny olona mpiviolé olona reny tokony ho vosirana, ra za mba manana pouvoir @ ty resaka fitondrana ity de zay no lalanà angatahako voalohany
ny olona miviolé vosirana daholo fantatra fa tsy salama saina reny tsy tompony tenany de aleo tonga de vosirana tanteraka fa. sa ahoana hozizy nareo?
14. fahamarinana ( 22/08/2008 10:39)
:arrow: io hevitry xxx io zao hevitra iray mety mahomby...aza tratrany fontsiny fa toa ho sahirana... :) (l)
15. fasaly ( 22/08/2008 11:47)
inona moa ilay hoe vosirina:???? tapahina ve izany????
16. xxx ( 22/08/2008 12:21)
borina teo le fika miaraka @ voany, mialatsiny tsy haiko ny milaza azy eto na hoe ny
@ mahalela rehetra

17. ni81 ( 22/08/2008 12:26)
inona moa ilay hoe vosirina??? tapahina ve izany????
Atao toy ny saka na ny alika zany?
18. xxx ( 22/08/2008 12:56)
@ zay tsy marary saina tsony
19. fasaly ( 22/08/2008 12:56)
:-D hay ve!
ilay lalàna famaizana hafa mitsy ka mino aho fa tsy hisy ho voabory izany aloha fa de ny aza tratrany ihany....hihihi
20. xxx ( 22/08/2008 13:13)
voalaza @ gazety fa ny raikeliny ihiany no nahavano doza nanao azy efa in droa be zao no naolany ilay zaza kely de izao izy tonga de namono nahafaty zao
mampalahelo eee!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2165