zaza vavy kely 6 taona nisy nanolana dia nisy namono
22. ssendra
(
28/08/2008 10:39)
xxx:
voalaza @ gazety fa ny raikeliny ihiany no nahavano doza nanao azy efa in droa be zao no naolany ilay zaza kely de izao izy tonga de namono nahafaty zao
mampalahelo eee!!!
mampalahelo be izany an! dia efa gadra ve izao ilay tsy vanona?
24. tsiambaratelo
(
04/09/2008 12:17)
xxx:
borina teo le fika miaraka @ voany, mialatsiny tsy haiko ny milaza azy eto na hoe ny
@ mahalela rehetra
Amzay fay tsaratsara:D
25. tsiambaratelo
(
04/09/2008 12:19)
xxx:
borina teo le fika miaraka @ voany, mialatsiny tsy haiko ny milaza azy eto na hoe ny
@ mahalela rehetra
Amzay fay tsaratsara:D
26. tsiambaratelo
(
04/09/2008 12:20)
xxx:
borina teo le fika miaraka @ voany, mialatsiny tsy haiko ny milaza azy eto na hoe ny
@ mahalela rehetra
Amzay fay tsaratsara:D
27. tsiambaratelo
(
04/09/2008 12:21)
xxx:
borina teo le fika miaraka @ voany, mialatsiny tsy haiko ny milaza azy eto na hoe ny
@ mahalela rehetra
Amzay fay tsaratsara:D
28. vale
(
27/09/2008 21:31)
xxx:oul tsy vaona tsy matahotra an'Andriamanitra!!:evil: :evil: :evil:
Tena ahonany hevitrareo @ ilay vaovao maly zazakely nisy nanolana? mampalahelo be tena tsy ampoizina hoe ny fahendreny gasy dia mahavita zavatra mamparikoditra hotrizao
mampalahelo ny nahazo ilay zazakely sty manantsiny, indrindra ny ray amandreniny
