dia izay ve no rariny

1. bazylou ( 07/08/2008 00:13)
ry mpitsara Malagasy be tay parasy ???
""Procès
Travaux forcés pour une mère infanticide


Poursuivie pour avoir tué son enfant, une mère a été condamnée à sept ans de travaux forcés, hier. Elle a également écopé de six mois de prison ferme pour tentative d'évasion alors qu'elle devait être déférée au Parquet du tribunal le 9 janvier 2008. La Cour criminelle ordinaire d'Antananarivo a rendu son verdict à l'issue d'une demi-heure de procès et une dizaine de minutes de délibération.
La rapidité du procès s'explique par la position prise par l'accusée. Après l'énonciation des chefs d'inculpation, elle a tout de suite reconnu sa culpabilité. Dans son inquisition, le procureur de la République a confié le sort de la prévenue à l’appréciation des juges.
L'affaire remonte au début de cette année. Le 8 janvier, un appel était parvenu au commissariat du 1er arrondissement de la sécurité publique à Analakely. Il faisait état de la découverte du cadavre d'un nouveau-né. Le bébé avait été abandonné dans un caniveau du côté du cinéma Rex.
La police n'a eu aucun mal à intercepter la mère, une sans-abri du quartier. L'enquête a mené à un témoin.Ce dernier qui est agent de sécurité dans cette salle de cinéma a dénoncé la mère comme étant la principale suspecte. La femme a affirmé avoir accouché la nuit du 7 janvier, pourtant, elle n’avait pas son enfant avec elle.
Dans sa déposition, l'accusée a déclaré avoir volontairement tué le bébé parce qu'elle ne voulait pas le garder faute de moyen. Elle avait déjà prévu de commettre cet acte depuis qu’elle a su qu'elle était enceinte.
La femme affirme avoir un autre enfant qui vivait avec elle dans la rue.
« Auparavant, moi et mon enfant avions vécu chez ma mère à Ambohidrapeto, après que mon mari nous ait abandonnés », a-t-elle expliqué à la police. Elle a ajouté qu'en 2004, ce dernier l'avait quittée pour une autre femme et est parti à Arivonimamo.
Au vu des circonstances du meurtre, l'avocate de l'inculpée a fait prévaloir l’existence de circonstances atténuantes.
Elle a également demandé un cumul de peines sur les deux chefs d'inculpation. Pour étoffer son argumentation, elle a souligné le comportement répréhensible de certains hommes vis-à-vis des femmes.

Teholy Martin""" express de mada


répondu par fahamarinana le 19/08/2008 09:09
2. ari.malala ( 07/08/2008 05:01)
"nankaiza e lay ray mpandositra adidy" hoy ilay hira izay... :(
3. hery ( 07/08/2008 06:06)
Raha mpanaraka vaovao aty ivelany koa i bazylou dia tsy hiteny hoe be tay parasy ny mpitsara malagasy.

Tsy vao voalohany eto an-tany no nisy ny reny mpamono zanaka. Ary ity tao Madagasikara ity dia niaiky ilay reny fa namono. Izay namono ny zanany na inona antony na inona dia nahazo sazy mafy daholo. Ny farany fantatro dia 16 ans de prison ferme no sazy azon'ilay namono ny zanany teto Italie.

Ka tsy hitako hoe inona no tsy rariny. Sa kely loatra ve ilay sazy?
4. bazylou ( 07/08/2008 13:07)
ianreo ireto koa,,, dain,, beurk,
TSy any amin'ilay hoe reny namono zaz anie no tiako lazaina fa ilay hoe nahona no tonga tany amin'ny famonoana ilay reny vao hita e?? misy ny circonstance atténuante hoy ny vazaha izay.

Ny an'ny gasy manko ny fitsarana dia senegaly nahazo baiko izay. Zao dia izao , nefa mba nisy namakafaka ny antony ve sa ny hitsin-dalana fotsiny.
:roll: :roll: :roll:
5. fahamarinana ( 07/08/2008 14:05)
:arrow: bazylou :senegaly nahazo baiko ahoana ny gasy kay ? fitsarana fitsarana foana :rehefa nanao delit dia voasazy araka ny délit natao...na circonstances atténuantes na ahoana,eo ny mahasamihafa na kely na lehibe no azo.Olona nanao fianarana anie ny olona nitsara tao fa tsy hoe notsiponina teny an-tsena ka tsy hamakafaka fa hanao hitsin-dalana avy hatrany ary mino aho fa tsy olona iray no manapakevitra fa betsaka...sa ny tianao izany dia afa-bela ilay reny ? Azavao fa ianao koa toa be ' beurk sy dain ' nefa tsy mazava ny tianao valian'ny olona avy eo... (l)
6. ni81 ( 07/08/2008 14:29)
Azavao fa ianao koa toa be ' beurk sy dain ' nefa tsy mazava ny tianao valian'ny olona avy eo...
:lol: :lol: :lol:
7. ainaheri ( 07/08/2008 20:48)
bazylou:
ianreo ireto koa,,, dain,, beurk,


:-D :-D :-D :-D
8. bazylou ( 07/08/2008 23:04)
ny tiakolazaina fotsiny dia izao,
Fisaka ny rariny, ary ny fitsarana mandeha haingana be tsy misy fijerena ny andaniny , fa ny ankilanyihany dia arodano fa tsy misy "" justice"" vanona ao.
IZay ilay gasy nahazo baiko e, rehefa nanano an'itsy dia itsy izany no valiny.
Nefa mba inona ary no nahatonga ilay crime e?? inona ??
Valiny: fahasahiranana, fanarian'ny ilay rainjaza ny zanany, voafitaka koa ilay ramatoa ary irery ramatoa.
Na dia atao aza hoe misy ny famerana ireny aizana ireny dia tsy takatry ny 4mi sy ny reny manano tena ireny. KA tsininy ve ???? sa hovelominao ny zanany ??
NY ao Madagasikara , tsy misy organisme psychologique manampy oreny olona ireny, tsy misy koa ny rafitra sosialin'ny fanjakana miaro ireny tsy ho tonga any amin'ny infanticide.
Tsy misy na dia toerana hanorona ireny olona ireny tsy hitapy .
LAny andro amin'izo ze olempika, maketsy e, tour du monde e, .................. dain beurrkk,
NY olona mandroso manan izao cellule sy resto du coeur, emmaus, sns izao aza mbola manao infanticide ihany, maika fa ny 4mi sy ny vhv manano tena!!!!
RAha ianao vehihivavy io no teoa min'ny toerany, feno fasahiranana, ny tena irery ny vady nanao fotsiny dia nipitika; inona no ataonao ??

Sa ianareo ilay be zity tsy misy apoaka fotsiny?? sahala ny gasy rehetra ??
9. endrika01 ( 15/08/2008 12:08)
Raha ny marina dia izay rehetra mandika lalana,dia iharany sazy.Betsaka ny olona tsy ampy fianarana na fanabeazana tsy mahalala akory ny atao hoe lalàna na didy aman-dalana.Misy toerana ohatra tsy azo ivalanan-drano,lay nanondraka anefa tsy nahay mamaky teny,izay panneau nisoratra nivandravandra be teo woe,zay tratra mandoa sazy!Tsy nananany ny vola,tsy hainy ny namaky teny,izy koa mety tsy nanao fanahiniana fa tena poritra;dia aiza ny iafarany???Mihidy any am-ponja satria nandika lalàna!Zah aloha miombon-kevitra @ito voalaza eto ambony ito e :P
10. fahamarinana ( 17/08/2008 12:57)
bazylou:
Sa ianareo ilay be zity tsy misy apoaka fotsiny?? sahala ny gasy rehetra ??

:arrow: ianao angamba no tena fitininao amin'io teny lazainao io o ????,ilay gasy toa anao no tena fantatrao ny fanaony...aok'etsy hoy simon randria...,mba inona zay mba vitanao aloha ankoatran'ny fanambaniana gasy sns sns...aiza ilay vahaolana atolotrao an'ilay mme aza e,avy eo vao mangataka ny hevitry ny olona fa tsy be bli bli bla eo.Dain...beurk...mba tsy voako ilay olona poerapoera,ohatran'ny d x e nefa d x d.....hoy ny teny fahiny
Mianara droit dia mba ampiharo ao amin'ny fitsarana any dago fa izany zao no tadiavin'ny firenena any :olom_banona mahay lalana kokoa noho ny any sa ? :) (l)
11. bazylou ( 19/08/2008 01:30)
misy tapaka lalandra indray io ambony io fa tratran'ny aza manadino !!!! :-D :-D :-D :-D :-D .
araho tsara dia hitanao ilay izy fa tsy borné ami'izay io ny saina!! tony tsinona le tsy mandray ny lohanyfa ny vodiny ihany!! :-D :-D :-P :-P
12. fahamarinana ( 19/08/2008 09:09)
:arrow: raha tapaka lalandrà efa tany amin'ny hopitaly no nijanona kouh...no comment !!! ,aleo borné toy izay manaraka dinika tsy misy lohany sy vodiny...Fahadisoana angaha ny mamaly ny valiny apetrakao sa tokony novakiana fontsiny dia izay ? aoka lehiretsy e... :-P (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1396