fara andro
1. padresy
(
31/07/2008 08:34)
SLT daolo nareo v ts mahita fa efa akaiky ny farany?
satria efa mipoatra daolo l nolazain'ny APOKALIPSY

répondu par ikaretsaka le 08/08/2008 18:32
2. Noue
(
31/07/2008 10:12)
padresy:aiza zany ?
SLT daolo nareo v ts mahita fa efa akaiky ny farany?
satria efa mipoatra daolo l nolazain'ny APOKALIPSY
8. ikaretsaka
(
31/07/2008 13:34)
nareo sy ity fara andronareo ity hoa manoatra noho ilay mandeha vam tamin'ny RN7 taloha dia le mifampi signal heo misy polisy ao aloha ao.... de mifezaka be raha vo tsy en regle
na le heo miala any mompera t@ mbola mpianatry ry mompera fahiny dia mody hendry tsara ery!

9. fahamarinana
(
31/07/2008 13:38)
:arrow: ika ::-D :-D ay mifampi_signale eo ihany fa koa lasa mandeha morakely daholo...ity mampitahotra foana ity no tsy tiako.... :( (l)
10. padresy
(
31/07/2008 13:46)
nareo v d sahy miandry fotsiny sendra tokony oe ivavaka mba ts ho tratry n l loza
sady efa ita mibaribary zany (oh:ororotany;tsonami;.................;)
:( ny eto amintsika zao avandra be; sa ve oe refa mivavaka na plutôt mivavabavaka
d ts maninnona

11. ikaretsaka
(
31/07/2008 13:53)
ny tiko hahatongavana de hoe tsy rehefa tratry ny loza ihany e!
tsy misy hafa @ heo rehefa misy polisy ihany na rehefa eo na rehefa ho avy ihany i mompera na i directeur na i surveillant vao mody mikoropaka!
raha tena kristianina marina, na routier marian na mpianatra hendry marina amiko dia na misy na tsy misy ny sirveillant na misy na tsisy zandarme ao aloha ao, ho ho avy faingana na ela ny Tompo... dia tsy mampikoropaka azy sy hiatsarany velatsihy izany! izy en regle foana na iza misava na iza no tonga
manjary tsy ny izy araka ny tokony haha izy azy ny personalite anao fa lasa nohon'ny tahotra sao ....
lasa tsy ny hiara-tsambatra aminy intsony no tanjonao (nefa izany no nahariana anao) fa ny hitaintaina lalandava sao tratrany!

12. fahamarinana
(
31/07/2008 13:56)
:arrow: ny vavaka efa natao foana ary ho atao foana ihany koa na fara andro na inona : iainana ny ahy manokana fa tsy hoe fara andro dia lasa zao na devoly dia lasa zao...ny ahy iny fa samy manana ny finoany sy ny fomba hataony moa...ny hoe mivavabavaka dia fitsarana olona zany fa ny an'ny tena manokana ihany no banjinina dia ampy zay anie..ary tsy misy resaka fahasahiana na ahoana :) (l)
13. cutie
(
31/07/2008 14:16)
padresy [ Valio ] 31-07-2008 10:34:33
Lohateny : fara andro
SLT daolo nareo v ts mahita fa efa akaiky ny farany?
satria efa mipoatra daolo l nolazain'ny APOKALIPSY
non
16. fijo
(
31/07/2008 20:31)
de mivavaha ianareo ry padresy,fa avelao izahay haka tsirony tsara aloha fa "tsy misy ny doria"hoy dadah;
17. diamondra27
(
31/07/2008 21:54)
padresy: fa inona aloha no atao hoe farandro aminao e.
Mba hazavao amiko fa fara andro tamin'i dadanay zao mety tsy fara androntsika
marina fa hoe: miseho foana ireo famantarana ireo saingy ny fipoitrany amin'ny olona tsirairay avy dia tsy mitovy fa samy manana ny orany daholo isika
ka tsy efa tam 31 dec ve no natao we arahaba tratry ny farany e :oops:

19. ni81
(
01/08/2008 06:47)
Ny fara andro raha ny fahazoako azy dia tsy hoe ianao na izaho rehefa maty, fa ilay fotoana voalaza ao @ baiboly manao hoe:
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=ASA&toko=1&andininy=11-11&dika=
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=APOKALYPSY&toko=1&andininy=7-7&dika=
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=ITESALONIANA&toko=4&andininy=16-17&dika=

20. diamondra27
(
01/08/2008 11:48)
ni81: eny e ireo no voalaza ka oviana ilay fotoana izany
Ny fiheverako azy dia rehefa lasa ianao dia iny no ahitanao ireo voasoratra ireo
donc c'est personnel io ary izay no mahatonga ilay SM "miambena ianareo fa ho avy toy ny mpangalatra aho "ka tsy fantatra na oviana na oviana izany.
samy manana ny androny isika fa tsy hoe: hiandry ny fara andron'ny sasany