fara andro

41. diamondra27 ( 03/08/2008 17:41)
fahamarinana:

:arrow: dia ho tohizako amin'ilay hira hoe :ny enti-mbelona no hitsaràna...sns..sns...ho an'izay mahalala... (l)



------------------------

tadidindry foana ve akia io hira io?

zay vao tena mandaitra zany an. mieux vaut tard que jamais

fihavanana e, homba antsika mianakavy anie ny fihavanana e
fihavanana manomboka etoana
...
ny entimbelona no enti maty anie hoy ny razana e ee
aoka isika hifankatia
42. ni81 ( 03/08/2008 17:47)
Misaotra akia diamondra27 t@ ilay hira a! :-*
43. diamondra27 ( 03/08/2008 17:56)
ni81 de rien akia fa tena mampi-te hiakatra any an-danitra mihintsy izy io e :-*
44. ikaretsaka ( 04/08/2008 01:39)
fahamarinana:

:arrow: dia ho tohizako amin'ilay hira hoe :ny enti-mbelona no hitsaràna...sns..sns...ho an'izay mahalala... (l)


dia misy koa io hira io hoe fiadanana manomboka entoana
45. fahamarinana ( 04/08/2008 08:38)
:arrow: izay indrindra ry ika..
diam's :mbola haiko daholo e,na aty aza aho dia mbola mamonjy fiangonana katolika fa zany hoe efa be hira vaovao tsy fantatro tsony... (l)
46. ikaretsaka ( 05/08/2008 01:58)
faha> ka izay le izy hoe .. tonga de atomboy etoana e
47. ikaretsaka ( 05/08/2008 02:50)
niryna sy cutie http://forum.serasera.org/?rub=dinika/topic&topid=t3e9da093eecf0

henoy ny lyrics
48. fahamarinana ( 05/08/2008 07:37)
:arrow: ika :ka io voalazano io no ekeko kah.. ..,za manokana dia manomboka etoana ,zay no nanampiako hoe ny entim-belona no hitsaraàna : izay atao zao no hitsaràna amin'ny alalan'ny rehetra atao miampy ny fitandremana sy fiomanana ,miaraka daholo izany ireo e fa tsy variana amin'ny zvtr iray monja dia ny iray alasafay .....mety ho diso tanteraka aho na tsy mahazo ihany koa.:) (l)
49. ikaretsaka ( 05/08/2008 13:05)
za miombonkevitra aminao ry faha a
50. fijo ( 05/08/2008 21:05)
io efa hazavain'ika io e?ataovy aloh aizay ahatsara ny fiainanao eto,fa io no "ho antoky ny hoavy"

raha tsy hafaka CEPE akory ve de hilingilingy hisaina hoe rehefa eny ankatso aho izao an..humm
51. ikaretsaka ( 08/08/2008 18:32)
izay manko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0647