Filokana
1. Mandefitra
(
28/07/2008 06:39)
Aleo mba hiresaka fiainana andavan'Andro.
1/Nanao domy ny fianakaviana dia nasiana paozy 10 ar isan'olona.
2/Nikarakara dejeuner dansant ny fiangonana, ary nisy enveloppe surprise ka 1000 Ar ny fandraisana anjara, mety hahazoana lecteur DVD ohatra.
3/2000 Ar ny fidirana @ braderie, ary hosarihana ny billet ka mety hahazoana fiara clio iray.
3/Nividy billet vert (loterie nationale) 5rs vitsivitsy za, sao mba mahazo, 5M rs ny loka ambony indrindra.
4/Manana akoho mpiady aho, karakaraiko tsara, ampiakariko eny ambatoroka ampiadiana.Raha mandrotsaka 50.000 dia mahazo toa io raha mandresy ny akoho.
5/Mpiompy soavaly aho, matanjaka sady haingam-pandeha lery, hokarakaraiko tsara mba afaka hifaninana hihazakazaka eny bevalala, fa loka be no hozaraina @ io.
Fanontaniana:
a/Inona marina ny atao hoe miloka?
b/Ahoana hoe ny Soratra Masina, ahoana hoy ny Tompo mikasika ny Filokana?
c/Iza amin'ireo tranga vitsivitsy ireo no atao hoe miloka, ka zary fahotana eo anatrehan'ny Tompo.
Misaotra manazava ny hevitrao.

répondu par fijo le 13/08/2008 21:54
2. eprom
(
28/07/2008 11:42)
Ary hadinonao le hoe nandefa sms aho, sao mba mahazo fiara na farafaharatsiny volabe 1 tapitrisa Ar, mpanjifa maro no efa nahazo ka sao mba izaho no tsara vintana @ manaraka.
3. prime
(
28/07/2008 12:46)
Betsaka ny endrika loka na filokana ao anatin'ny Soratra Masina :
Andriamanitra tsy nandrara ny filokana ary nandidy izany ho an'isan'ny rafi-pandaminana mba hampirindra ny fanomoana azy...
Tsy ny loka sy ny filokana no ota fa ny fo sy ny antony anaovana azy... ny filokana tsy nataon'Andriamanitra ho an'ny olona ho fitadiavam-bola na fihariana fa napetrany ho rafitra maneho ny fahendreny sy ny heviny...
Ny filokana koa nefa dia nataon'Andriamanitra ho anisan'ny filamatra (pas dans le sens du pari mais dans le sens du défi) raha ny voalaza ao amin'ny Hebreo 12:1 no jerena...
(mbola hitohy fa mba te hahafantatra ny hevitry ny hafa)
- ao amin'ny testamenta taloha, rehefa hizara tany ny zanak'Israely dia Jehovah Andriamanitra mihitsy no mandidy azy hanao izany mba hisy fizarana tsara sy marina (levitikosy 16:8-10), (Nomery 26:56), (Josoa 13-23)
- rehefa tsy misy manao fanoloran-tena manoloana fanapahan-kevitra goavana na loza dia amin'ny filokana no ifidianana sy andraisana fanapahan-kevitra, ohatra ny nahazo an'i Jona izay tsy maintsy natsipy tany anaty rano (Jona 1:7)
- na testamenta taloha na vaovao dia loka koa no hanaovana fifidianana, ohatra tamin'ny nifidianana ny Apostoly ho solon'i Jodasy (Asan'ny Apostoly 1:26)
- ary na mandrak'ankehitriny dia mbola amin'ny endrika filokana no ifidianana ny mpanompo maro (Papa, Kardinaly, Eveka, Mpitandrina Synodaly, Diakona...)
Andriamanitra tsy nandrara ny filokana ary nandidy izany ho an'isan'ny rafi-pandaminana mba hampirindra ny fanomoana azy...
Tsy ny loka sy ny filokana no ota fa ny fo sy ny antony anaovana azy... ny filokana tsy nataon'Andriamanitra ho an'ny olona ho fitadiavam-bola na fihariana fa napetrany ho rafitra maneho ny fahendreny sy ny heviny...
Ny filokana koa nefa dia nataon'Andriamanitra ho anisan'ny filamatra (pas dans le sens du pari mais dans le sens du défi) raha ny voalaza ao amin'ny Hebreo 12:1 no jerena...
(mbola hitohy fa mba te hahafantatra ny hevitry ny hafa)
4. rijadolly
(
28/07/2008 16:14)
Misaotra Prime a! :-*
Ra mihendrika hafetsena hanaborina ny hafa mba hampitombo ny eo an-tananao dia loka ratsy izy zay.
Ra mihendrika hafetsena hanaborina ny hafa mba hampitombo ny eo an-tananao dia loka ratsy izy zay.
5. ikaretsaka
(
28/07/2008 16:59)
rehefa mahalala honony ihany no fetra amin'io e...
tsy misy hafa amin'ny toaka io.. izy tsy niteny mihitsy heo aza sotroina ny toaka fa toaka aza no nampiasainy sy nanaovany fanoharana (divay)
fa hoe mahalala honony ho'zy
tsy misy hafa amin'ny toaka io.. izy tsy niteny mihitsy heo aza sotroina ny toaka fa toaka aza no nampiasainy sy nanaovany fanoharana (divay)
fa hoe mahalala honony ho'zy
7. lizabeth
(
28/07/2008 23:38)
fijo:
izay,le fahalalan ahonony ihany.na mihinambary aza
Amiko raha vao vola na harena no loka ka mahatonga passion ho an’ilay olona dia heloka eo anatrehan’Andriamanitra. Endrika mamôna iray io. Ilay ohatra faha 3 bis no tena mifanaraka amin’izay ! mahalala honony ianao rehefa tsy ao anaty fitiavana kanefa hatraiza ilay honony ? mety 1 euro no ampiasainao dia hihevitra ianao fa mahalala honony nefa ilay fanantenanao ahazo vola be sy tampoka no tena mamporisika anao hanao io sy fahotana eo anatrehan’Andriamanitra. Mety hieritreritra ianao hoe hanasoavako an’izao sy izao raha mahazo vola eo aho. Mety tena izay tokoa ny eritreritrao eo ampanaovana azy. Rehefa tonga eo ny vola mety hiodina ny lohanao. Ilay fitaky ny vola izay no endrika mamôna ka maharatsy ilay fanantenana ahazo vola be amin’ny loterie. Ny tena loza aza dia misy olona miloka, tsy mitsahatra ny miloka nefa tsy mety mahazo mihitsy ! dia mbola any amin’ilay fanantenana ihany no mamporisika ilay olona fa ilay vola very aza tsy hitany intsony !
8. ikaretsaka
(
29/07/2008 01:18)
lizabeth.. ny atao heo "mahalala honony" sy mahatonga ny zavatra iray ho heloka dia rehefa injay izy fa mitondra fahasimbana eo anivon'ny tena sy nymanodidina ary ny fiaraha monina...
raha miloka izy nefa tsy mahazo mihitsy nefa tsy mandratra azy sy ny manodidina azy izany dia azy samirery izany, fa raha miloka izy ka tsy mahazo mihitsy dia manomboka ampidiriny @ izay le vola tahiriny e, ny tsyny volany samirery fa ny volambadiny sns.... tsy voakarakarany intsony ny tenany ary manomboka mitondra olana eo @ tenany sy ny manodidina izy, dia izay no ota

9. Mandefitra
(
29/07/2008 05:07)
Misaotra anareo nandray anjara fa mahaliana tokoa.
Ny hitako tena olana aterika ny filokana de ilay fihitarany mitsy.
Toy ny hoe lalao le izy @ voalohany (oh manao rami de asiana vola), na nataotao fahatany fotsiny (ohatra le sms na le billet fidirana braderie) ... nefa rehefa injay fa hita hoe toa mety hahazoanjavatra izy zany, dia tafiditra ao anaty fandriky ny fitiavambola sy tombotsoa @ zay ianao ka tsy afa-miala.

10. LazaDaddy
(
29/07/2008 05:46)
Mandefitra> raha vao mamofona famporisihina na fisarihina olona amin'ny alalan'ny vola aman-karena dia ialao.
11. Mandefitra
(
29/07/2008 09:48)
Laza> ka sarotra ialana ny fiaraha-monina ra Laza a. Manao domy ve ny fianakaviana ohatra de asiana paozy de hoe za tsy anao fa misy resa-bola.
Fa tokony mila fitazaina le izy hoe kilalao ty fa tsy fitadiavam-bola an ... dia asiana fetrany koa ngamba fa tsy atao fanao ...
Fa tokony mila fitazaina le izy hoe kilalao ty fa tsy fitadiavam-bola an ... dia asiana fetrany koa ngamba fa tsy atao fanao ...
12. lizabeth
(
29/07/2008 10:59)
ikaretsaka:
lizabeth.. ny atao heo "mahalala honony" sy mahatonga ny zavatra iray ho heloka dia rehefa injay izy fa mitondra fahasimbana eo anivon'ny tena sy nymanodidina ary ny fiaraha monina...
raha miloka izy nefa tsy mahazo mihitsy nefa tsy mandratra azy sy ny manodidina azy izany dia azy samirery izany, fa raha miloka izy ka tsy mahazo mihitsy dia manomboka ampidiriny @ izay le vola tahiriny e, ny tsyny volany samirery fa ny volambadiny sns.... tsy voakarakarany intsony ny tenany ary manomboka mitondra olana eo @ tenany sy ny manodidina izy, dia izay no ota
marina ireo volazanao ireo saingy mbola vao ota eo anatrehan’ny olombelona ireo izay conséquence ny ota eo anatrehan’Andriamanitra dia ny fitiavana sy ny finoana ny herin’ny vola sy harena tsy nisy fisasarana.
Raha ny hevitry I karetsaka izany dia tsy manota eo anatrehan’Andriamanitra ny olona tsy manao afa-tsy ny miloka ary mahazo foana ary tsy maka ny volan-tokantranony sns ?
13. ikaretsaka
(
29/07/2008 11:32)
rehefa tsy manimba azy sy ny manodidina azy izany dia tsy hitako ny fahotana amin'izany ary mino aho fa izay aza no noheverin'Atra fa mahasoa matoa izy nambinina ka nahazo foana
14. fijo
(
29/07/2008 21:18)
raha kilalao fotsiny koa tsy olana,fa raha io no atao vaindohandraharaha vao mifoha,dia aleo misaina kely
15. Mandefitra
(
30/07/2008 09:26)
ka ny kilalao ihany no mivadika ho fahazaran-dratsy ange ra Fijo e. Ary ny ariary folo ihany no lasa aman'alina ... ka eo no manahirana @ ty filokana ty.
16. prime
(
30/07/2008 12:27)
Laza> ka sarotra ialana ny fiaraha-monina ra Laza a. Manao domy ve ny fianakaviana ohatra de asiana paozy de hoe za tsy anao fa misy resa-bola.... Na dia amin'ny kely toa izany aza dia efa hitanao ry Mandefitra fa tsy hisy hahatazona izany fenitra apetraka mialoha izany...
Fa tokony mila fitazaina le izy hoe kilalao ty fa tsy fitadiavam-bola an ... dia asiana fetrany koa ngamba fa tsy atao fanao ...
Ianao raha hiloka ka hahazo vola (na dia kilalao aza) dia efa tsy mifanaraka amin'ny nanaovan'Andrimanitra ny loka na ny filokana izany... ary na ianao hiloka aza hoe madio ny sainao dia azo lazaina ihany hoe efa mba misy tahotra an'Andriamanitra fa ireo hafa hiara-hilalao aminao ve azonao antoka fa hitovy saina aminao??? io sahala an'ilay fisotroana toaka ihany, dia hoy ianao hoe, noho ny fiarahamonina dia mody mba mandray kely na dia atehaka ny vava aza fa tsy himamo velively... dia hoy ny hafa hitsara anao hoe, milaza azy ho kristiana nefa...
Izay ilay ampianarin'ny Apostoly hoe ny zavatra rehetra dia azon'ny mpino atao fa saingy tsy mahasoa avokoa :
"[Ny amin'ny fijangajangana tsy azo atao ho isan'ny zavatra tsy mampaninona, tahaka ny hanina samy hafa] Ny zavatra rehetra azoko atao, nefa tsy dia ary mahasoa avokoa ny zavatra rehetra; ny zavatra rehetra azoko atao, nefa izaho tsy mety handevozin-javatra na inona na inona." I Korintiana 6:12
Raha miloka daomy ny fianakaviana na ny mpinamana akaiky, azonao atao anie ny mijery sy mba manentana ny lalao fa tsy voatery mandray anjara raha vao misy loka ohatra...
17. ikaretsaka
(
30/07/2008 13:08)
fijo:
raha kilalao fotsiny koa tsy olana,fa raha io no atao vaindohandraharaha vao mifoha,dia aleo misaina kely
marina...
tsy voatery hivadika ho fahazaran-dratsy ange io e..REHEFA HAINAO NY MIFEHY TENA
18. prime
(
30/07/2008 13:27)
Handeha atao hoe tsy dia tena olana loatra eo amin'ny fiainana kristiana ny zavatra toa itony... fa ny tena olana dia ilay fahadiovan'ny tempolin'Andriamanitra izay sady antsoiny hoe masina no malala...
19. ikaretsaka
(
30/07/2008 15:53)
izay le heo ny fahafehezantena no mitondra an'io..
ohatran'ilay tenin'i Pedro hoe tsy hoe emanodidina ny fako akory io tempoly io dia midika hoe maloto.
ohatran'ilay tenin'i Pedro hoe tsy hoe emanodidina ny fako akory io tempoly io dia midika hoe maloto.
20. ni81
(
30/07/2008 16:00)
izay le heo ny fahafehezantena no mitondra an'io..ka tsy afaka ny ahafehy tena mihitsy izy raha toa ka liana ny te ahazo vola. Mitovy @ olona hoe hifehy tena tsy hisotro toaka ve kanefa miditra ao @ bar foana?
ohatran'ilay tenin'i Pedro hoe tsy hoe emanodidina ny fako akory io tempoly io dia midika hoe maloto.