Filokana
21. ikaretsaka
(
30/07/2008 16:06)
misy miditra ao @ bar foana fa tsy misotro mihitsy an...
nisy fotoana zaho nanao apostolat tany @ gangland fa zany tsy nahatonga ahy ho gang member mihitsy

22. ni81
(
30/07/2008 16:12)
Marina ilay hoe miditra fa tsy misotro, fa raha olona zatra misotro izy (nalaiko ho ohatra)dia tsy ahatohitra ny fakam-panahy asehon'ny toaka. Dia toy izany koa ilay olona tia ahazo vola dia manohy ilay filokana foana na efa gotry tsy misy afa-tsy ny eny an-koditra sisa entina mody. Maro ny olona hitako tsy mahafehy tena @ io loka io.
23. fijo
(
30/07/2008 20:02)
le loka koa anie tsy voatery hoe ahazo vola no tanjona e.
ohatra ,ny mpanao kanety be dia matetik amametraka kely rehefa hilalao.ny tanjona eo tsy hoe handresy aho dia ahazo vola,fa hoe rehefa misy io volakely io,dia milalao tsara kokoa ny mpandray anjara rehetra.eto tsy misy tanjona vola mihintsy ,nefa misy vola apetraka.
ary rehefa vita moa ny lalao dia hiarahan amisotro ihany le vola azo teo.ka izay no ataoko hoe tsy voatery hitanjona vola io,fa rah aio no atao tanjona lava,very ihany ny hiafarany.
"ny vola toa ny fitiavana ,arakaraky ny hitadiavana azy no handosirany ny tena."

24. pissoa
(
30/07/2008 20:36)
Ny fanankinana ny fiainana amin'ny sanjila sy ny fametsifetsena olona no tsy mety. Ary indraindray dia tena izay tokoa no mivoitra amin'ny karazan-doka. :-D :-D :-D :-D :-D
25. ikaretsaka
(
30/07/2008 21:48)
izay an'i fijo sy i pissoa izay no marina
fijo..andefaso pastis e ( manao T a T zahay @ alahady! :wink: )

26. Mandefitra
(
31/07/2008 04:49)
Prime> Raha raisiko zao ilay tapany faharoa @ taratasin i Paoly :
"ny zavatra rehetra azoko atao, nefa izaho tsy mety handevozin-javatra na inona na inona."
Tsy io ve no tokony fitaizana hapetraka, mba tsy hivadika fitiavam-bola ilay filalaovana?
Etsy ankilany koa anefa, raha tena tsy hilalao ianao de somary endrika hakanosana ihany ilay izy. Matahotra ianao sao andevozin ny vola, na mitarika ny hafa ho @ izany. Tsy tokony hoe mandray anjara mihitsy ianao, dia eo ianao no manome ohatra (modely) tsara ho an'ny mpandray anjara hoe, hatreto ihany ry zalahy ... lalao ty fa tsy fitadiavam-bola akory.
Hevitro iny aloha, fa tsy voatery handaitra.

27. Rasiligaoma
(
31/07/2008 05:01)
Mandefitra:

vao resak'i Badboy atsy ambadika atsy io resaka tahotra io
28. fijo
(
31/07/2008 20:42)
ika,avy dia gawisy atao,fa avy dia boule roa no indray voa rehefa mitira.hi hii
31. prime
(
01/08/2008 10:57)
mandefitra:... Zavadehibe tokoa izany no sady itoviako hevitra... fa ny fampitandremana nataon\'ny Apostoly dia tena tsy fikitihana na fikasihana na firaisana amin\'ilay zava-misy mihitsy...
Tsy io ve no tokony fitaizana hapetraka, mba tsy hivadika fitiavam-bola ilay filalaovana?
Ny tena fototry ny fampianaran\'ny Apostoly (inoako fa efa fantatrao ihany fa ampatsiahiviko fotsiny) dia ny hoe, tsy hampaninona an\'ilay mpino intsony avokoa izany rehetra izany satria ny zavatra rehetra mihitsy no azon\'ny mpino atao, fa saingy tsy mahasoa satria ny manodidina ilay mpino dia tsy mitovy fifandraisana amin\'Andriamanitra toa ilay mpino ka mahatonga hevidiso na fanimbana ny finoany sns... ary mahatonga ilay hoe \"tsy mahasoa\" ho mavesatra kokoa noho ilay hoe \"tsy ho andevozin-javatra\", no sady mifampitohy rahateo ihany ireo...
Etsy ankilany koa anefa, raha tena tsy hilalao ianao de somary endrika hakanosana ihany ilay izy.... Ho an\'ny mpino, ny tsy fandraisana anjara amin\'ny filokana tsy hakanosana velively fa isan\'ny endrika fijoroana vavolombelona...
Matahotra ianao sao andevozin ny vola, na mitarika ny hafa ho @ izany.... Tsy tahotra ho andevon\'ny vola na ny ota loatra no antony tsy tokony andraisan\'ny mpino anjara fa ny fitsarana ataon\'ny hafa sy ny fandotoana ny anaran\'Andriamanitra noho ny zavatra tsy dia tena misy antony mafonja loatra... (nefa ihany koa fiarovan-tena tsy hidita amin\'ny fakam-panahy, raha ity koa ohatra fa mandresy foana dia lasa tia loka)
Raha narahin\'i Mandefitra tsara ny zava-nisy nahatonga ny Apostoly Paoly nahateny an\'io dia ilay fitandreman-tena tsy hihinana hena naterina tamin\'ny sampy, tsy hampaninona ny mpino intsony anie iny raha vao isaorany sy angatahany fanamasinana avy amin\'Andriamanitra e, fa ny olana dia ny manodidina hitsara ny zanak\'Andriamanitra... raha tsy fantatra ilay izy hoy ny Apostoly dia ataovy, fa raha efa ampahafantarina anao mialoha hoe avy amin\'ny sampy iny dia aza manendry, tsy ilay izy hoe misy ozona na devoly hanararaotra hiditra fa ilay fitsaran\'ny hafa tsotra izao... ka rehefa ilazàna hoe misy vola eto an, nefa mbola manao ihany dia izay ilay ananaran\'ny Apostoly, fa raha nanao ianao fa tsy nahalala hoe misy vola io fa tonga dia mba nandray anjara fotsiny, tsy dia misy olana loatra... (nefa mahakely finoana ihany ny aneken\'ny manodidina eo andraisanao anjara nefa misy antoka loka eo)
Tsy tokony hoe mandray anjara mihitsy ianao,... Itoviako hevitra tanteraka raha toa ka ampahafantarina mialoha hoe misy vola ilay kilalao...
dia eo ianao no manome ohatra (modely) tsara ho an\'ny mpandray anjara hoe, hatreto ihany ry zalahy ... lalao ty fa tsy fitadiavam-bola akory.... ho anao hoy aho anie mazava izany e... sady tsy ho voafatotry ny vola no mazava ao antsainao tsara ny handraisanao anjara... fa ireo manodidina anao ireo ve hoy aho mitovy fihevitra aminao? fa rehefa voafatotra izy ahoana hoy ianao? mba lalao fotsiny tamin\'iny fa problemandry zalahy ve???
Ny sasany vao hanomboka eo dia efa hoe izaho indray na lalao io na tsia dia raofiko daholo, ny sasany hanao hoe tsy maintsy mitondra mody aho avy eo, ny sasany hanao aloha sitrany ahay hanefana trosa raha mba mahazo eo, ny sasany dia hifanaraka mialoha ny lalao (\"kamoberaka\" moa no filazan\'ny mpanao azy azy???) fa ny hanagotry anao no ataony eo dia avy eo miara-mihinana, ny sasany hampiseho fahaizana no hataony eo ka na resy sy mandeha hatrany am-paosy aza dia ilay deradera kely hoe dadany ny nanaovanao an\'iny indray maka iny no andrasana foana sns... vitsy ny hitovy hevitra tanteraka aminao hoe kilalaom-pirahalahiana izy ity ry zalahy ka na misy vola na tsia dia handeha atao... fa vao hoe tsy mety io raha tsy misy vola fa manjary kitoatoa dia efa mizara ny saina no sady efa manomboka ilay endrika famatorana hoe ny misy vola ihany no tsara sy matotra... manomboka amin\'ny tsotra toa izany no iaingan\'ny fahalavoana...
32. diamondra27
(
01/08/2008 11:52)
ikaretsaka:
io ho arakaraky ny handraisanao azy ihany
------------------
ka ny fiangonana tany dago zao hitako dia nisy we mano kermesse itadiavana vola hanamboarana fiangonana
dia misy ireny filokana toy ny @ITI ireny ihany sa rehefa we atao en compte ny fiangonana dia lasa tsy loka>
33. Mandefitra
(
01/08/2008 11:55)
Misaotra @ Prime @ fanazavana. Azoko tsara ny olana dia ilay ho an'ny tsy mpino.
Zao ndray nefa, ohatra akaiky fony za tany @ tanana, ny bandy mpiray tanana sady mpanamaina no namana niaraha-nilalao fahiny ihany. Dia mba manao daomy eny refa alahady hariva indraindray, mazava ho azy fa misy vola.
- Ahoana ary ny fomba hitaomana andry zalahy, ra tsy miara milalao aminy ianao? ianao mazava ho azy fa tsy hiaraka hifoka rongony @ ry lerony.
Hitany tsara za maraina mande miangona. Ny hariva mety mba miara milalao kely, izy eo akaikinao no mamono an le rongony, izy miteny ratsy matetika etc ... ianao milalao @ fo madio, saingy fepetra andraisana anjara ny fandoavam-bola.
De tena tsy mety ve?
- Azoko atao mantsy ny tsy mankeny mitsy fa dia eny anivon ny fianakaviana, na ao antokantrano koa , nefa zay ve le fitoriana sy fijoroana ho vavolombelona?

34. fijo
(
01/08/2008 21:32)
diams an,za tsy mpino an,fa za kosa rehefa manao vokabehibe io ny fiangonana any ambanivohitray dia mandefa sy mandray anjara foana aho na aty aza.
za tsy mandray azy ho loka,satria za koa tsy tia loka,fa amiko io fanentanana ny olona hiaro zavatra iray.
io fiangonana any amiany io"ao ambohimanga"dia fiangonana efa tamin'ny 1896"efa manomboka simba ny tafo sy ny karazany,ka izay no tsy tiako hitoy.nefa za tany faranyteo tsy mbola namboarindry zalahy le tafo.?????

35. prime
(
04/08/2008 15:11)
Mandefitra> Pratika be ilay fanontanianao ka sarotra ny hamaly azy hoe izao no tena izy fa maro ny traikefa azon'ny namana zaraina...
Raha ny hevitro dia angamba, (angamba hoy aho) tsy olana loatra tokoa ilay fandraisana anjara, indray mandeha, indroa, arakaraky ny firosoan'ny asa natombokao (fitoriana filazantsara)... ekeko ilay hoe mba ahazoana ny fony sy ny mba hihainoany anao dia mila mifandray aminy...
Fa ianao kosa tsy voatery hanao daomy eo ihany vao afaka miresaka aminy rehefa azonao ny fony na mihaino anao izy... ianao anie na hamangy ny tokantranony aza dia tokony atao tokoa izany fa ny "missions principales" miandry anao dia ny handraisany an'i Kristy... eo ampanaovana daomy ve nefa mba miresaka an'i Kristy ianao sa ianao indray aza

36. prime
(
04/08/2008 15:13)
Mandefitra> Pratika be ilay fanontanianao ka sarotra ny hamaly azy hoe izao no tena izy fa maro ny traikefa azon'ny namana zaraina...
Raha ny hevitro dia angamba, (angamba hoy aho) tsy olana loatra tokoa ilay fandraisana anjara, indray mandeha, indroa, arakaraky ny firosoan'ny asa natombokao (fitoriana filazantsara)... ekeko ilay hoe mba ahazoana ny fony sy ny mba hihainoany anao dia mila mifandray aminy...
Fa ianao kosa tsy voatery hanao daomy eo ihany vao afaka miresaka aminy rehefa azonao ny fony na mihaino anao izy... ianao anie na hamangy ny tokantranony aza dia tokony atao tokoa izany fa ny "missions principales" miandry anao dia ny handraisany an'i Kristy... eo ampanaovana daomy ve nefa mba miresaka an'i Kristy ianao sa ianao indray aza no lasa mikivalavala toa azy?koa mivalona ny taona avy eo, izy tsy mahalala an'i Kristy, ianao mpanao daomy am-pirahalahiana mahafatrapo...
Tsaroanao ve ilay vehivavy samaritana? indray mandeha Kristy no nanaiky hisotro ny rano notovoziny ary niara-niresaka taminy nefa ny tanjony dia tokana... Moa tsy indray mandeha Kristy no niditra sy niara-nisakafo tamin'i Matio sy ny namany (mpamory hetra, mpandroba mahantra, mpijangajanga...)? fa ny tanjony dia nazava... moa tsy indray mandeha Kristy no niditra tao antranon'i Zakaiosy mpamory hetra nefa ny tanjony dia nazava?

37. Mandefitra
(
05/08/2008 08:59)
Prime> misaotra fa mazava tsara.
Mety ho variana t@ approche tokoa ka adino no tena tanjona. Misy hodinihana tsara zay voalaza.

38. ikaretsaka
(
05/08/2008 16:10)
ho ahy manokana dia ny \"fun\" sy ny adidy vita no hitondrako azy fa tsy ny hoe loka io...
raha milalao kanetibe hao dia io voalazan\'i fijo io ange no saika miseho matetika hoe izya mahazo mampirevy e..
toy iznay koa ireny tombola sy bingo am-piangonana ireny hoe asa hanampiana ny fiangonana no hitondrako azy... midika inona mo izay vola azo eo raha tsy fanomezana voninahitra an\'Atra ihany fa mba nambinina ianao t@ iny na nampiseho ny fahaizanao nilalao ianao na ny biby (akoho ohatra, na alika ampanaovina dog show,) na fiara na baolina..
sady hikarakarano ilay talenta sy hanatsarana kokoa ny talentan\'ilay fitaovana (na biby na zavatra) nampiasainao hahafahanao mpampifalifaly kokoa hatrany ny Mpiara belona (izay zanak\'Atra) koa
toy iznay kao amiko ilay momban\'ny daomy lazain\'i mandefitra... tsy ny maina no tadiaviko ahy fa ny entrainement sy ny fun azoko rehefa manao daomy aho sady mianatra fika vaovao

39. fijo
(
05/08/2008 21:08)
izay,rah anatao hanampiana tetikasa"izay le izy tsy itako mihintsy izay maha loka azy.;io anie mba tsy hangatahan afotsiny e,dia sady milalao no manefa adidy.