Filokana

41. fijo ( 06/08/2008 21:31)
mba mahamenatra kosa rah a avy di ahoe "mba homeo vola ry zareo fa tsy ampy vary rapasy an"
42. prime ( 08/08/2008 10:52)
fijo> O ry fijo a... maro no fomba fitadiavam-bola ary tsy miloka eo anivon'ny fiangonana...
43. ikaretsaka ( 08/08/2008 17:09)
mampihomehy koa le hoe tsy ampy vary pasy fa mba anipazo kely
44. fijo ( 08/08/2008 21:54)
prime ka ny vokatra anie amiko tsy loka e.fitadiavambola io.

ika ,ka marina izany any ambanivohitra any ko
45. ikaretsaka ( 08/08/2008 22:21)
marina mihitsy iznay fa mampihomehy fotsiny ka
46. prime ( 11/08/2008 11:46)
Misy manao vokatra toy ny miloka ka...
47. ikaretsaka ( 11/08/2008 17:27)
dia ahoana indray ary le tombola sy bingo sns any ampiangonana ireny e? dia avy eo ny voalaza dia heo ny vola azo dia
hanamboarana ny trano vadim-piangonana e... ny tolikambon-dakolosy vaovao e.
operation tombola an'ny scout entiny milasy e?

48. prime ( 12/08/2008 15:22)
Ka misy manao vokatra toy ny miloka hoy aho...
49. fijo ( 13/08/2008 21:54)
marina tokoa aloha fa arakaraky ny hisainana azy io.izay no manahirana aminy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0981