Ny teny vahiny
1. ni81
(
13/07/2008 11:03)
Matetika isika rehefa mandre olona miteny frantsay, dia tonga dia mitsikera raha tsy dia mahay loatra ilay olona...
répondu par ni81 le 26/08/2008 07:58
2. Belami
(
13/07/2008 11:41)
ni81:
Matetika isika rehefa mandre olona miteny frantsay, dia tonga dia mitsikera raha tsy dia mahay loatra ilay olona...
tena marina izany, aleo miteny na misy diso aza fa tsy ho zatra miteny mihitsy raha matahotra ny hanao diso. Tsy tenindrazana io ka tsy tokony hanana complexe mihitsy fa alefa , rehefa mifankahazo ny resaka de basy
:-D :-D :-D
3. xxx
(
13/07/2008 11:56)
fa hita fa marina izany..kanefa anie ry zareo vazà ohatra raha ny holandais manao diso imason'ny frantsay ohatra tsy misy mitsikera e!
na ny allemand miteny diso imason'ny frantsay tsy mi kritik ry zareo :°)
ny gasy sasany ihany no mpanao an'io :-D :^)

4. tsimati
(
13/07/2008 12:40)
Raha miresaka dia mandeha foana io rehefa tafita ilay tiana ho lazaina na sahalan'ny zaza miresaka aza ny teny vahiny ampiasanao. Raha manoratra no hafa. ny Malagasy moa zanatany Frantsay ka tia ho sahalan'ny feon'ny frantsay miresaka ary mitetika ny tsy hanao diso fa sahalan'ny Frantsay.
Ny teny anglisy kosa dia samy manao izay mifanandrify aminy araka ny fomba fiteniny na misy aza ny TOEFL, ILETS, ESL, TOEIC sns ny sisa tsy haiko. Miresaka amin'ny Indian ianao manana ny anglisiny reo, sahala izay ny sinoa sns ary rehefa tafita ny tiana ambara dia lasa izao.
Ny Malagasy no variana mitsongolika teny frantsay. Teny hifandraisana io aminay ary tsy tenindrazana.

5. ainaheri
(
13/07/2008 13:47)
Tsy voatery hoe @ teny frantsay ihany ,fa tsika gasy tia mitsikera zany refa manao diso,zay ny mampiavaka antsika @ vahiny...........Ny vahiny manoro fa tsy mitsikera
6. tsimati
(
13/07/2008 13:59)
tsikera tsikera gasy efa tsy nitondra nankaiza noho izany tokony hioarana. Ny diso mila ahitsy ary adalana raha misy manitsy mbola averina saingy ilay variana mifampitsikera no tsy mety.
tantara mampiomehy ity. Indiana nipetraka UK hono niverina tany India ary niteny anglisy amin'ny feo tany amin'ny nisy azy. Tsy nisy tia ahalala hono ilay olona fa hoy ny sasany hoe raha tia hiresaka aminay dia ataovy anglisy Indian.
na ni nigerian aza manana anglisy andry zalahy hifandraisany ao.
Ny sasany tranainy gasy aza rehefa mahay miteny frantsay dia lazaina mahay nefa teny frantsay no hainy fa tsy ny zavatra zahavina ohatra.

7. yonikafopl
(
13/07/2008 14:14)
Zay no maha gasy ny gasy zay eeee, tia mitsikera sy mitsongoloka amin'ny ataon'ny hafa, tsy mbola nahazo aza nareo we miseho mizesita miteny frantsay nefa ny lazainy aza diso be doly :(
nena njay de teneniko any foana , izay hahatafita ny hafatra no ataoko na ny un lasa une tsy asiako olana, misy manitsy aho dia mba tadidiako amzay we kay iny feminin fa tsy masculin.

8. ni81
(
13/07/2008 15:08)
Tsy voatery hoe @ teny frantsay ihany ,fa tsika gasy tia mitsikera zany refa manao diso,zay ny mampiavaka antsika @ vahiny...........Ny vahiny manoro fa tsy mitsikeraTokony ho izay no atao fa tsy mitsikera fahatany e! Nisy namako mifanoratra amiko (any dago izy). Dia mifanoratra in-3 isan-kerinandro eo angamba izahay, ary @ faran'ny resaka izy dia manao hoe: "dia izay aloha fa @ manaraka indray e! Tchao."
Dia nolazaiko izy hoe: tsy toy izao akia no fanoratra ny TCHAO oa fa CIAO. Dia faly be izy natoroko an'izany, satria nazavaiko hoe tsy tsikera no ataoko andry @ io fa fanoroana hoe toy izao no fanoratra azy.
9. Belami
(
13/07/2008 19:44)
Fantatry ny tompony teny foana hoe tsy langue maternelle nao ny teny frantsay na teny vahiny hafa raha miteny eo imasony tompony ianao. Faly aza ny tompony teny hoe liana @ teniny ianao matoa miteny na diso aza. Jereo ange raha manao diso ianao matetika tsy corriger mivantana ilay teny fa averiny tenenina, ny antonizany dia tsapany fa mety hanindrona anao ny fanitsiana mivantana fa ny famerenany ilay teny no endrika hitany fa fanitsiana ny teny diso.
Tokony handinika izany isika mpifampitsikera fa tsy mety le fanaotsika indraindray fa tsy mitarika @ fandrosoana fa lasa fanapepoana ihany. :-w

10. ni81
(
13/07/2008 19:59)
Tena marina, satria ilay olona tsy manitsy matetika fa toa maneso mihitsy indraindray mandre ilay olona miresaka, indrindra moa ilay hoe misy accent dia ehe.
11. vale
(
13/07/2008 20:41)
xxx]
fa hita fa marina izany..kanefa anie ry zareo vazà ohatra raha ny holandais manao diso imason'ny frantsay ohatra tsy misy mitsikera e!
na ny allemand miteny diso imason'ny frantsay tsy mi kritik ry zareo :°)
ny gasy sasany ihany no mpanao an'io :-D :^)
_______________________________________________________________________
xxx> ié, tsikaritro koh io!! ny gasy samy gasy no mifampitsikera fa ny vazà tsy mitsikera !! toetra tokony hialàna fa tsy mampandroso ny rehetra! tssss, raha tsy kenda anie hono tsy hahay hitsako eee, mampalaelo le..le oul mba te iteny de menatra fa oe sode tsikerain'ni ranona rah mandiso eo, ...hummmmm mampalaelo !!!mmmhhh!

12. tsimati
(
13/07/2008 23:18)
Zavatra hita ato amin'ny serasera io. Rehefa tsy mitovy ny hevitra ary tia hanapepo ny iray dia ny teny diso no lazaina sy aharihary.
Satria tia amboniana angamba ny gasy dia izay hevitra hilazana ny iray ho ambany no zahavina ary anehoana ny maha ambony ny tenany. ka vao mahita diso dia faly be ary mitsikire hoee ianao aza tsy mahay teny Frantsay na teny anglisy na hafa koa inona no mba hitenenanao. nefa resaka samihafa ary tsy fianarana fa firesahana sy fampiadiana hevitra.

14. naughtyboy
(
15/07/2008 13:18)
lazadaddy >une mouche bleu vient d' passer...
tsimati >eo njinja no nahadiso andrazanety atr@ zay (mety ho olona fantatrao ngambany izy io), ra resaka no fintinina de toy izao
-fampitana hafatra no tanjona @ alalany fototry ny fahalalana sy famakafakana
-ny olona mahay mampita hafatra de olona mahay mihaino sy manaja ny hevitry ny hafa
-fifanakalozana le izy ka mila mandray ze mahasoa fa tsy manome fotsiny hevitra mahafinaritra na tsisy ventiny
-ary farany fianarana daoly ny fiainana na resaka fa tsisy anzany iresadresampoana sy iady2 hevitra fahatany ka sokafy tsara ny saina mandinika itsakotsako reo kozy reo faza tonga de miraparapa amalivaly fahatany ny hevitry ny hafa na anompa sy anambany ny hafa noho ny heviny ,refa misy manitsy @ teny vahiny na hevitra diso akory tsy midika fa le olona ndray no manambany :lol:

15. aloalo
(
16/07/2008 06:51)
Aza atao hoe mitsikera za raha mba miteny kely an lol
Aleoko kokoa mahita oul miteny gasy samy malagasy toa zay miresaka b @ teny vaza fa mankarary sofina, tsy ny accent no manahirana ahy, fa ny diso b. D miteny vaza fa tsy hatramin'ny farany, euh... d ny tanana no manoy ny resaka. Raha miresaka @ vaza enao raha misy diso, anga iny tenin-drazako ! efa azony ny tiko lazaina d zay !
Isika dia mahay grammaire kokoa noho zareo. Mety tsy ampy angamba ny vocabulaire, noho izany afaka mihezaka tsy manao diso b.

17. ari.malala
(
16/07/2008 07:46)
ny zavatra tsikaritro d ireo niaina tao anatin'ny vanim-potoanan'ny fanagasiana no tena sahirana raha miresaka! atao hoe miteny gasy ranoray tsy mahay, atao hoe miteny frantsay ranoray ts mahatafavoaka, fa tsy vitsy koa anefa ireo te ho deraina mampiasa teny vary amin'anana, na zavatra faran'izay tsotra aza d asina comment dirai-je :-D :-D :-D
18. ni81
(
16/07/2008 07:50)
ny zavatra tsikaritro d ireo niaina tao anatin'ny vanim-potoanan'ny fanagasiana no tena sahirana raha miresaka! atao hoe miteny gasy ranoray tsy mahay, atao hoe miteny frantsay ranoray ts mahatafavoaka, fa tsy vitsy koa anefa ireo te ho deraina mampiasa teny vary amin'anana, na zavatra faran'izay tsotra aza d asina comment dirai-je:-D :-D Ary rehefa manao hoe: je t'aime izy akia
19. fahamarinana
(
16/07/2008 10:59)
:arrow: ari :ary ilay euh euh...isak ' izay mahatsiaro , mba mampihomehy tokoa ndraindray an,fa za miteny fa na za aza manao vary amin'anana rehefa hiteny :indrindra ilay hoe problema..iny no tena mba fampiasako.Hoy ilay niece-ko zay tany dago hoe maninona tatie tsy miteny hoe probleme fa problema ?? (l)