Ny teny vahiny
21. ari.malala
(
17/07/2008 06:33)
ni81, d valina we alaovio ko :-D :-D :-D :-D :-D
Fahamarinana, hihihi, ny tena mampihomehy ana de le zavatra efa avy notenenina tam teny frantsay alou d averina adika am teny gasy amizay avy teo! ndramende zay niresaka taman'olona i dadanay d ts tadidiko mou we in no tokony idiran'ilay fiteny fa oziz we zay le ataon'ny vazà we on ne peut courir deux lièvres à la fois, ts afaka manenjika bitro roa, fa tonga ah d nivanitika beu we afaka tenenina teny gasy iany le iz fa manin no atao am teny frantsay alou vo avadika teny gasy?

22. pissoa
(
18/07/2008 17:11)
ni81:
Matetika isika rehefa mandre olona miteny frantsay, dia tonga dia mitsikera raha tsy dia mahay loatra ilay olona...
Tsotra be ny antony : misy ny gasy mihevitra fa mizesta rehefa miteny vahiny ! Ka rehefa mizesta nefa tsy mahay kosa ve tokony ahitsy sa hotsikeraina : tsikeraina :wink:
:-D :-D :-D
23. ni81
(
18/07/2008 17:49)
Tsotra be ny antony : misy ny gasy mihevitra fa mizesta rehefa miteny vahiny ! Ka rehefa mizesta nefa tsy mahay kosa ve tokony ahitsy sa hotsikeraina : tsikerainaHay ve e :) . Tsy maintsy miteny anefa ilay olona na tsy mahay aza raha toa mipetraka aty andafy noho izany tsy tokony ho tsikeraina fa mba atoro, satria ny teny gasy aza maro no teny tsy fantatra rehefa tena sendra ny olona mpandalina azy.
24. naughtyboy
(
18/07/2008 17:52)
pissoa > ela2 no tsy heno salii :lol:O.K oh. voatsikera v za ve ra oh.miteny oe salii fa tsy oe in no malaza na aiza ka aiza ..@ teny mazava mo de oe manahoana ? le hevitra ampitaina ngambany no mavesatra na de mifangaro aza @ teny vahiny tsy marimpototra ny filazana azy nefa nt Tsikera mapivoatra ko de midika fanitsina :°) ;-)
25. ainaheri
(
20/07/2008 07:28)
aloalo:
Aza atao hoe mitsikera za raha mba miteny kely an lol
Aleoko kokoa mahita oul miteny gasy samy malagasy toa zay miresaka b @ teny vaza fa mankarary sofina, tsy ny accent no manahirana ahy, fa ny diso b. D miteny vaza fa tsy hatramin'ny farany, euh... d ny tanana no manoy ny resaka. Raha miresaka @ vaza enao raha misy diso, anga iny tenin-drazako ! efa azony ny tiko lazaina d zay !
Isika dia mahay grammaire kokoa noho zareo. Mety tsy ampy angamba ny vocabulaire, noho izany afaka mihezaka tsy manao diso b.
Raha oh ndray entinao hitadiavan'asa ilay izy,d aona hoy ny debanao? Ilaza ve izy oe refa azoko zay lazainao d'efa izy fa tsy mila filirony???
26. pissoa
(
20/07/2008 19:37)
Hi hi hi - heveriko fa tsy hisy gasy hoe miresaka any ampiasana ilay olona no miteny vahiny dia tsikerainy be eo imaso eo e. Ary raha any amin'ny sehatry ny asa no voatsikera dia anjaran'ny tena no mandray azy amin'ny lafiny asa koa fa tsy atao fotsiny hoe notsikerain-dranona ! Koa tsy zara aza ve mba misy mitsikera raha izany :-D
Fa amin'ny hoe miresaka samy gasy io lazaiko io hoe maro ny gasy mihevitra fa mizesta !
:-D :-D :-D
Fa amin'ny hoe miresaka samy gasy io lazaiko io hoe maro ny gasy mihevitra fa mizesta !
:-D :-D :-D
28. xxx
(
21/07/2008 06:46)
manitsy = manoro hevitra, raha diso ny tenenin'ilay iray, na raha misy fihetsika na fiteny tsy tokony atao de tenenina moramora hoe tsy izany no izy, na koa hoe aza manampy trotraka mi exagerer fa tsy dia ilaina loatra
mitsikera = tonga de mimemeh sy maneso ny fahadisoan'ilay iray sady tsy manome sosokevitra
ny ahy ohatra halako be reny oul isaky mihetsika de "bon biiiiiiiiiin" mitarazoka be ery le biiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiin de teneniko an le oul hoe sady mankarary sofina be no tsy manendrika de atoroko azy ny intonation tokony ampesainy
fa misy koa tsy mahatanty atoro fa vexé enao ndray no lazainy miseho mahay mizesta NEFA MBA SAMY GASY IHANY hoy izy
de aleo :D anaty fotsiny

29. aloalo
(
21/07/2008 07:22)
ainaheri [ Valio ] 20-07-2008 09:28:09
Raha oh ndray entinao hitadiavan'asa ilay izy,d aona hoy ny debanao? Ilaza ve izy oe refa azoko zay lazainao d'efa izy fa tsy mila filirony???
Tsia d tsia kosa e ! raha resaka asa kosa alou, d hafa indray e ! tsy maintsy manomana @ fihaonana @ deba, enao kosa alou raha tsy mahay miresaka tsara, tsy eo enao no raisina ! arakaraka ny asa tadiavinao ! raha hoe hanao ballet miaraka @ balai d tsy mila filirony lol
30. ari.malala
(
21/07/2008 09:01)
fa nareo manao anizany fa misy sefo ts d ao tsara ny teny frantsay any a! tena marina! :-P
31. ainaheri
(
21/07/2008 19:55)
aloalo:
Tsia d tsia kosa e ! raha resaka asa kosa alou, d hafa indray e ! tsy maintsy manomana @ fihaonana @ deba, enao kosa alou raha tsy mahay miresaka tsara, tsy eo enao no raisina ! arakaraka ny asa tadiavinao ! raha hoe hanao ballet miaraka @ balai d tsy mila filirony lol
Eo ndrindra tsika zao,aona no ahaizany raha tsy atoro izy
32. pissoa
(
21/07/2008 20:29)
xxx:
manitsy = manoro hevitra, raha diso ny tenenin'ilay iray, na raha misy fihetsika na fiteny tsy tokony atao de tenenina moramora hoe tsy izany no izy, na koa hoe aza manampy trotraka mi exagerer fa tsy dia ilaina loatra
mitsikera = tonga de mimemeh sy maneso ny fahadisoan'ilay iray sady tsy manome sosokevitra
ny ahy ohatra halako be reny oul isaky mihetsika de "bon biiiiiiiiiin" mitarazoka be ery le biiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiin de teneniko an le oul hoe sady mankarary sofina be no tsy manendrika de atoroko azy ny intonation tokony ampesainy
fa misy koa tsy mahatanty atoro fa vexé enao ndray no lazainy miseho mahay mizesta NEFA MBA SAMY GASY IHANY hoy izy
de aleo :D anaty fotsiny
Ny mitsikera dia tsy mimemeh sy maneso izany ka ! Ny mitsikera amin'ny teny Malagasy dia mijery ny lafiny tsara sy ny lafiny ratsy amin'ny zavatra iray
:wink:
33. ainaheri
(
22/07/2008 06:13)
pissoa>> Ngah mbola tsy henonao ilay fiteny we:" Ty kou mitsikerakera fahatany" :lol: Maro karazany zany ny tsikera e,dia ao koa ny fomba fandraisan'ny olona ny atao oe tsikera;zany oe ny fomba iangain'ilay tsikera sy ny fomba fiantefany any @ ilay olona tsikeraina..
34. ari.malala
(
22/07/2008 08:00)
raha olona vonona hivoatra izy dia raisiny amin'ny lafitsarany ilay fanitsiana fa raha olona "borné" izy d tonga d tsikera no andraisany ilay izy
35. pissoa
(
22/07/2008 16:14)
Ainahery : ny fahitako azy, rehefa ilay lafiratsiny no mahazo vahana amin'ilay tsikera dia tsy tantin'ny olona matetika ... Misy fiteny izay koa hoe "Ny marina mandratra" ! Dia rehefa "maratra" dia voafehy be ny fijery ary lasa ilay mitsikera no lazaina fa "mitsikera be fahatany". :-D :-D :-D :-D :-D
36. ainaheri
(
23/07/2008 04:57)
pissoa>> zay ny tena marina,satria za efa nanao oul an'zany na tsy fiteny fotsiny aza fa @ zvtr atao ,nanoro azy aho,nanao merci tsy ampo izy sady nimonjomonjo,d nanontany tena za we ,izay zany ilay mandratra?? Na d tsy any lotra aza za mba afaka mizara izay kely ananako,Izay tsy mahay sobika hono mahay fatam-bary........Za refa misy mandratra tondé misy fery eo @ tarehiko =))=))=))=))
aricherie>>>ka avy @ io teny io no mahatonga ny sasany lasa mandray an'ilay tsikera ho lasa kiana :wink:
aricherie>>>ka avy @ io teny io no mahatonga ny sasany lasa mandray an'ilay tsikera ho lasa kiana :wink:
37. ari.malala
(
23/07/2008 07:38)
ainacheri, refa misy maratra d ento aty eny ento aty fa hoataontsika hira de ho potika :-P :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
38. ainaheri
(
23/07/2008 11:14)
aricherie>> d ouzy le hira ve we;tsy ilaina akory ny mitomany...tsy ilaina akory ny manontany... lol :-D
40. 08051972
(
30/07/2008 19:13)
ari.malala:
ny zavatra tsikaritro d ireo niaina tao anatin'ny vanim-potoanan'ny fanagasiana no tena sahirana raha miresaka! atao hoe miteny gasy ranoray tsy mahay, atao hoe miteny frantsay ranoray ts mahatafavoaka, fa tsy vitsy koa anefa ireo te ho deraina mampiasa teny vary amin'anana, na zavatra faran'izay tsotra aza d asina comment dirai-je :-D :-D :-D
Aza de atao kosa rangà hoe ireo niaina tao anatin'ny fanagasiana no tena sahirana @ teny gasy satria izaho tena taon'io mihinsty fa zà tena katraka be mihinsty raha vao teny gasy izany an! hi! hi! hi!!!!!