Ny teny vahiny

41. 08051972 ( 22/08/2008 15:15)
Ny ahy indray ry reto ny hevitro d'izao a! Rà tsy hoe examen idirana iasaka hahazona vola de aza mba mifezaka izany hoe tsy mahay teny vahiny aho satria ireo vahiny ireo koa anie rehefa tonga any @ tanintsika ka tsy miasa loha izay hianatra ny tenintsika satria tsisy tombotsoa ho azy de mba manôva koa ôtran'azy ! Refa tsisy tombotsoa de avelao hidabok'anay f'izay haloavana facrtures eritreretina e! sa karakôry hozy nareo? :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
42. ni81 ( 26/08/2008 07:58)
Ny ahy indray ry reto ny hevitro d'izao a! Rà tsy hoe examen idirana iasaka hahazona vola de aza mba mifezaka izany hoe tsy mahay teny vahiny aho satria ireo vahiny ireo koa anie rehefa tonga any @ tanintsika ka tsy miasa loha izay hianatra ny tenintsika satria tsisy tombotsoa ho azy de mba manôva koa ôtran'azy ! Refa tsisy tombotsoa de avelao hidabok'anay f'izay haloavana facrtures eritreretina e! sa karakôry hozy nareo?
Tsy hoe tsy mivaky loha fa mba misy tombony ihany ny fahafantarana ilay teny indraindray.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4084