avatar

1. diamondra27 ( 08/07/2008 19:33)
ka raha zao ndray zany no izy de mety milay be le mahita sary kely isankarazany

ka maninona moa raha manao avatar mifanandrify am le rubrik e
Ohatra we rubrik fiarakodia dia avatar auto doly no ao hiiii
rubrik fitiavana de avatar mi s'aime doly ny ao etc...


eritreritra mandalo iny an!
répondu par ainaheri le 12/07/2008 15:54
2. yonikafopl ( 08/07/2008 19:40)
de ny avatar any am hoy ny gazety de saringazety hihihih
3. diamondra27 ( 08/07/2008 19:43)
yonikafopl:hiiiiii be de be reo magazine azo atao avatar e

ao am lalana de atao sary flic na commissaire doly akia a :wink:
4. lazounet ( 08/07/2008 19:50)
Ny ahy izao sakan'IKALAMAKO ny avatar-ko f'aza miteniteny aminy nareo an?
5. hery ( 08/07/2008 19:52)
Ny Avatar ( http://fr.wikipedia.org/wiki/Avatar_(informatique) ny fanazavana amin'ny teny frantsay) dia sary entin'ny mpi-forum iray hahafantarana azy. Azo atao hoe karazana Logo ho an'ny tsirairay.
6. diamondra27 ( 08/07/2008 19:55)
hery ok mazava e

lazounet : eo fa tsy hiteniteny za e
7. ni81 ( 08/07/2008 20:13)
Nampiditra avatar aho teo d tsy miseho ilay izy rehefa manoratra eto aho d nofafako. :roll:
8. hery ( 08/07/2008 21:20)
http://avatar.serasera.org :-)
9. ikalamako ( 08/07/2008 21:26)
lazou : efa tratra elah, tsss. Vao nikozy i vale tonga dia notadiaviko izany saka izany. Efa lazaiko fa GVT apetraka, tssss
10. diamondra27 ( 08/07/2008 21:29)
hery efa maromaro ihany le sarontava ao an http://avatar.serasera.org/
11. lazounet ( 08/07/2008 22:18)
ikalamako:

lazou : efa tratra elah, tsss. Vao nikozy i vale tonga dia notadiaviko izany saka izany. Efa lazaiko fa GVT apetraka, tssss


Zah wa Neny tsy manao pub sa tsy tian'i toi ampiseho i Negretta?
Ao ary é!
12. lazounet ( 08/07/2008 22:21)
Vao nikozy i vale tonga dia notadiaviko izany saka izany


i Vale wa tsss, efa we aza mikôzikôzy
:-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w
13. ikalamako ( 08/07/2008 22:28)
lazou : tsy i Negretta io fa i Duchessa. I Negretta le mainty ngirina fa ilay vavy, dia i Negrone le mainty girina fa lahy, dia i Pelosona le maramara mitovy amin'i Duchessa fa mibofaka be ny volony dia mijaly be izy ao fa mafana loatra ny andro.
Manja kosa i Lazouchessa o ? :-D :-D :-D :-D
14. diamondra27 ( 09/07/2008 13:29)
lazounet: soloy hafa ndray e
15. lanto ( 09/07/2008 14:16)
misy mahitahita tava mihitsy an! ny an'ny sasany tava-piso, ny sasany tavan-jipo, ny ahy io tava-tsôvaly :-p .... :lol: sao mba tokony hoe solontava aza izy ity ? :-)
16. RATOVOARY ( 09/07/2008 14:19)
misy mahitahita tava mihitsy an! ny an'ny sasany tava-piso, ny sasany tavan-jipo, ny ahy io tava-tsôvaly ....
Hafa koa iny marina. Fa mety tsy misy manao tavan-dreniny kosa angamba ô
17. lanto ( 09/07/2008 15:24)
ratovoary> tavan-janany ngamba io ambonimbony io :-)
18. tess ( 09/07/2008 15:53)
lanto:

misy mahitahita tava mihitsy an! ny an'ny sasany tava-piso, ny sasany tavan-jipo, ny ahy io tava-tsôvaly :-p .... :lol: sao mba tokony hoe solontava aza izy ity ? :-)





:-D :-D :-D :-D tavantsovaly angah! ny anay zany de tavan-jirafa be mitsiny :-D
19. ainaheri ( 09/07/2008 16:30)
dera mifamaly d le avatar marikivy be reny atao =))=))=))=))
20. lanto ( 09/07/2008 17:26)
ainaheri> lasa marikvy hatrany am'le dinika mbola mamy tany aloha kou!
tess> manja kosa le zirafe-njy :lol: kirana dôl ny rafe-njy hihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3981