avatar
42. mbaliana
(
12/07/2008 14:36)
ainaheri> lasa tsy liana intsony ianao raha mahita ny saritavako koa :^) :^)
44. yonikafopl
(
12/07/2008 15:21)
atramzao kalou de mbola ny diantanan'i mbaliana no hita, zany we rehefa mahita an mbaliana reel zany de jerena kalou ny tanany ra mitovy am le diany am sarintava hihihihih :-D :-D
45. ainaheri
(
12/07/2008 15:54)
mbaliana:
ainaheri> lasa tsy liana intsony ianao raha mahita ny saritavako koa :^) :^)
Zany ve ouzy enao?? Diso beuuu,za liana foana ka =))=))=))=))
