oul cancéreux

1. orona ( 07/07/2008 07:09)
ra manana namana cancéreux --- ka fatatra fa tsy ela dia hofaty dia ahoana no resaka atao aminy?

:roll:

mamangy @ fahoriana ve sa mangatsiatsia sa ...
répondu par SHOAN le 08/08/2008 22:00
2. xxx ( 07/07/2008 07:26)
Fankaherezana angamba no tsara homena azy.
3. ni81 ( 07/07/2008 07:26)
Olona mbola marary (na dia fantatra aza fa efa ho faty) ve dia tonga dia ho ataonao hoe mamangy @ fahoriana sa ianao te hila ady @ fianakaviany :?: Toy izany ilay ataon'ny olona hoe mpamosavy ka tonga handatsak'aina.
4. orona ( 07/07/2008 07:35)
tsy misy resaka mosavy fa aza itarina -- namana niara-nianatra -- efa nifankalala atry ny kely -- tsy voatery hoe eo anatrean'ny fianakaviany ny miresaka aminy ka hila ady ahoana

ankaerezina sa ampiononina momba ny fiainana ny ankoatra
5. mirana5 ( 07/07/2008 07:58)
Mahafinaritra ny fahatsorana fa mbola mba ilaina ihany koa angamba ny tact @ teny atao aman'olona é!

Avadio im-pito ny lela vao miteny, na koa ataovy 'ray minitra hoé ianao lay olona marari'ny cancer io inona no tianao tenenina anao?

Ambava omana am-po mieritreritra ry havana a!!!! :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
6. ni81 ( 07/07/2008 09:19)
tsy misy resaka mosavy fa aza itarina -- namana niara-nianatra -- efa nifankalala atry ny kely -- tsy voatery hoe eo anatrean'ny fianakaviany ny miresaka aminy ka hila ady ahoana

ankaerezina sa ampiononina momba ny fiainana ny ankoatra
Tsy manitatra na kely aza fa ianao no toa hafahafa toetra. Tsy mbola nandre ve ianao hoe mila hampaherezina ny marary! Ny fanontanianao dia hoe: mamangy @ fahoriana ve sa mangatsiatsia.Taiza no mbola nisy olona niteny hoe mamangy @ fahoriana raha tsy mbola maty ilay olona , dia izay no nilazako hoe
Toy izany ilay ataon'ny olona hoe mpamosavy ka tonga handatsak'aina.
Na dia izy irery aza no ao, na dia mpinamana hatry ny faha kely aza ianareo dia tsy fomba ilay lazainao hoe: mamangy @ fahoriana.
7. haritianah ( 07/07/2008 10:44)
gasy ve sa ts gasy i orona?
Mamangy @ fahoriana kosa angamba tsisy tsy mahalala an'izay raha vao gasy fa famangiana maty.
8. hery ( 07/07/2008 10:46)
Ny olona atao hoe mamangy amin'ny fahoriana dia olona EFA nidonam-pahoriana. Eto anefa mbola tsy nisy maty ka tsy tokony hisy resaka fahoriana.

Ny olona atao hoe mangatsiatsiaha dia olona mety ho sitrana na eo andalam-pitsaboana. Eto anefa tsy mitsabo intsony na efa tsy ho sitrana intsony.

Noho izany tsy misy azo lazaina ireo...

Ary inoako fa tsy vitan'ny fomba fiteny fotsiny toa ireo ny zavatra holazaina amin'ny olona marary toa izany fa lalina be mihitsy. Iresaho fotsiny izy, mety tsy mila "famangiana fahoriana" sy "fampangatsiatsiahana" akory izy fa présence no ilainy, resaka, tantara mahafinaritra, ny fifankatiavanareo hatr'izay, betsaka ny zavatra azo lazaina...
9. ni81 ( 07/07/2008 10:58)
gasy ve sa ts gasy i orona?
Mamangy @ fahoriana kosa angamba tsisy tsy mahalala an'izay raha vao gasy fa famangiana maty.
Mety safiotra angamba izy ka tsy omena tsiny, fa raha tena gasy (raha tsy hoe mbola zazakely angaha) dia heveriko fa mahafantatra ilay hoe rehefa maty ilay olona vao tonga mamangy @ fahoriana.
10. niryna ( 07/07/2008 11:07)
Omena fampaharezana izy ary ampiana mba hametraka ny fiainany eo am-pelantanan'ny Tompo(Izay mino an'i kristy no hovonjena).HaiNy foana ny manova ny zavatra rehetra sy ny mihazona ny ainy.Mbola ? io izany koa ny fianakaviana no asiana mifampibebaka,mifamela,ary mivavaka ilay marary mba ho voavonjy ny fanahiny.

Teny mamy,saina finaritra sy faly no aseho azy fa tsy manjombona miaraka aminy eo akory, dia mba ampahafantarina azy ny zavatra tsara vitany mba ampiakatra ny morale-ny sy ny fitiavana azy.Ny fianakaviana akaiky azy moa dia manao toy izany ary dia omena hery foana izy e,miaraka mivavaka aminy,maka mpiandry hametra-tanana azy .
Ireo izay efa mahafantatra fa kely sisa ny andro hipetrahany no mora kokoa ny mifamela sy mangataka famelankeloka alohany hialany ety noho izay ireo marary tampoko ,maty tsy nampoizina
Manana fahasambarana lavitra noho ny rehetra izy izany raha mahay mamela heloka sy mangataka famelankeloka alohan'ny hialany ety ary manana chance be dia be ny anatona an'ATra alohany ahafatesany ary dia ho hitan'ny havany eo tokoa izay endrika nanatona an'Atra izany ka ampiova ny rehetra manodidina azy koa izany,mety ho lasa voavonjy avokoa ny fianakaviany rehetra raha mandray an'i kristy amin'ny andro fahoriana mahazo ny rehetra io,tsy ny aretina cancer ihany fa na inona na inona izany :D
Ataovy ny fanandramana ho antsika rehetra
(l) niryna
11. diamondra27 ( 07/07/2008 14:40)
ny ahy aloha dia tsy misy teny ilazako azy fa dia miantso azy aho dia manontany hoe manao ahoana izy ao, mivavaka ho anao aho
raha mifanalavitra ny toerana dia izay no azo atao fa raha mifanakaiky afaka mamangy ianao dia efa zava debe ny famangianao azy

raha fianakaviana akaiky dia asehoy azy ny fitiavanao azy, resaho zavatra positive, asaivo mi se maquiller , mi se raser sns raha olona zatra an 'zany izy taloha
mampahery azy e

de kikou ho an'ilay namako izay, elle se reconnaitra, de mahereza hatrany ary bizoroka be fa mbola ho avy ny bizoroka tena izy :-* :-* :-* :-* :* :* :*
12. xxx ( 07/07/2008 14:50)
ni81:

gasy ve sa ts gasy i orona?
Mamangy @ fahoriana kosa angamba tsisy tsy mahalala an'izay raha vao gasy fa famangiana maty.
Mety safiotra angamba izy ka tsy omena tsiny, fa raha tena gasy (raha tsy hoe mbola zazakely angaha) dia heveriko fa mahafantatra ilay hoe rehefa maty ilay olona vao tonga mamangy @ fahoriana.


ianareo koa anie mody ampiresahiny eo fa ny fahaizany mampirindra ny blog sy ny fahaizana ny fomba gasy sy ny teny malagasy hainy tsara ...
mody vendrana eo i orona anefa adala manan-tsaina
olon-dehibe misaina tsara io mahay ani'zany mamangy ny fahoriana izany
rehefa tamin'ny sitlo taloha izy mahay tsara kanefany

:-D
:^)
13. xxx ( 07/07/2008 14:53)
orona cancereux ?
14. endrika01 ( 08/07/2008 07:45)
orona:
ra manana namana cancéreux --- ka fatatra fa tsy ela dia hofaty dia ahoana no resaka atao aminy? :roll: mamangy @ fahoriana ve sa mangatsiatsia sa ...
Hampaherezina,resahana zavatra positive fa tsy famendrofendroana,omena tsiky lalandava,atao zay hanadinoiny hoe kely sisa ny andro na ny fepo-toana hiainany eto @ty tany fandalovana ity,atao zay hahafaly azy,fa tsy ilay namana indray no hanome fanafitohinana lay marary,eny fa na fahavalonao aza izy,de tsy tsara ny mandatsa fa mankahery hatrany!Tsy vitsy ireo zay fantatra fa tena tsy avotra intsony;nefa sitrana tanteraka:D noho ny fahaizany manodidina azy ,nampiseho lay positivité; fa tsy lay endrika maloka feno alahelo,maso bongo kotsan-dranomaso,tarehy konka noho ny lay adin-tsaina mikiky,de ho faty zany ny namako sns...sns de mety koa ianao hiara-hofaty aminy,na mety hiaina 10andro ndray lay fotoana kely sisa mba ahavelomany :-*:-*:-*
15. endrika01 ( 08/07/2008 07:45)
orona:

ra manana namana cancéreux --- ka fatatra fa tsy ela dia hofaty dia ahoana no resaka atao aminy?

:roll:

mamangy @ fahoriana ve sa mangatsiatsia sa ...



Hampaherezina,resahana zavatra positive fa tsy famendrofendroana,omena tsiky lalandava,atao zay hanadinoiny hoe kely sisa ny andro na ny fepo-toana hiainany eto @ty tany fandalovana ity,atao zay hahafaly azy,fa tsy ilay namana indray no hanome fanafitohinana lay marary,eny fa na fahavalonao aza izy,de tsy tsara ny mandatsa fa mankahery hatrany!Tsy vitsy ireo zay fantatra fa tena tsy avotra intsony;nefa sitrana tanteraka:D noho ny fahaizany manodidina azy ,nampiseho lay positivité; fa tsy lay endrika maloka feno alahelo,maso bongo kotsan-dranomaso,tarehy konka noho ny lay adin-tsaina mikiky,de ho faty zany ny namako sns...sns de mety koa ianao hiara-hofaty aminy,na mety hiaina 10andro ndray lay fotoana kely sisa mba ahavelomany :-*:-*:-*
16. ari.malala ( 08/07/2008 08:21)
mba ho hain'le ts mahay miaina io v zany mampahery olona izany? ny azy to le mahay vava iany no fantany mantsy
17. ni81 ( 08/07/2008 14:30)
mba ho hain'le ts mahay miaina io v zany mampahery olona izany? ny azy to le mahay vava iany no fantany mantsy
Fa ahoana akia no anaovanao an'izany fa jereo ange ity manaraka ity e!

ianareo koa anie mody ampiresahiny eo fa ny fahaizany mampirindra ny blog sy ny fahaizana ny fomba gasy sy ny teny malagasy hainy tsara ...
mody vendrana eo i orona anefa adala manan-tsaina
olon-dehibe misaina tsara io mahay ani'zany mamangy ny fahoriana izany
rehefa tamin'ny sitlo taloha izy mahay tsara kanefany

18. ari.malala ( 08/07/2008 14:47)
ni81, ts haiko na mbola misy voatahiry any ny dinika mi provok sy manambany olona sy mahay vava olona ataony fa tena zay ny specialité any e! sady mahay miaina v ky izy olona ts mbola maty aza ataony mamangy am fahoriana! zany v ts firariana olona ho faty haingana!
19. xxx ( 08/07/2008 14:56)
:-D :-D :-D otran'ny somary voadona angamba ny sainy, manontany tena hoe fa naninona aza i sitlo no niova be na ny ps aza niova :-D
20. orona ( 10/07/2008 06:42)
mampiomé rafirmin :-D :-D

ny olana dia na maita hevitra imémézana aza ndraindray dia miafara @ alaelo foana --- tsy zany fa efa ela ilay izy no fantatra fa miharatsy foana --- hita mitsy hoe fandalovana ity fiainana ity --- mifoka sigara foana a isaky ny avy miresaka aminy
ny conseil-ko aloha ra manana havana na namana voa ianareo --- dia aza endrasana ela vao évacuena fa ny vola fitady
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1334