oul cancéreux

21. xxx ( 10/07/2008 10:30)
ari.malala:

ni81, ts haiko na mbola misy voatahiry any ny dinika mi provok sy manambany olona sy mahay vava olona ataony fa tena zay ny specialité any e! sady mahay miaina v ky izy olona ts mbola maty aza ataony mamangy am fahoriana! zany v ts firariana olona ho faty haingana!


izy aloha dia hitoeran'ilay atao hoe maivava hoatra ny mpivarotr'anana eny andravoahangy e! ny taimbava mipoapoaka anefa ny orona no tampenana

:-D
lehilahy maiva-vava izany ve tsy hoatra ny sarim-bavy ihany hitako no manome raison ny PéDé atsy ambadika atsy :-D :-D :-D :-D :-D
22. ari.malala ( 10/07/2008 10:35)
:-D :-D :-D k mety iz iany iz zany ko :-D :-D :-D :-D
23. xxx ( 10/07/2008 10:41)
orona:



ny olana dia na maita hevitra imémézana aza ndraindray dia miafara @ alaelo foana --- tsy zany fa efa ela ilay izy no fantatra fa miharatsy foana --- hita mitsy hoe fandalovana ity fiainana ity --- mifoka sigara foana a isaky ny avy miresaka aminy
ny conseil-ko aloha ra manana havana na namana voa ianareo --- dia aza endrasana ela vao évacuena fa ny vola fitady


dray dray dray otran'ny mba olokendry ery hono izany! odody é!


24. 08051972 ( 30/07/2008 20:23)
Ny rafozako vavy voan'ny cancere ary efa tena generalisé mihintsy d'efa fantatra hoe tsy ho tafavôk'izy !!!! Ny ahy ny nataoko dia ny fampihavanana azy mianankavy satria moa aty an-dafy ny ol samy @ volany sy fananany de tsy mifampidera taimby , nefa nohezahiko fôna ny nandresy lahatr'azy miandahy avy hoe Ny Reny tsisy afatsy 1. De faly aho ary mahatsiaro tena afak'adidy satria de namangy ny Reniny daholo ry zareo.Le fahandrena Malagasy entin'e! Fihavanana!!!!!
25. SHOAN ( 08/08/2008 22:00)
fa maninona ianao no té-hanana fomba spécial horésahina aminy ?
tsy mila ny pitié anao angé izy na efa ho faty aza é !
ataovy hoatrany firesakao aminy isanandro iany
je parle en connaissance de cause, izaho voan'ny cancer
ary ny tena tsy tantiko dia ny olona téhisého mikarakara bé ahy
marina fa hitsinjo ahy no heritreriny nefa à la place ny olona voan'ny cancer tena sarotra bé satria izaho aloa personnellement dia miresaka franchement momba ny cancer-ko é !
efa tsy ao amin'ilay phase "fitarainana" tsony aho zao
mety tsy ho faty eo no eo aloha ao fa mbola mety éla éla vao ho faty ka dia tsy maintsy mbola mamàky ny rédiréiko eto daholo nareo
lazaiko iany nareo refa akaiky ho faty aho, raha fantatro ka raha teneny dokotera ahy bien sûr
raha tsy fantako dia tsy miteny à
donc conclusion, aza ovaina ny fomba firesakareo fa izay masiaka amiko dia tohizo, manaova masiaka foana ary izay malemy fiteny tamiko dia tohizo koa
bizourk ary ;-) ;-)
orona:

ra manana namana cancéreux --- ka fatatra fa tsy ela dia hofaty dia ahoana no resaka atao aminy?

:roll:

mamangy @ fahoriana ve sa mangatsiatsia sa ...



:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.089