Mahita vahaolana @ fisondrobidin'ny Petrole ve ny Mpanohatra
1. Jeankely
(
14/06/2008 03:39)
Io resaka io matetika mivoaka satria tsy voafehy ny fisondrotry ny vidin'ny Petrole na ny lasantsy. Ary tsy lainga fa sahirana amin'io resaka io daholo ny Mpitondra @ firenena rehetra izay mitarika fisondrotan'ny vidin-javatra ankapobeany nefa tsy aharaka izany ny mety fisondrotry ny karama na ny miditra.
Mitanisa ny tsy fetezana ny milaza azy ho mpitondra tenin'ireo mpanohatra eto satria tsy ry zalahy mivantana no sahy miditra eto. Koa ho ahy manokana dia lany ary manaraka anareo 100% ny vahoaka raha milaza mahavaha an'io ianareo.
Raha toa ka resaka fitsikerana fotsiny nefa mbola olana sahala an'izany ihany ny hiainana dia tsisy tombontsoa ny hanohana mpanohatra tsy mahavoa ary tsy ahavoa. Aleon'ny olona miaina @'izao ary miaindry ny fifidianana sy hifidianan izay mendrimendrika kokoa.

répondu par tsoraka le 18/06/2008 15:29
2. rahiratra
(
14/06/2008 03:50)
Ny firenena matanjaka aza kofona amin'io resaka io ka iza no sahy hilaza ahafehy izany ? Ny mitsikera mora ary na ny zazakely aza mahay mitsikera sy mahita ny lesoka @ Ray sy Reniny. Rehefa miasa vao tsapa fa sarotra ary tsy vita mora sahalan'ny mitsikera kay ilay izy.
Mila mahay mijery izay ny vahoaka fa tsy taitaitra amin'izay karazana fanoherana. Jerena raha mety ahavita zavatra tokoa ilay miteny. Ny matetika mitranga anefa dia ireo tsy namokatra ihany no miseho manazava sy mitsikera. Dia porofoana eo fa ilaina ny mpanohatra nefa ry zalahy kay tia ahazo seza fotsiny.

3. Jeankely
(
14/06/2008 04:41)
Efa nitranga mantsy izany teto Madagasikara. Mpampianatra Ankatso ary milaza Economiste no natao Ministry ny Economie ary nilaza fa afaka ahena ny vidimbary. Nony raikitra ny tantatra ny misondrotra no nisy. Nihinana paisomanta hatrany amin'ny fotony. Amin'izao ka ny narary kibon'ny paisomanta indray no lazaina fa mety sy soa. Aza manahy fa izay mahatana ny vidin-tsolika tsy maintsy hitangoronan'ny vahoaka ka mitranga raha misy. Raha tsisy dia efa hainao ny tohiny.
4. ainaheri
(
14/06/2008 04:44)
Fa aiza i jeanpetit(e) zany no mandinika,zvtr malalaka be ny valiny,tsisy idiran'ny mpanohitra sy mpitondra mihitsy io indrindra ny firenena madinika otrantsika fa tsy maintsy mizaka ny vokany,impiri² moa ny Amerikanina manao fifanarahana @ mpamokatra matanjaka reo fa tsisy vokany...Araka ny vinavinan'ny Rosianina tonga any @ 200$ io atsy ho atsy,Hatr@ zao mbola tsy misy ny vahaolana ,iezaho hiaino ny zava-misy.................
5. Jeankely
(
14/06/2008 04:49)
Ka izay navoakanao izay ilay tiako taritin'ny hafa misy loha fa tsy izaho kentrina no hanmbara azy. Tsy voafehy io ary miankina amin'io ny zavatra betsaka ka tsy mitombona ny fitsikerana raha tsy mahalala izany. Niodina ary tafiditra ianao.
6. rabingogilabanga
(
14/06/2008 09:04)
- crise na petrole janvier 2007:
delestage sy inflation: efa hatramin'ny 2004 tany madagasikara
[b]-1980-1981: ady Iran-Irak: 2è crise na petrole:[/b]
krizy iraisam-pirenena no mampahantra antsika hoy Ratsiraka
- Ravalomanana (Madagascar),Sambi(comore),guebuza(Mozambique), Mugabe(zimbabwe), kabila (congo), Preval (Haiti), Girma(ethiopie)
krizy petrole hono no mampahantra azy ireo, hoy ny filohan'izy ireo tsi-1-1 avy..
vidin'ny vary, mangahazo, hazo, ronono, hena, café, matieres premieres, miakatra erantany
Isika mpamoka-bary, mitombo ve ny vokatra, mitombo ve ny exportation, mampidi-bola vahiny ve isika @ ireo, etc...
fanamarihana fotsiny ny ahy, fa tsy misy raha haiko, na ny mpanohitra no diso, na ny mpitondra.

7. Jeankely
(
14/06/2008 10:02)
Izay ilay izy, Afaka nampitombo ny vokatra ve ry zalahy mpamboly vary ohatra, na ny voly hafa ary mahery nohon'ny filan'ny mponina ve ny vokatra. SAMY TOMPON'ANDRAIKITRA ny amin'izay ny tsirairay. Ny firenena rehetra iza no tsy mikolay amin'ny resaka vidin-tsolika sy ny fihitarany na i zamerika aza ? Koa ny tiako ambara averiko ihany fa na hitsikera aza dia ho tsapan'ny vahoaka ve fa ahavita hanitsy ary hioatra ny misy ilay mitsikera sa mba mitsikera satria mahita tsy mandeha ?
8. notron
(
14/06/2008 10:20)
Salama daholo e!
Ilay manakiana be fahatany aloha tsy tsara fa ilay diso mandokandoka be loatra ny mpitondra ihany koa vao maika ratsy noho ny ratsy e!
Malalaka ny fanehoan-kevitra ety @ ity tranokala ity nefa mandany andro raha lohahevitra tsy hita hiadian-kevitra no atao.
Raha te-hampidina ny vidin'ny solika ny mpitondra dia manome fanampiana (subvention) toy ny ataony @ Orinasa TIKO (Ny Filoham-pirenena no nilaza an'io fa tsy izaho no mamorona an!). Tsy afaka manao izany kosa ny mpanohitra satria tsy mikirakira ny volam-panjakana (volam-bahoaka)
Mahavaly azy kosa angamba izay an?????
Mandram-piresaka indray ô!!

9. Jeankely
(
14/06/2008 12:25)
Avy aiza ilay subvention ary iza no nadokandoka ?
Izay no tsy mahalasa ilay Mpanohatra satria io voalaza io fa subvention hono izany no hanakanana azy. F'angaha tsy manao izany ireo firenena hafa nefa sady mamokatra solika ihany ? Fa maninona no mba mitaraina koa ?
Aza adino fa ilay tsy mahatafavoaka no ahatahoran'ny olona ary tsy hanarahiny ny mpanohatra mihintsy na sahirana aza izy.

10. rabingogilabanga
(
14/06/2008 13:23)
cadrer-tsika tsara aloha ny probleme:
andaniny, ny fiainana tsy petrole ihany:
-ny vola voahodina tany @ banky foibe maro, devizy isankarazany ohatra dia tsy ny petrole no nahatonga azy; ary mety vola very tokony namidy petrole aza izany
-ny ankizy 14 taona mivaro-tena ao Nosibe, pedophilie izany, anjaran'ny ny fanjakana ny mandray andraikitra, tsy misy resaka petrole izany
-sns..
ankilany probleme ny petrole:
mila mahafantatra ny priorité ny fanjakana,mba tsy handany devizy tokony hamidy petrole, sy hanaovana subvention:
-ny 4x4 ny deputé, ny fihaonam-be afrikana 2009, ny senat nolazaina fa ho foanana,....
sns...
ilaintsika ve ireo @ izao fotoana mahasahirana antsika izao
asa, mety hilaina , mety ho tsia,
mba mi-cadrer aho fa tsy misy zavatra haiko

11. Jeankely
(
14/06/2008 13:46)
Matoa mi-cadrer mahay izay ary mahita ny hitondrana ny resaka mahaibe mihintsy ary tena hilaina.
1. andaniny, ny fiainana tsy petrole ihany hoy ianao. Ny avaliko azy dia misy marina ny anao saingy tsy feno. Raha mivaro-body ny zaza tsy ampy taona 14 taona dia avy amin'ny Raiamandreniny na koa avy aminy izay. Manana ny andraikiny ny Fanjakana ary sahala izay koa ny tsirairay. Matoa ny aty ampaosiko kely noho ny anao any andafy tsy ny taty amiko no lasanao ary tsy ny fanjakana no nahampanana anao sy nahakely ny ahy
2. ankilany probleme ny petrole voasoratrao. Izaho aloha tsy mahalala ny priorité sy tsy priorité voasoratrao satria amiko hiasana ny 4x4 fa tsy haingitraingitra saingy ho an'ny Malagasy sasany mivadika haingitraingitra daholo ny rehetra.
Ohatra lazaiko. Raha nasiana Internet ny mpiasam-panjakana sasany dia mijery Porno hono ny mpiasa ka nahena ny fahafahany mampiasa. iza no diso fanjakana sa ny tsirairay koa ? Ny Ankoatr'izay afaka tsy hanaraka ve nefa "membres"?

12. naughtyboy
(
14/06/2008 15:12)
ny kely fantatro momba fisondrotry ny solika de miakatra tsy mitsahatra toy fahalotony rivotra iainana tsy azony rehetra elana(carbon emission),ra reto oh. reto avy @ NYMEX (New York Mercantile Exchange)no jerena de manamafy ny fihazakazaky vidiny solika ,mifandraharaha mivantana @ New York Stock Exchange
ny asa sahaniny zany de mifehy ny fifanakalozana arabarotra @ reo harena ankibony tany zay angovo ampiasaina ny sehatra indostria(energy product,metals..)ary fitaovana haitao fifandraisana erantany(corporate computer trading systems)
ra t@ 1980-2003 ny vidiny barila de $25 ary niakatra $40 t@ 2004 ,telo taona tao aorina de tafakatra avo roa heny $97 (2007) nony tsy tafavoaka ny firaharahana arabarotra(naongana i Saddam.H fa tsy mety ivarotra @ reo tandrefana ny vatsy aratsolika ao aminy) t@ Irak noho ny tany tsy mandry fahalemana sy ny adiny palestiniana ary israeliana nanomboka t@ taonjato lasa teo iny de nifarana $138.83 ny barila t@ 6 jona 2008 tsy ho ela zany de itombina ny vina2 ny rosiana hampiakatra ny solika $250 @ 2009araky ny vinavinany gazprom,ny mpikambana ao @OPEC zay mitazona ny 2/3 ny vatsy aratsolika erantany de mitovy hevitra @ zareo koa.fehiny tsisy fidinany ny solika fa ny fiakarany aza no atrehiny rehetra hanao ahoana ny fiantraikany @ tany mahantra toa antsika..
anjaratsika rehetra no mijery fa ny sakana rehetra de misy vahaolana:
-Betsaka ny harena azo asolo ny angovo amatsiana sehatra goavana (fitanterana,orinasa,hopitaly sns..)avy @ solika azo ampiasaina zay mizara 2,reo angovo manaraka fepetra ny takalo iraisampirenena(conventional fuel)toy ny (petroleum fossil =solitany, coal=saribao sns..propane,natural gas sy reo harena ambniny tany nokleary toy ny uranium zay mahafatifaty reo vahiny ny mitrandraka azy ao amintsika toy ny Amocco sns 30 taona lasa zay ananantsika
daoly reo zvt reo fa ny fitantanana sy fiarovana azy no baranahiny ka ny vahiny no voky alohany tompony..
De ao ko ny angovo zay sehatra kely ihany no voavatsiny non- conventional toy ny(biodiesel,bioalcohol=ethanol,butanol mety ho azo avy @ fary sns..
ary ny biomass source azo avy @ oil palm oh. ananatsika betsaka ao tamatave,ra tsy lazaina reo angovo hafa toy ny hydrogen ,ny rivotra sns..
fehiny ny tsara fitantana ihany amiko no manana fanoitra iadina @ fiakarany
vidintsolika sy ny fifehezana ny angovo afarana any ivelany ,posy kalo fa lava2 ihany zay samia maka saina kely kalo :-P :-P

13. Jeankely
(
14/06/2008 15:20)
Efa lay hevitry ny Mpanohatra ve io aloha sa resaka ankapobeny ? Ny resako manko dia ny antony mahasahirana ary antony tsy mampiraika ny vahoaka amin'izay hataon'ny mpanohatra. Mahavaha ary feno ho an'ny vahoaka ve io ?
14. patrick2002
(
14/06/2008 15:30)
mba hamaly am-panajana anao izaho razanety fa hitako mba hendry ianao amin\'ity loha-hevitra nosoratanao :-*
Raha tena hitany mpitondra fa hitondra fahantrana ny fiakarany vidin-tsolika dia
- Andraikitry ny fanjakana ny mamaha-ny olana @ vahoaka @ fanaovana politika mazava .ohatra @ fampianana ny hetra alaina @ solika Taxe unique sur le produit petrolier, izay 55% tamin\'izao mbola tany Dago (amin\'izao tsy fantatro),dia izy no mameno an\'izay @ zavatra afa ohatra asina taxe unique sur le produit laitier :wink: hampitomboana ny taxe foncier, na asina taxe pour les citoyens, na hetra afa
Izy mpitondra no mahafantatra an\'izay satria izy no manana donné statistique amin\'izany ary mahafantatra ny voka-dratsiny sy ny vokatra tsara azo avy amin\'izany .
Miainga amin\'io politika io izay no maha-mpitondra ny mpitondra ,andraikitry ny mpanohatra kosa no milaza ny voka-dratsiny ary mitsikera an\'io politika io ,manome vaha-olana hoe raha izay nomitondra dia izao no narahinay fa tsy izao ,priorité nay ito fa tsy itsy.
Na inona na inona hanefa politika atao ny tanjona dia ny fisiany fiakarany fari-piainany malagasy ,ny taux de croissance no ahitana azy ary ny PIB par habitant izay ihany
Izahay tsy mpitondra teniny mpanohitra diso ianao rajeankely ,fa mahatsapa izahay fa tsy nanao ny adidiny ny mpitondra satria tsy tratra ny tanjona dia ny fiakarany fari-piainany malagasy tsaratsara kokoa mihoatra ny t@ taona lasa .
Ianareo tsy mpitondra fa mahatsapa ianareo fa misy ny zava-bita ary manao ny adidiny ny mpitondra ary tokony ho deraina tsy homena tsiny ianareo aqmin\'izany .(izahay koa mba hoatranareo izany t@ 2006, i ronaldo09 mpanohitra t@ 2006 manohana izy izao ).
ka valiako ny fanontanianao tsy mahita vahaolana ny mpanohatra @ fisondrobidin\'ny petrole ny mpanohatra ,fa kosa tokony hanana vaha-olana amin\'izany ny mpitondra .tsy misy tokony haha-mpitondra azy raha ohatra ka tsy hahita vaha-olana amin\'izany izy.

15. Jeankely
(
14/06/2008 15:44)
Fa hanitsy ilay mpitondra indray ve no tanjona fa tsy ahita mpanohatra mety hisy hihaino sy hanaraka izao no olana e ? Toa mivadibadika lela may ilay izy avy eo ny rotaka amin'ny samy tsy mpanao politika no taritina.
efa hoe tsy mahavoa izy ka aiza ilay hiantsapazana ?

16. patrick2002
(
14/06/2008 15:50)
izao mpanohatra ny mpitondra fa tsy mpanohana mpanohitra ary tsy mpitondra teniny mpanohatra :D
Betsaka ny gasy eto no mihomehy @ politika any Madagasikara na mpitondra izany na mpanohatra ,tonga @ fitenenana hoe tsy mandany ron-doha amin'izany ,izao kosa tsy mety satria mbola any ny fianakaviako tany no naha-lehibe ahy .

17. Jeankely
(
14/06/2008 16:00)
Ka ny voalaza olana dia araka ny voalazanao hoe mampiomehy ny andafy ny mpitondra ary tsy mahatafavoaka hoy ny sasany ka ny mahantra indray aza no mitombo. Tsy misy manaraka nefa ny vahoaka nefa misy milaza mpanohitra ka izay no mahatonga ilay hoe aiza ary ireo mety ahakoty vahoaka sa tsisy mihintsy. Ary raha tsisy inona no hampiresahina sa andany andro olona ? Tsy mety tratran'ny misy atidoha satria resaka tsotra ny anay fa tsy resaka andafy akory.
18. badboy
(
14/06/2008 16:15)
JK>> Congratulation, tongasoa @ tanin'ny hevitra! Tohizo fa mahafinaritra!!
Amiko manokana, fa tsy hevitry ny mpanohatra satria za tsy misy antoko pôlitika, dia ilay teny 1 no aposako eto " GOUVERNER C'EST PREVOIR"!! Izany hoe tokony ho efa tsinjon'ny mpitondra hatrany amboalohany io olana io aratsolika satria efa nisy in-2 fa tsy vao voalohany!! Noho izany efa ao ampelatanan'ny mpitondra ny nahatonga ny olana sy ny fiantraikany rehetra!
Ilay fanotaniana mety fa tsy ampy!! Tokony ho toy izao no fipetrany : inona no tokony ho natao'ny mpitondra mba hanalefahana ny fiantraikan'ny fiakaran'ny baril!
Manarak'izay, ny mpitondra aloha izao no eo dia anjarany no mitady vahaolana!! Tsy midika akory izany fa tsy tokony hihevitra vahaolana koa ny mpanohatra fa rehefa mahazo fahefana izy dia anjarany indray no mitady, manomana sy manatanteraka!! Tsy hidita teknika antsipirihany aho satria efa nataon'i naughtyboy rabingobilabanga sy patrick2000!! Ny hany ho lazaiko fotsiny dia misy ny vahaolana (ireo voalaza ambony ireo) fa tsy tokony hialokaloka ao ambadik'ilay hoe lafo ny baril dia tsy maintsy miafy!

19. Jeankely
(
15/06/2008 05:39)
Ka ny ahy avy dia raisiko ny zavatra averimberinareo ento hoe mibahana ny asa rehetra ny mpitondra, manao risoriso, manao didy jadona sns noho izany tsy ny fanitsiana azy izany izao raha izay filaza izay fa hoe: iza ary aiza ary ny mahavita sy niomana amin'izany araka ny teninao. Tanisaina hoe mihamahantra ny vahoaka sa tanisaina fotsiny fa tsy hita hoe iza no mahavaha azy. Dia averiko ihany fa izay no mahatonga ilay tsy mahazo kil.
Finaritra ny hitanisa olana fotsiny izany ve ? Tsy hiantehitra amin'ny hazo boboka ny olona na sahirana aza.

20. badboy
(
15/06/2008 08:40)
JK >> Aza afangaro ny zavadrehetra!
1- Ny fitarainana dia avy @ vahoaka satria ireo no hiainany isanandro fa tsy voatery avy @ mpanohitra! Matoa mitanisa ny fijaliany ny tsirairay, ary misongadina fa iraisana ny fahamafisan'ny fiainana andavanandro tahaka ny fisondrotry ny solika ohatra, dia satria izay no zavamisy ary mangataka vahaolana @ mpitondra ny vahoaka!
2- Ianao milaza fa tsy miaro seza @ fanohanano ny mpitondra, dia ekeo koa hoe hetahetambahoaka no asehon'ireo milaza izay iainany na iainan'ny fianakaviany fa tsy fitadiavana seza!
3- Anjaran'ny mpitondra no manao ny asany, dia ny fitantanana aradrariny ny fitondrana nomen'ny vahoaka azy sy fitadiavana vahaolana @ fiainany andavan'andro! Anjaran'ny mpanohitra ny mitsikera sy mampiseho ny tsy fanajana ny fototry ny fitondrana izay ao anaty lalampanorenana!
4- Tsy fitadiavana kil no tokony ho tanjona voalohany fa ny fitadiavana vahaolana! Tsy entambarotra akory ny fitondrana ka hoe ny isan'ny kil ho bobaka no tanjona! Ny mpitondra dia mpitondra ny Malagasy rehetra, izany hoe tafiditra ao ny faly sy ny tsy faly, ary koa ny mpanohana sy ny mpanohitra! Ny vahaolana iraisan'ny be sy ny maro no tokony ezahany trandrahana sy ampiharina hatrany! ;-) ;-)