Mahita vahaolana @ fisondrobidin'ny Petrole ve ny Mpanohatra
21. Jeankely
(
15/06/2008 09:09)
Be ny mankasitraka ary misy ny mitsikera. Na aiza na aiza firenena ahitana ireo roa ireo fa saingy raha manoratra aho na mitanisa ianao dia tsisy afaka milaza isiaka hoe avy amin'ny vahoaka satria tsy nisy voasoratra ara-dalana ho mpisolo vava ny vahoaka.
Raha milaza ianareo fa be no boboka sy leo dia izay no narahako hoe raha leo aza dia inona no mankaleo, avy amin'ny inona ka raha fantatra ireo dia mahavaha azy ve ny olona mitetika hanao tetezamita ohatra na miandry ny mpitondra hametram-pialana araka ny resak'i Annie2006 ohatra.
Dia averiko fa hitazona ny fitondrana indray ngah no teny tanjonareo @'ity owaiowai ity e ? Aleo izy hiridana any fa homano ny anreo raha mahavaha olana tokoa. Ho avy ny vahoaka ary tsy maintsy hanaraka hoazy izay heveriny mahasoa.
Ankoatr'izay tsy hitako no ilaina azy. Ny Kil tsy maintsy resahina satria nahazo Kil maro ny 13 mai vao nahitana vokany fa tsy olona miresadresaka fotsiny akory.
Ny aiza no mifangaro ny manenjika sady miaro sa ny milaza hoe tairo ary ambarao.

22. Annie2006
(
15/06/2008 11:53)
Jeankely:
Be ny mankasitraka ary misy ny mitsikera. Na aiza na aiza firenena ahitana ireo roa ireo fa saingy raha manoratra aho na mitanisa ianao dia tsisy afaka milaza isiaka hoe avy amin\'ny vahoaka satria tsy nisy voasoratra ara-dalana ho mpisolo vava ny vahoaka.
Raha milaza ianareo fa be no boboka sy leo dia izay no narahako hoe raha leo aza dia inona no mankaleo, avy amin\'ny inona ka raha fantatra ireo dia mahavaha azy ve ny olona mitetika hanao tetezamita ohatra na miandry ny mpitondra hametram-pialana araka ny resak\'i Annie2006 ohatra.
Dia averiko fa hitazona ny fitondrana indray ngah no teny tanjonareo @\'ity owaiowai ity e ? Aleo izy hiridana any fa homano ny anreo raha mahavaha olana tokoa. Ho avy ny vahoaka ary tsy maintsy hanaraka hoazy izay heveriny mahasoa.
Ankoatr\'izay tsy hitako no ilaina azy. Ny Kil tsy maintsy resahina satria nahazo Kil maro ny 13 mai vao nahitana vokany fa tsy olona miresadresaka fotsiny akory.
Ny aiza no mifangaro ny manenjika sady miaro sa ny milaza hoe tairo ary ambarao.
Raha azo atao kafobemantsina ny TIM sy ny forongony mpanabotry vahoaka sy mpivarotra tanindrazana, dia ny mpanohitra kosa dia tsy ireo izay milaza azy ho mpanohitra daholo.
Mba manntany ingahy JK ny amin\'ny vahaolana @ ity fisondrotrin\'ny Petrole ity. Ahoana ary izany: Tapina ve ny daomy an\'ireto mpivarotra tanindrazana, coach, ministra, prézida, dépioté, senatera, sefopokotany, prefet, sefo dé rézion, conseil de rézion sy ny sisa????? TSY MANANA VAHAOLANA ANGAHA ????
:-D :-D :-D :-D :-D
Mitalaho amin\'ny mpanohitra hoe\" avohay ary ny vahaolana e\".
Tsotra ry JK ny valin\'izany: Tsy misy vahaolana azo omena ny be marenina; Tsy misy vaha olana azo tanterahin\'ireo \"tsy manana fahefana\". Tsy misy vaha olana azo resahina raha tsy misy ny ady hevitra eo amin\'ny mpitondra (manana fahefana fa tsy misy vahaolana sy ny mpanohitra (tsy manana fahefana fa hanome vahaolana)
Ka:
1- Mila esorina aloha ireo manamaphefana TSY MANANA VAHA OLANA fa kosa manabotry vahoaka sy mivarotra tanindrazana. Ny \"fahefana\" eo ampelatanandry zalahy no hivarotany tanindrazana fa tsy hiadiana amin\'ny fisondrotrin\'ny Petrole.
2- Mila esorina aloha ity filoha milaza azy fa mpanjaka ity ka faly manao danin\'ny kibony amin\'ny fandrobana ny harempirenena.
3- Mila apetraka ny rafitra politika mazava ahafah\'ny vahoaka rehetra maneho ny heviny, maneho ny safidiny malalaka, izay miankina amin\'ny fametrahana ny tetezamita izany ahafahana mametraka fifandimbiasampahefana mazava, sy ara drariny ka tsy misy jadona sy ny antsonjay.
Raha azo izany fahefana izany, foana ny jadona, migadra na tapadoha ny mpoivarotra tanidnrazana, VAO azo aroso ny VAHAOLANA amin\'ny fampadrosoana ny firenena, ka anisan\'izany ny fisondrotrin\'ny Petrole.
Sosokevitra:
Salan\'isa aloha: Madagasikara dia manondrana 15.000 baril de pétrole isan\'andro.
- voalohany: Subventionné-na ny vidin\'ny solika amin\'ny tsena anatiny. Vola avy aiza? VOLA AVY AMIN\'NY RESTRITION du budget affecté \"aux pouvoirs publics\" (présidence, HCC, gouvernement, parlement etc.): Amidy ny \"Air force one\", Asaina alohan\'ny depiote sy senatera ary ny mambra amin\'ny HCC ny antsasan\'ny vidin\'ny 4x4, raha tsy vitany dia amidy ny 4x4, ravana ny vitrine de iavoloha (izay mandany vola amina miliara de dolara kanefa tsy ahitambokany fa atao deradera fotsiny amin\'ny izay vahiny tonga hilazana fa mandroso i Madagasikara), ahena ny mpiasan\'ny ambasady any ivelany, ahena ny karaman-drizareo, ary ahidy ny ambassade izay tsy dia ilaina, ary maka amin\'ny ampahany kely dia kely amin\'ny vola nindramina avy amin\'ny mpamatsy vola ARY terena NY TIKO HANDOA NY HETRANY izay miisa miliara maromaro.
(Ny tanjona dia ny hiatrehana ny maika - urgence)
- Faharoa: Atao ny \"fanazavana\" ny fampiasana ny enerjia (campagne intensive de l\'Utilisation rationnelle de l\'énergie) izay iarahana amin\'ny mpanohitra sy ny hery velona rehetra satria resaka fianampirenena io. Alefa amin\'ny radio, télévisiona, any amin\'ny faritra misy azy ny hery velona rehetra misy ao madagasikara (ny fanjakana, ny mpitondra fivavahana, ny société civile, ny mpanohitra sy ny sisa) mana campagne de sensibilisation ny amin\'ny fomba tokony hampiasan\'ny vahoaka ny herin\'aratra sy ny enerjia.
- Fahatelo: Ahafahana ny secteur privé (libéraliser le secteur privé). Raha foana ny fikolikoliana ny TIKO sy MAGRO sy ny akamakama dia afaka ny mpandraharaha ara toerkarena hamokatra izay tokony jo vokariny. Ka apetraka ny \"forum économique d\'urgence\" iarahana amin\'ireo mpandraharaha ireo mba ahafana mametra ny politika raisa ary vonjimaika hiatrehana ny kirizy petrole, mba tsy ahapotika ny orin\'asany sy tsy mahasahirana ny fanjakana. Io ilay ilana ny politika \"hiarahana\" amin\'ny secteur privé (amin\'ny fifanajana tanteraka fa tsy amin\'ny fampiroboroboana ny TIKO, MAGRO sy ny sisa...). Dinihina ao ny angovo na petrole tena ilain\'ny mpandraharaha, izay mety zakany, izay mety anjara biriky entin\'ny fanjakana, izay tena ilaina maika, sy ny sisa....MILA MIFANDINIKA AMIN\'NY MPANDRAHARAHA MALAGASY fa tsy \"mifaly sy bitika ami\'ny expert n\'ireo mpamatsy vola izay mivonto loha amin\'ny famakiamboky fotsiny fa tsy mahalala akory ny tena zava-misy).
- Fahaefatra: Apetraka mazava ary haingana ny lalàna mametra ny fampiasana sy ny fampiroboroboana ny enerjia alternative. Ilàna ny fikaonan-doha miaraka amin\'ny mpanohitra koa io.
Fehiny: Tsy maintsy mahatsapa tena ary miaiky ny mpitondra fa TSY NY VAHINY fa NY MALAGASY (na mpnaohitra io na mpitondra) NO MAMPIVOATRA AN\'I MADAGASIKARA. Ka tsy ny fanilihana ny malagasy sy ny fanaovana varoboba amin\'ny vahiny ny tanindrazana mba ahazoana dolara no tanjona fa ny FIARAHANA MIARAKA NY MALAGASY REHETRA amin\'ny fampandrosoana ny firenena. UNE POLITIQUE DE RECONCILIATION ET D\'UNITE NATIONALE ET NON UNE POLITIQUE D\'EXCLUSION ET DE PROSTITUTION AUPRES DES BAILLEURS DE FONDS;
Ary miankina amin\'ny zavatra telo izy ireo vao azo tanterahina:
- Miala ravaloa izay BE MARENINA sy TSY TE HALALA VAHOAKA
- Mikambana ny malagasy tia tanindrazana mandinika ny fametrahana ny firaisampirenena
- Mipetraka ny fitondrana TENA voafidim-bahoaka hanatanteraka ny hevitra izay nahalany azy marina.
FA RAHA TSY IZANY dia resabe fotsiny ny vahaolana sy ny programma lazain\'ny TIM sy ra-JK be marenina sy kamo be tenda.
23. Jeankely
(
15/06/2008 13:28)
hahahahihihi. I Jeankely tsy fantatry ny mpitondra akory na iza na iza ary na aiza na aiza tompoko. I Jeankely mahia kely sy mitady isan'andro vao mihinana fa tsy kamo be tenda. :-D :-D :-D .
Tsy tafavoaka marina ianao ry Annie2006 ka aza manantena fa tsy mbola ahita mangirana ianao na 2012 aza raha izany.
Ny firaisankina no voalohany ka nampiray ve ianao sa nanavaka ?
Ny tsy alehany mila soloina kanefa soloina alehany fa tsy soloina nofa na dridrangilo :-D :-D :-D

24. Annie2006
(
15/06/2008 14:26)

Lany mofo sahady.....
=)) =)) =))
25. Jeankely
(
15/06/2008 15:42)
Tsy lany mofo akory fa mbola tsy nahita izany hoe mofo politika izany na indray mandeha aza.
26. naughtyboy
(
15/06/2008 16:09)
ny olana ao amintsika de io fomba fijery manatsotsotra sy manome tsiny oe aferany mpanao politika foana ny fiainampirenena hany ka tsy rototra @
fitadiavana vahaolana mahomby ny mpitondra fa samy manao ny daniny kibony
Mangetaheta ambony rano ny vahoaka fa vokiny fampanantenana antaonany maro zay nefa tsisy asa tanteraka na vonjimaika na lavitrezaka amahana reto olana zay laharampahamehana nefa odiany mpitondra nifandimby tsy nojerena
Reto oh. reto no isintomako ny saintsika :
- Ny fiatrehana ny malagasy fiakarany vidimpiainana noho ny antony maro samihafa ary ny mijery ny andraikitry ny mpitondra manoloana izany mba hifandanja @ fahefamividy ny vahoaka madinika..( mahafaho ny ady @ hanoanana, fanabeazana,fampiroboroboana reo sehatra mamokatra ao amintsika ampitomboana asa sns..
-ny fampandrosoana firenena reo asa tsy vita efa ataonany maro toy ny fifehezana ny fitantanana toekarena sy raharahambarotra zay fomba ialana @ findramambola lava any ivelany, fisiany mangarahara @ fanarahamaso reo tomponandraikitra voafidy isanambaratongany eo @ fanarenana ny toekarena
- fampiharana mazava sazy sy fanarahamaso ny tsy tandalana ao @ fitondrana manapaka..ka ny fanotanina de mipetraka @ ts1/1 de raovina sika rehetra vao ahatsapa fa samy tompon\'andraikitra @ zay tandrify azy fa tsy any mpanao politika ihany ..ho any malagasy i madagasikara fa tsy ny mpanao politika ihany akory

27. Jeankely
(
16/06/2008 02:27)
Efa ho roa taona aho izay no namerimberina ny hoe ny andraikitry ny tsirairay no voalohany ary nahazoako tsiny izany. Nilaza ny akamanareo fa ny Fanjakana no tompon'andraikitra voalohany. Nohon'ny mametraka aho hoe ekena ary fa tsy mahavita ny fanjakana ka aiza ilay mahavita ny mety ho mendrika ho an'ny vahoaka. Ny mpanohatra toa diska Goaka ka ahoana fa tsy tian'ny vahoaka izay mitarika.
Dia mahagaga fa ry zalahy indray no mamerina amiko ny andraikitry ny tsirairay ary ny fanitsiana ny mpitondra indray no tiany himasoana
Satria vasoka fa samy tsy mahatafavoaka ka tsy maha-koty KIL hany ka miodikodina tsy hita hoe hoaiza ? Iza no hametraka fialana izany ? Manadala olona fotsiny io foana no averimberina hoe mametra fialana fa tsy mahay. Dia mitondra inona ho an'ny vahoaka izany resaka rivotra izany ?

28. kanota
(
16/06/2008 04:44)
Ny Ministr'i Ra8 misy PhD nefa mbola sahirana ka mba manana PhD amin'ny inona ary ireto milaza manana hevitra ireto. Tian'ny vahoaka ho fantatra koa ny anareo ry boy boy isankarazany toy i Badboy, naughtyboy, sy ikala Annie2006 ary ny mpanampy azy hafa. =)) =)) =))
29. badboy
(
16/06/2008 06:49)
Manahirana ilay miresaka @ olona "paranoïaque"!! Lazaina fa mitady hanongana sy mitady seza daholo izay milaza ny heviny!! Mba mahaiza manavaka ny hevitry ny tsirairay sy ny hevitry ny mpanohitra!! Satria raha izao fandinihany izao no halalinina dia na ny mpivarokena sy mpivarotranana eny @ pavillon aza dia mety ho mpanongana sy mpanohitra!
Noheveriko mba ho tena adihevitra ilay resatsolika hay zavatra hafa mihintsy ny ao ambadika!
Hita be hoe miaro seza mafy!! Ary mety ho marina ihany izany ilay lazain'i Annie2006 hoe manao be marenina tsy mihaino ny lazain'ny sarabambembahoaka satria izay miteny rehetra dia lazaina fa mpanohitra na mitady seza!! :^) :^) :^)

30. Annie2006
(
16/06/2008 11:38)
badboy:
Manahirana ilay miresaka @ olona "paranoïaque"!!
Noheveriko mba ho tena adihevitra ilay resatsolika hay zavatra hafa mihintsy ny ao ambadika!
Ekeko tanteraka io voalazan'i badboy io. Zaho ko mba nihevitra fa mba sérieux ity resak'i JK ity kay entina hi-animé-na ny forum fotsiny.
:@
31. Annie2006
(
16/06/2008 11:42)
kanota:
Ny Ministr'i Ra8 misy PhD nefa mbola sahirana ka mba manana PhD amin'ny inona ary ireto milaza manana hevitra ireto. Tian'ny vahoaka ho fantatra koa ny anareo ry boy boy isankarazany toy i Badboy, naughtyboy, sy ikala Annie2006 ary ny mpanampy azy hafa. =)) =)) =))
PhD amin'inona moa no andravalomanana, izay mibaiko sy mampandohalikaireto PHD lazainao ireto?
32. patrick2002
(
16/06/2008 12:44)
mihetsika indray ny adalany jeankely be kanota ,ny Phd razanety tsy midika akory fa mety daholo izay hataony ah! ,efa niteny taminao aho fa na olona manana phd aza tsy mahihevi-tena fa marina ny heviny izay ny olona nianatra plus ianao mahay plus ianao mahatsapa fa betsaka ny fahalalana tsy hay nao ,fa tsy ohatranao razanety be kanota mihevi-tena ho manana ny marina ,ka tsy manaiky ny hevitry ny afa izay tsy mitovy hevitra aminao mihintsy .
Navadikao ilay resaka mka novalianao hoe fa mba inona ny diplaomanao no hanintsy ny minisitra ny ra-8 manana phd iaNAO :roll: dia valiako iny resakao iny hoe minisitra manana phd aza miaiky fa tsy ampy ,ary tsy lavorary no hataony ka mba inona ny fahalalanao no hilaza ianao fa lavorary ny vitany governemanta ny ra-8

33. Jeankely
(
16/06/2008 15:20)
Ilay hoe: "entina hi-animé-na ny forum fotsiny". F'angaha vizana ny Forum no ilaina animé-na ? Tsy hevito indray izay fa an'i Annie2006. Amiko favy ny Forum ary tonga foana aho. Raha sendra tsy manampotoana aza dia mahatsiaro hoe ahoana izy ao izay. vao tonga kely aho ity kay ra-patrick indray koa mbola mitonanatonana ihany. Aza afagaro ny dokotra sy sarindokotra fa karazana fiakavina hafa ireo e. Izaho tsy manana PhD ary tsy manana na CEPE aza ka aza ampidirina @ resaka fari-pahaizana fa anareo samy fatratra sy be teoria io. :-D :-D :-D
34. naughtyboy
(
16/06/2008 16:39)
mba ze zakany saina re ry J.K fohana refa iresaka ,enao tsisy na baoritra 1 nefa ny faripahaizany olona no anotanianao ...ary enao no be taimbaka ndrindra nefa tsisy afitsoka @ hevitra :roll: :roll:
ra iresaka dokotra sy sarindokotra de amely tena enao satria tsy zay misy baoritra akory de mahay mitondra firenena daoly mba ataovy lalindalina ny fanakarana hevitra @ manaraka fa manjary ny teoria ny arentintsainao no lasa ambetindresaka isaky ny hifanakalo hevitra @ hafa :-D

35. tovolahy007
(
16/06/2008 16:53)
Miarahaba e!
Ny hany mba fijeriko momba ity resaka solika ity dia izao e, amiko dia tsy misy azo omena tsiny na ny mpanohitra na ny mpitondra satria tsy any mihintsy amiko ny antony mampiakatra ny vidiny solika. Refa mihena ny lanjan'ny vola $ Amerikanina dia tadidio zay fa misondrotra ko ny vidiny petroly. Tsy tia ihiditra fatiantoka ny mpamokatra azy ka dia tsy maintsy akariny ny vidiny.Faharoa, dia mikatra be ny vidiny solika iany ko satria betsaka ny mpanjifa nefa ny solika ho jifaina tsy maharaka izany, mazava ho azy refa betsaka ny mpividy nefa ny zavatra ho vidina vitsy eny an-tsena dia lasa lafo ny vidiny ( USA no tena mpanjifa voalohany , @ izao dia ampian'ny Chine sy Inde). Na ny tany manana manapahaizana analina maro aza mitanaka vava fotsiny @ io resaka io ka vao maika ve i Madagasikara?? Dia io fa misy ny mampiditra ilay resaka pilitika pilitika, tokony alana ny pitondra e, zao e,makary e. Dia raha hiala ary ireo mpitondra @ zao fotona, dia mahatoky ve isika ary sahy milaza fa ireo izay hisolo azy ireo dia ahita vahaolana haingana ampihena ny vidin'ny solitany???Sa hilaza ndray avy eo toy ny efa nisy fa hoe namela lavaka be ny teo aloha e,nefa kainy tsy misy atokony akory fa fialana bala fotsiny.Ny tiko lazaina dia izao,ao anaty krizy izao tontolo izao @ zao, tsy afabela @ io na ny firenena matanjaka na mahantra.Aoka ho fantatsika fa efa nisy io fampihenana ny vidin'ny solika io taloha, saingy ny valiny dia izao,mibaby trosa tsy hay tohaina isika sy ireo ho zanatsika satria ireo vola nindramina dia nanentsenana ny banga t@ izay tokony ho vidiny solika tena marina.
Ny amaranako azy dia hoy aho hoe tsy adala akory ny vahoaka Malagasy, mahafantatra ny zava-misy ny Gasy @ zao fotona ,fantany tsara fa tsy hoe avy @ panohitra na ny mpitondra ny mahalafo ny lasantsy fa noho ny vidiny avy eny ampotony izay efa mananika ny $130 ny barika iray. Mahafantatra izany ny vahoaka hany ka tsy taitra , fa minoa ahy nareo fa ra hoe $10 ny vidiny 1 barika @ solitany nefa lafo be toy izao ny vidiny lasantsy de efa ela no nihetsika ny vahoaka, saingy tsy izany satria efa mahalala ny zava-misy ny vahoaka ankehitriny. Dia aza miheritreritra aloha hoe andeha hitarika vahoaka hanao grevy satria lafo ny lasantsy fa dia ihomehezan'ny olona eo fotsiny.

36. naughtyboy
(
16/06/2008 17:43)
samy mahalala daoly kosa kalo eto na izany aza fa tsy grevy no vahaolana,ary ny vahaolana tsy mila takarina any @ volana akory na any @ tany hafa,efa niposaka teto@ alalany dinidinika zany tsy voatery ho mpitondra na mpanohatra na misy baoritra na tsia no manana vahaolana matotra fa natao ho any zay mandinika sy tomponandraikitra @ olana mianjady @ firenentsika ,averiko ndray fa tsy natao ho any mpanao politika irery akory madagasikara fa ho any malagasy tia tanindrazana rehetra sy vonona hiatrika ny ho aviny :wink:
37. tovolahy007
(
16/06/2008 17:59)
Naughtyboy>Tena izay indrindra e,misy mantsy ny dia manao tora-po ny hoe noho io fitondrana izao io iany no antony izao. Diso be zany amiko, mbola averiko iany fa na Ravalo no eo na Ra Zo na Pierrot, amiko dia tsy hisy afaka hampihena an'io, rediredin'ny mpitady seza sy ireo tsy te ho very seza fotsiny ny hoe hainay ny hampihena an'io fa izay milaza izany amiko dia izy ireo no tena mpamitaka vahoaka.
38. patrick2002
(
16/06/2008 18:45)
tadido kosa aloha fa andraikitry ny mpitondra ny mitady vaha-olana amin'izany mba tsy hitondra fahantrana ,na atao hoe krizy ao @ fireneny ah!
Tsy hitako no ilaina ny mpitondra raha tsy hanao anio izy ,tadidio fa tsy misy olana tsy misy vaha-olana ,misy ny politika arahiny firenena tsirairay amin'io hiteny aminao fotsiny aho fa any europe efa 2 euro ny litre any USA 3,45$ ny Gallon zany hoe 0,9$ ny litre , canada 1,45$ ny litre fa maninona no misy elanelana be ny vidiny satria samy afa ny politika arahina ,any USA mora lavitra noho ny any europe ny essence satria midadasika USA ary betsaka ny olona mandeha 300 km par jour mandeha aller retour any ampiasana ,naka anio fepetra io ny fanjakana ,any madagasikara mbola lafo noho ny eto Canada ny vidiny Essence nefa ny salaire minimum 50$ heveriko fa tsy manao ny asany ny mpitondra amin'izany ,
Tadidio fa ny any europe na Usa tsy krizy no hilazana azy satria raha miakatra ny vidiny petrole manangona ampaosy koa ny Elf ,Shell, Amoco ,sy ireo compagnie petroliere multinational mitrandraka petrole any @ tany arabo.
Misy foana amiko nu olana fa anjarany mpitondra no mijery ny lafi-ratsiny sy tsara @ fanapaha-kevitra raisina ,Raha tsy izany tsy hitako ny hanonganana ny efa teo satria ny mpitondra teo koa mba nanana exscuse ,crise international hoy Ratsiraka t@ 1984, mikatso ny fifanarahana @ banque mondial hoy i Zafy ,
ity indray hilaza Ra-8 fa fiakarany petrole no tsy hisiany fandrosoana ao Madagasikara ,dia hoy ao aminao hoe mba mieritrereta RA Malagasy.

39. badboy
(
16/06/2008 21:03)
Averiko @ ilay olana nipetrak voalohany ilay izy hoe "miakatra ny vidin'ny pétrole, inona no vahaolana omen'ny mpanohitra"
Ilay fanotaniana dia efa manambara sahady fa izay manome hevitra dia ho raisina mpanohitra! Avy hatrany dia tsy ho ekena izany ilay hevitra ho avy satria tsy avy @ mponina ny avy @ fianakaviany fa avy @ mpanohitra! Rehefa jerena ny valiteny omen'i JK hatr@ voalohany ka hatr'izao dia manamarika io hevitra ambarako io!
Manarak'izay tsy misy vahaolana nomen'ilay mpanoratra hoe izao no hevitry ny mpitondra hampiatahana ilay hoe izao no ho ataon'ny mpanohitra! Midika ve izany fa tsy hitady vahaolana izireo??? Asa, zaho tsy mahalala!
Farany, ny vahaolana misy, dia ny énergie alternative sy ny fampiroboroboana haingana ilay révolution verte!! Ireo no tanteraka, dia na dia lafo aza ny lasantsy nefa be ny vokatra, dia mifandanja ho azy ilay fahalafosana satria ny vokatra mora manalefaka ny vidin'ny lasantsy! Hoy ilay ranamana ao ambony ao hoe matoa lafo dia be ny mpitady noho ny atolotra, marina tanteraka, ka dia avadika indray ny rasa dia io hevitro io no hanaovana azy dia mety ho tafa! :^) :^) :^) :^)

40. Jeankely
(
17/06/2008 01:15)
Misaotra manokana an'i tovolahy007 aho aloha satria mazavabe ny resany. Izaho tsy mpitondra noho izany aza afangaro ra-badboy. Ny fametrahana fanontaniana tsy midika fa mahay ny valiny ilay mpametraka fanontaniana fa nohon'ny tsy fahalalako sy tsy fananako fahaizana sahala anaoreo no hametrahako ilay fanontaniana ary hisaorana fa misy mahay mamelatra azy tokoa.
Ianareo samy andafy matetika be resaka ka izay no mahatonga anay aty ambanivohitra mba mametraka fanontaniana. Ny any Canada sy ny vitan'ny mpitondra any na ny any zamerika ve no ampitoviana @ mpitondra Malagasy ? Sao mba miteniteny foana na manao ohatra mivilana?
Misy antony matoa ianao mitokona any ary averiko ihany fa sady manana fahaizana be noho ianao no efa nandalo fianarana andafy sahala anao koa ny Ministra saingy hafa ny manao sy ny miresaka =)) =)) =)) .