ny vady

1. sakaizakely ( 13/06/2008 08:30)
sarotra hono ny mahita vady amzao ftôna
sarotra be koa ny mitazona azy
nefa mbola gidraka be koa ny fanoloana azy

inn no mba vahaolana mahomby ? aleo ihany selibany ve :?: ;-)
répondu par naritsimba le 07/07/2008 13:12
2. ari.malala ( 13/06/2008 09:35)
ie aleo iany selibany otranà aky a ;-):-P:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
3. razaordira ( 13/06/2008 09:40)
Efa tsy lamaody intsony izany manam-bady izany amin' izao fotoana r'ise a.
Ny manao sipa dia mety tsara, afaka manao sipa be dia be ianareo. Rehefa tsy mifanaraka dia misaraka fotsiny. :D
Fa ny maka vady kosa dia rehefa tsy mifanaraka dia tsy maintsy mbola gidragidra be amin' ny resaka tribonaly mandritra ny volana aman-taona vao tafasaraka. :twisted: Ny harena amin' izany tsy maintsy zaraina nefa zavatra nisasaran' ny tena.

Aleo ihany selibany fa aza midi-kizo am'zany kivadivady izany. Efa lany andro izany.
hihihi

sakaizakely:

sarotra hono ny mahita vady amzao ftôna
sarotra be koa ny mitazona azy
nefa mbola gidraka be koa ny fanoloana azy

inn no mba vahaolana mahomby ? aleo ihany selibany ve :?: ;-)



4. ainaheri ( 13/06/2008 10:03)
Aleo selibany iany angamba ka :roll: :P
5. rebeccaF ( 13/06/2008 10:34)
Sarotra ny mahita vady :arrow: vahaolona celibat
Sarotra ny mamelom-bady aman-jakana :arrow: vahaolona celibat
Sarotra ny mihazona ny vady, :arrow: vahaolona celibat

Toa ohatra hevitra hafahafa izany amiko. Ohatra ny olona mitady tany malemy hanorenam-pangady.

Ilay hoe: afaka manao sipa be dia be, ary rehefa tsy mifanaraka dia misaraka. Aiza amin'izany ilay mahaolona? Amiko dia adin'ny kanosa io. Tsy vonona hisedra ny zava-tsarotra, fa mandositra rehefa sendra ny olana.

Lany andro ny fanambadina hoy ianao. Nefa aza adino fa tsy misy fiaraha-monina vanona raha tsy misy ny FIANAKAVIANA. Nefa ny fianakaviana dia tsy hisy raha tsy misy ny FANAMBADIANA.

Aza adino koa fa ianao io no nisy, dia nisy izay fianakaviana niavianao. Isany misedra olana saro-bahana amin'izao ireo tanora maro eoropena, noho ny tsy fananana fianakaviana. Ao ny tsy ampy fitiavan-dray, na fitiavan-dreny ka zary manaonao foana.
Tsy hain-dry zareo ny manavaka ny fitiavan-dray, fitiavan-dreny, fitiavan'anadahy sy fitiavana anabavy, fitiavan-janaka. Hany ka miteraka ny inceste tsy tambo isany: ny lahy antitra manam-bady tovovavy kely, ny vavy antitra manam-bady tovolahy kely, ny pédophilie nanginy fotsiny. Firifiry koa ireo mpifankatia no misaraka tsy fidiny satria mpianadahy....

Fehiny: tsy lany andro araka ny filazanao azy akory ny fanambadina, satria mbola mitohy ny fiainan-janak'olombelona. Ny tsy fanajan'ny olona azy no miteraka olana maro misy amin'izao. Ny pedophilie dia tsy ho nisy raha ohatra ka mari-pototra ny fianakaviana.
6. fahamarinana ( 13/06/2008 11:03)
razaoridira:
Efa tsy lamaody intsony izany manam-bady izany amin' izao fotoana r'ise a.

:arrow: f'angaha kosa moa fanarahan-damaody ny manambady ?

razaoridira:
Fa ny maka vady kosa dia rehefa tsy mifanaraka dia tsy maintsy mbola gidragidra be amin' ny resaka tribonaly mandritra ny volana aman-taona vao tafasaraka

:arrow: Tsy voatery kosa e,rehefa tsy mifankatia dia mifandamina,fa matoa nisy gidragidra dia nisy nanao tsy nety tao dia nitarika adiady.Raha resaka fanaovana sipa maro toa ny voalazanao ery ambony ery io no entina ao anatin'ny tokatrano dia sur tokoa fa hanana olana.Iza no hanaiky hizara sy hitambatra eo,asa anefa fa samy manana ny fomba itondrany ny fiainany ka tsy hita hifanomezan-tsiny.Amiko aloha dia tsy misy varany.AMIKO hoy aho.
razaoridira:
Ny harena amin' izany tsy maintsy zaraina nefa zavatra nisasaran' ny tena.

:arrow: Ahoana no tsy ho zaraina kosa,nisasaran'ny tena ahoana ? manambady ianao ka raha atao hoe tsy niasa ny iray dia mba nisy anjara birikiny koa tao fa tsy hoe tsy nampidi-bola dia tsy tokony hanana anjara.Azo atao koa anie ny manambady dia manao contrat de mariage e :amin'izay samy manana ny fananany tamin'izay nividianany azy raha resaka ohatr'izay no mety ho olana.
ainaheri:
Aleo selibany iany angamba ka

:arrow: Be dia be no nilaza ohatr'izay fa rehefa tonga ilay fotoana dia na ny tena aza gaga manontany tena hoe ndray nanambady,rehefa tena tojo ilay tiana.Ny tsara atao fontsiny dia miandry ny androny e,tsy misy course io fa izay anjara dia ho avy eo foana.Nefa choix ihany koa moa,na vita mariage na tsy vita fa miara-mipetraka fontsiny dia tonga foana ny olana raha ho tonga fa tsy ilay bout de papier no mampiova na manatsara inona.
sakaizakely:
sarotra hono ny mahita vady amzao ftôna
sarotra be koa ny mitazona azy
nefa mbola gidraka be koa ny fanoloana azy
:arrow::) ,efa miha-sarotra ny fiainana,dia miha-tsy manana patience koa ny tsi11 satria be erehana,mila mahazo zvtr" tout" tout de suite sy tonga dia sur,mora leo koa angambany satria be akanga tsara soratra eraky ny tampon-tanety eny ...Ny fanoloana azy mety tsy ho gidraka,rahampitso dia mety mahita fa tena ilay tsara sy maharitra indrindra ve sa ilay herinandro dia mankaleo ?...
Asa ry reto fa zay no fijeriko azy ,eny mety tsy hitovy amin'ny anareo,za rahateo efa raneny...Dia mahereza fa ny vodi-tsobika aza hono manana tandrify e. :) (l)


7. 08051972 ( 13/06/2008 11:47)
ainaheri:

Aleo selibany iany angamba ka :roll: :P


Tsy ekeko kosa ny hoe ny firenena eropeana tsy mahay manavaka intsony ny atao hoe fitiavan-dray na fitiavan-dreny sy ny hoe fitiavan'anadahy sy anabavy fa mivadivady daholo ny olona!!! Diso be izany! Ny marin'aza de ny eropeana tsy mahalala na tsy te halala afa tsy ny ankohonany" mpianadahy , Ray sy Reny "! Samy maka ho azy ary raha vao mahaleo tena de tsy manatsaina afa-tsy ny ankohonany intsony!Ka sao de mba film na fixion no hitanao @ fahita lavitra ka manjary mampiteniteny fôna anao toy izany ka mahatonga ny fanavakavaham-bolonkoditra ary anisan'ny manhatonga ny M:sy hiteny hoe ny VAZAHA mpamoafady ! Aza manely vaovao tsy marina fa manjary manendrikendrika sy mandrora tsy maombo ka mampisara-bazana!!!!! Tandremo ny zavatra soratanao fa maro ny olona tsy mipetraka aty eeropa mitoky @ blog sy ny telé fa film ireny toy ny tantara mitohy @ radio fa tsy fiainana andavan'andro
8. 08051972 ( 13/06/2008 11:52)
tano ny azo fa sarotra ny mila hoy ohabolana malaasy! Tsisy olombelona tanteraka eto antany! Raha manmbady aza manary ny azy nefa ny tsy manana aza maniry ny hanana fa ny tokantrano fijalina! Toro fotsiny hoe
9. fahamarinana ( 13/06/2008 11:53)
:arrow:ainaheri : 8O ino koà raha volaniny ? tsy mahazo koragna zalahy ty sa karakory koa !!!!! :-D (l)
10. Gie ( 13/06/2008 11:56)
rebeccaF:

Aza adino koa fa ianao io no nisy, dia nisy izay fianakaviana niavianao. Isany misedra olana saro-bahana amin'izao ireo tanora maro eoropena, noho ny tsy fananana fianakaviana. Ao ny tsy ampy fitiavan-dray, na fitiavan-dreny ka zary manaonao foana.
Tsy hain-dry zareo ny manavaka ny fitiavan-dray, fitiavan-dreny, fitiavan'anadahy sy fitiavana anabavy, fitiavan-janaka. Hany ka miteraka ny inceste tsy tambo isany: ny lahy antitra manam-bady tovovavy kely, ny vavy antitra manam-bady tovolahy kely, ny pédophilie nanginy fotsiny. Firifiry koa ireo mpifankatia no misaraka tsy fidiny satria mpianadahy....
aza mi-exageré kosa eh !


11. rebeccaF ( 13/06/2008 12:37)
08051972
Tsy miteniteny foana araka ny filazanao aho, na manely zavatra tsy marina. Fa zava-misy io ambarako io. Miaina miaraka amin'ny eoropeana aho, ary sady mpianatra no mpanabe ka mba mahalala zavatra maro ihany. Afaka tsy mino anefa ianao fa tsy maninona.

Izao fotsiny: raha miaina ao anatin'ny fianakaviana marim-pototra, misy relation tsara ve ny lehilahy iray, ho sahy hametaveta zazakely? Valio?

Valio koa ny hoe: inona no antony mampisy ny lahy tia lahy ihany, na vavy tia vavy ihany.... Tsy problema psikolojia ve? Avy aiza no mahatonga an'izany? Moa tsy isany antony ny resaka fianakaviana?

Jereo koa: Johnny Hallyday nanambady ny zanany amin'ny Batemy. Zavatra noforonina ve izany sa zava-misy? Inona no hiantsonao an'izany?

Alohan'ny hitsarana na hanakianana izay lazain'ny hafa dia mba fantaro sy jereo aloha ny zava-misy manodidina ny tena
12. sakaizakely ( 13/06/2008 13:07)
ari.malala> toa tsy mety kosa le selibany. Misy ilàna azy ihany ané le lhl ndrai² e : asaina mibata entana, manao brikolazy, manapaka gazon :-D :-D :-D :-D
13. Gie ( 13/06/2008 13:09)
"rebeccaF":
Izao fotsiny: raha miaina ao anatin'ny fianakaviana marim-pototra, misy relation tsara ve ny lehilahy iray, ho sahy hametaveta zazakely? Valio?
ary ahoana ny hevitrao am "Dutroux" ? manambady ara-dalana , manan-janaka nefa nahavita habibiana tahak'ireny ?
"rebeccaF":
Valio koa ny hoe: inona no antony mampisy ny lahy tia lahy ihany, na vavy tia vavy ihany.... Tsy problema psikolojia ve? Avy aiza no mahatonga an'izany? Moa tsy isany antony ny resaka fianakaviana?
io indray kalou de tsy de mino zah we blèm psy no mahatonga ny lahy tia lahy , na we vavy tia vavy eh !

tsy de hitako loatra we inona no hidiran'we resaka fianakams am resaka lahy tia lahy sy vavy tia vavy..
14. sakaizakely ( 13/06/2008 13:09)
razaordira:
Aleo ihany selibany fa aza midi-kizo am'zany kivadivady izany. Efa lany andro izany


midikizo marina :-D

ouz le oul zay we le mariage, c'est résoudre à deux des problèmes qu'on n'a pas quand on est célibataire :-D :-D :-D
15. sakaizakely ( 13/06/2008 13:23)
rebecca:
Tsy hain-dry zareo ny manavaka ny fitiavan-dray, fitiavan-dreny, fitiavan'anadahy sy fitiavana anabavy, fitiavan-janaka. Hany ka miteraka ny inceste tsy tambo isany: ny lahy antitra manam-bady tovovavy kely, ny vavy antitra manam-bady tovolahy kely, ny pédophilie nanginy fotsiny. Firifiry koa ireo mpifankatia no misaraka tsy fidiny satria mpianadahy....


mampatahotra be ny fitondrana ilay rezoneman :{ :{ :{ :{ :{ :{ :{

08051972:
Tandremo ny zavatra soratanao


toy izany koa, tandremo ny zavatra soratanao

08051972:
Tsisy olombelona tanteraka eto antany

marina zany, misy ratsy be, misy tsara be :°)

fahamarinana:

:arrow: ainaheri : ino koà raha volaniny ? tsy mahazo koragna zalahy ty sa karakory koa !!!!!
8O

za kou mba gaga

rebeccaF:

inona no antony mampisy ny lahy tia lahy ihany, na vavy tia vavy ihany.... Tsy problema psikolojia ve?


:-w :-w :-w :-w

johny ve any italia no mipetraka ? :o

16. fahamarinana ( 13/06/2008 13:34)
:arrow: sakaizakely :danz be koa ny fivadik'ilay dinika rehefa ohatr'izay an,resaka depart hafa dia niafara pédophilie sy homosexualité ilay izy ?...Tena mampa:{ :{ :{ tokoa ilay resaka rehefa mivadika be toy izao.Mifangaro daholo ny akoha amam-borona.
O rey olona a ity ilay sujet tamin'ny 1er o ,dia mba io valiana e...(l)


sakaizakely:
sarotra hono ny mahita vady amzao ftôna
sarotra be koa ny mitazona azy
nefa mbola gidraka be koa ny fanoloana azy

inn no mba vahaolana mahomby ? aleo ihany selibany ve
17. sakaizakely ( 13/06/2008 13:50)
fahamarinana> za kou nanao hs kely fa nisy tsy matiko lolo tary am tsikeran'ny sariko tary de mbola miandry fanazavana hatram zao klou. () kely iny

zao e ! betsaka ny tovony am zao fotoana, na lahy na vavy, nefa samy taviny sy volony daholo, ny toetra ok (nobody's perfect anyway), ny bika amantarehy ok, ny asa ok, zany we lavorary dol e ! nefa de singany irery fonafona

ny tsy azoko, misy fihaonana ohatra, samy eo dol ry zareo ary mifanaradresaka tsara, ny ambiansy manginy fotsiny, hitanao we miady tsara ny filinn ety ivelany, nefa rehefa vita ny korana de samy mande samy mitady any andavantranony tsirai² fa tsy mba we ndao hiaradalana hody sns...

misy indray le miaraka elaela de avy eo misaraka, fa samy tsy mahita ankilany ny lahy na ny vavy, de miafara samy single eo izy roa de mampalaelo be ny mahita azy.

Fa maninn kay no lasa otran'zany e ?
18. fahamarinana ( 13/06/2008 14:02)
:arrow: :) Dia tsy haiko ry sakaizakely fa tamin'ny androanay toa tsy dia izay loatra.. :-D ,ohatran'ny hoe efa soir be koa za zany miteny!!!
Ny eritreritro hoe efa ilay fiainana e,ny olona mikatsaka ny mahasoa azy ara-bola,arak'asa,miala voly aloha dia tsy dia amin'ny fitadiavana vady andefimandry aloha. (Tsy ny rehetra anefa fa misy ihany exceptions angambany...).
Etsy andaniny koa moa ny habetsaky ny tsara sy mety dia miha-sarotra ny choix,satry handramana daholo aloha ahitana izay mahasoa (Eny e,inona koa moa no maharatsy an'izay fa samy choix amin'ny fiainany io ).
Nefa mety ho diso tanteraka ny fijeriko satria fijerin'olona raneny ny ahy.Aleo ho avy ny tanora hanazava sy handalina bebe kokoa dia ahazoantsika valiny tsara.(l)
19. diamondra27 ( 13/06/2008 15:30)
le we VADY mihintsy zany no tena tsy azon olon am zao fotoana we inona io

ny azy refa concubinazy de efa vady zay

otrany zavatra retra io misy lafy tsarany sy lafy ratsiny

tano ny azo fa sarotra ny mila zany


fa milay kosa akia ry sakaizakely ny vevavy any am tanana fa mihazona be ny vadiny doly a,midika zany fa mbola mitana ny fombandrazana isika gasy izay tsy hita ny maharatsy azy
fa le selibat kosa hono zao tena mefiant be mitsy na lahy io na vavy satria tsy te ho voafitaka tsony sady lasa materialiste be
feo reko reo sao de misy miteny ndray we za miteny an reo, ra misy tsy d ac de afaka mifandinika tsra eto fa mba te hahalala ny hevitry ny hafa koa

20. ari.malala ( 16/06/2008 12:48)
sakaizakely:

ari.malala> toa tsy mety kosa le selibany. Misy ilàna azy ihany ané le lhl ndrai² e : asaina mibata entana, manao brikolazy, manapaka gazon :-D :-D :-D :-D



:-D :-D :-D :-D :-D :-D itadiavo az za e:°):-P :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0803