macaron

1. diamondra27 ( 10/06/2008 10:25)
efa nandalo teto ve ty dinika ty ka tsy hitako fa mba mangataka fanaovana re7 macaron ze mahalala fa tena tian'i papoozy ko le izy

répondu par diamondra27 le 22/07/2008 09:28
2. fahamarinana ( 10/06/2008 11:05)
:arrow:mbola tsy nahita za aloha aky Diam's fa za koa mba mitady raha mba misy mahay sy afaka mametraka eto.Merci e.
Ndry koa tena mampilenda fontsiny ahy eto...inona ary ty.... :) (l)
3. diamondra27 ( 10/06/2008 11:37)
:-D :-D :-D

ka tena tsara be nge le izy e

ra ny fahalalako azy de caca pizon asiana siramamy sa tantely fa mety misy teknika mitsy ao akia a

aona le mampiraikitra azy reny sns

hitandry lasa misy grains de sezame nge le macaron dago zao e
mihetsiketsika mitsy zareo an

fa le nature ihany no tena tiko aloha e
4. fahamarinana ( 10/06/2008 11:42)
:arrow: ary za ndray nieritreritra hoe ireny pate fihinana ireny no andrahona amin'ny ronono sy siramamy mampiraikitra azy.Eritreritra fontsiny fa mbola tsy nandramako.Ilay any tamatave no tena tiako be sady glady be no matsiro.Hafa ihany ny aminay o? (l)
5. diamondra27 ( 10/06/2008 11:57)
ka le paty ange akia am zao fotoana misy anarany be de be de le in am reny le mety hanaovana azy

sa tena manamboatra mitsy le aodina am masinina iny
6. ainaheri ( 10/06/2008 12:51)
za mba omeo refa navita nareo an lol
7. fahamarinana ( 10/06/2008 13:16)
:arrow: hanao ohatran'ny kiadi koa ainaheri,miandry vonona fa tsa mety hanamboatra an....
Diam's :eritreritra ry kala ny ahy fa aleo andrasana zay mahalala re7 fa tena tsy haiko anie,fony tany tamatave za nanontany ilay mpamatsy mpivarotra zay fa tsy nety niteny izy.Noheveriny fa ho concurente angaha za ty... (l)
8. Belami ( 10/06/2008 20:06)
diamondra27:

efa nandalo teto ve ty dinika ty ka tsy hitako fa mba mangataka fanaovana re7 macaron ze mahalala fa tena tian'i papoozy ko le izy




za aloha mahay fa tsy temps présent fa futur e
=)) =)) =))
9. diamondra27 ( 10/06/2008 20:30)
ainaheri mbolamiandry ny fanaovana azy e
re7 hafa ndray no ita fa tsy macaron gasy
10. ainaheri ( 11/06/2008 11:45)
Tadiavo haingana mba misy hoanina @ fihaonana ee lol
11. fahamarinana ( 11/06/2008 16:40)
:arrow: oay , ilay fihaonana tena adinoko tanteraka tokoa ,angamba efa hay aminizay ilay re7 raha misy mametraka eto.Tena nijery aho fa tsy mahita na taindelo-tsinoa na macarons (hafa ndray no asehony ao ) fa mila olona efa mahay manamboatra azy mihintsy e. (l)
12. xxx ( 11/06/2008 19:48)
recette hitako tao amin'ny forum hafa tsy tadidiko intsony ka asa raha mety na tsia fa tsy mbola nanandrana aho




ity no nanandramako dia nety an! manao pate enao, à base de pate jaune, jereo ao @ internet ny recette de pate jeune aus oeufs! tsy maintsy manana machine ilay fanodonana azy mba ho fisaka sy fanapahana azy an! eny @ tavaratra misy! ahodina sy afisaka amin'iny ny pate rehefa vita dia endasina! tsy dia atao mendy loatra! alohan'izay, saika adinoko, manaova sirop de sucre! zany hoe pour 1kg de sucre roux dia asiana rano 1/2 verre! avela ho levona tsara @ afo malefaka be io! rehefa lasa sirop matevina be dia ampangatsiahina, zay vao manao ilay pate teo aloha! tetehina kely bedebe ilay pate rehefa vita zay vao endasina an!! dia maka moule kely carré!huilena ny sisiny! arotsaka ao ny pate mendy atao misesika tsara! araraka sésame kely efa mendy! dia @ farany araraka ny sirop de sucre, tsy dia marihitra trop na mandranoka trop fa entre les deux an! ataovy ao anaty frigo kely 10mn na avelao elaela eo mba hitambatra tsara!! démouleo @ zay! vita!!! tsara zany raha tonga dia moule à gateux carré reny no atao @zay tsy mamerimberina imbetsaka ee! dia rehefa miraikitra iny izy dia didididiana carré kely betsaka! dia iny no tsitsio tsara eee! ilay manao ny pate no mandreraka fa sur aho fa ho leo ihany ianao dia hividy eny @ sinoa indray!haha!mazotoa
13. fahamarinana ( 12/06/2008 06:39)
:arrow: xxx :mankasitraka tanteraka e,tena ao amin'ilay noeritreretiko tsara..
Diam's : samia mananmboatra aza dia ho hitantsika eo zay mety.
Ainaheri :tahakan'ny hihinana ihany tsika zany amin'ny fihaonana raha zao no mitohy an! (l)
14. ainaheri ( 12/06/2008 07:57)
Za efa mitelin-drora sahady klé,d ho hita eo ary,Anoharo asina extrait d'orange we mba ijerena ny goût-ny lol
15. ari.malala ( 12/06/2008 11:20)
ainaheri, tsy mba hikarakara fa itondrana ftsn an ;)
16. ainaheri ( 12/06/2008 13:26)
ari-cherie>> ka za mamantam-bonona fona ka hihihihi :lol:
17. diamondra27 ( 12/06/2008 13:28)
xxx misaotra am le re7

de aiza ndray zany no ahitana le machine


ainaheri; anatero machine fanaovana paty nge za ry ma vie ah :-D :-D
18. ainaheri ( 12/06/2008 13:47)
Diam's>> ao fa ateriko any ary ee,..;tandremo sao tsy itako ao ary an :-P :-D :-D
19. xxx ( 12/06/2008 21:28)
diamondra> laminoir no anaran'ilay machine, araka ilay voalaza ao amin'ny recette dia any amin'ny tavaratra. Jereo eto amin'ny net fa mahita ihany koa ianao. Dia mazotoa ary aza adino ny miteny raha mety ilay recette na tsia.
20. ainaheri ( 13/06/2008 03:28)
Misaotra an'i xxxxx iany fa ny tsy azoko we maninn no miafina raha zvtr otr'zao? :lol: :-* Tsy itenenana fotsiny aza xxx fa anaterana mitsy :roll: lol ...D aterina @ iza mou?? :-D :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6742