macaron

21. diamondra27 ( 13/06/2008 07:30)
ainaheri; sonner o ao fotsiny lesy a de misokatra ny varavarana
22. ari.malala ( 13/06/2008 08:54)
ainaheri, atero aty amko refa ts hay hoe iza i xxx e! hihihihi
23. ainaheri ( 13/06/2008 10:47)
Diam's>>Eny ary wa,fa antsoiko alou alohan'ny atongavako any fa sao tsy ao,ny ahy tsy reviko le mitonantonana :-D :-D :-D :-D

Ari-cherie>> Twa ndray ve adino ee,asiko haingony kely avy f'aza mataotra,d asiko soratra eo @ ilay colis we"Tandremo ry livreur(euse) fa sao laninareo doli fa sisao i ari-cherie" :-D :-D :-D :-D
24. xxx ( 14/06/2008 19:09)
aoka aho tsy hitonona anarana fa mba manaraka ny resakareo eto fotsiny
tsy maninona raha tsy hanaterana fa miandry ny résultat fotsiny hoe nety ve sa tsia
25. diamondra27 ( 19/06/2008 17:47)
am alahady ngamba vao manampotoana e , de hanandrana

aiza tsara we no misy le re7 pate
26. diamondra27 ( 19/06/2008 17:48)
tonga de manao cacapigeon sy macaron zany koa
27. ari.malala ( 20/06/2008 12:24)
ainaheri cheri, hihihi, zay le itiavako anao ;)

diamondra27, d andefaso aky za am le kkpizon
28. Belami ( 24/06/2008 18:58)
diamondra27:

tonga de manao cacapigeon sy macaron zany koa



za zany te hinana ny macaron nao :°)
29. diamondra27 ( 24/06/2008 18:59)
Belami :ka omeo aloha le re7 ny pate aux oeufs wa
30. fahamarinana ( 25/06/2008 13:24)
:arrow: hay moa zay lay tadiavindry ? za naika hoe tonga dia pate-tsakafo ireny no andrahoiko ,tsy atao al dente fa tena atao malemy be ,mbola ho ezaka be ny ahy zany :machine a pate tsy ananana ,ny re7 pate tsa haiko ,toa revin-gadra koa ny ahy zany..soa fa nanafatra tany am zandrinay. :} , :-D :-D Ho tsaroako tsara diam's sy ainaheri rehefa homana aho an,zany an....fa tsy rehefa mandrezatra akory :} .Tandremo sao tezitra eo... (l)
31. diamondra27 ( 26/06/2008 10:28)
tsy misy tezitra zany akia a

mba isao macaron ao ihany na de zany aza :-D :-D
32. Belami ( 11/07/2008 17:09)
diamondra27 : za wa meo le macaron nao :-w
33. fahamarinana ( 11/07/2008 18:01)
:arrow: efa mila hipotsaka mihintsy ny mason'ny belami miandry lay macaron-ndry ry diam's a, :-D :-D (l)
34. ainaheri ( 20/07/2008 06:18)
fahamarinana>> tsy tezitra zany ka :-D :-D :-D Ataovy mafimafy fotsiny ilay rezatra @ zay henoko tsara =))=))=))=))
35. ainaheri ( 20/07/2008 06:21)
Diam's> Nanao aona ,efa nety? hummmm d ninandrery otran'i fahamarinana kou an :lol::P
36. diamondra27 ( 22/07/2008 09:28)
fahamarinana: hahahah :-D :-D
ndry ty koa mahita mihintsy ry kala a,
ainaheri: tsy nahavita za no tena marina e, cacapizon no vitako
hay ninandrery tao kala ratsy io tsy mba nizara akory
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5111