REVY VE SA DITRA ?
1. xxx
(
05/06/2008 18:37)
Tena gagagaga mihitsy aho indray mande zay raha sendra nilazan'ilay olo-tiako hoe ianao hoy izy tsy tia ahy satria tsy voaporofonao amiko ny fitiavanao ahy .Niteraka gidragidra taminay roa anefa izany zavatra zany satria tiany hanao ny tsy fanao aho .Nanotany azy aho hoe inona moa ny atao hoe porofo-pitiava? de tsy namaly izy taminio andro io afaka fotoana vitsy²taty aoriana anefa vao nilaza tamiko izy kay fa te hanao 69 kay hono izy t@io fotoana nilazany anizany kozy izany aho vao tonga saina hoe ity vehiva ity ve efa leo ahy sa tena tia revy
répondu par kiadi le 12/06/2008 16:30
2. Veloo
(
05/06/2008 19:00)
ayayayayay andosiro :-D :-D :-D
fa angaha hono ry reto eo @ sex eo ihany no tena ahitana ny porofo ny fitiavana? tssssssssss tey mety zany
fa angaha hono ry reto eo @ sex eo ihany no tena ahitana ny porofo ny fitiavana? tssssssssss tey mety zany
3. Belami
(
05/06/2008 19:37)
xxx:
te hanao 69 kay hono izy t@io fotoana nilazany anizany kozy izany
ka tsy nanamboarana lasopy soukril sy vavanomby izy :-D :-D :-D
Fa mety tsy mbola mifankafatatra tsara koa ange nareo zany e! mety izay no tena hitany fa porofopitiavana aminy, mety hoe mifanandrana sira vao tena tsapa hoe tena mifakatia nareo mitsam kely :-D :-D :-D
4. tess
(
05/06/2008 20:13)
:-D :-D :-D :-D mba omeo mporofo mpitiavana reh izy ah! ity ny ahy hatolotro anao dia tolory ahy koa ny anao! draissss misy profompitiavana ankoatra izany ve :-D :-D :-D
donko valiko lay fantanina hoe REVY SA DITRA
tsy DITRA io fa REVY miainga e! :-D :-D :-D :-D :-D
donko valiko lay fantanina hoe REVY SA DITRA
tsy DITRA io fa REVY miainga e! :-D :-D :-D :-D :-D
5. Belami
(
05/06/2008 20:17)
tess:
tsy DITRA io fa REVY miainga e! :-D :-D :-D :-D :-D
tsy hitako aloha ze fahadisony raha mba mangataka ze ilainy izy e
:-w :-w :-w
7. Belami
(
05/06/2008 20:21)
tess : mihoatra lavitra noho izany aza nge rehefa ekeny saina tsy olana e
8. tess
(
05/06/2008 20:22)
fa ita kou! tsarovy fa raha manja ny feeling entre ny mpivady dia mampitombo ilay fitiavana bdb izany, izany hoe ny fitiavana rehetra indray mitambatra de sambatra be lay mpivady! :P :wink:
10. kiadi
(
05/06/2008 20:30)
hummmm!! 69 chiffre fetiche_ko :-D :-D :-D :-D
omeo iz ry akama fa zay zany no tiny an !! :-D :-D
omeo iz ry akama fa zay zany no tiny an !! :-D :-D
13. diamondra27
(
05/06/2008 20:39)
lazao izy am manaraka we 68 ihany we ny vitesse de l amour fa raha miampy 1km /h de tobga de arreter ny polisy elah hiiii :-D ^^ :-D :-D
na koa tena tsy zakako zany 69 zany fa 68 ihany hoe fa ataoko tonga eny am rahona sery :oops: :oops:
na koa tena tsy zakako zany 69 zany fa 68 ihany hoe fa ataoko tonga eny am rahona sery :oops: :oops:
14. Belami
(
05/06/2008 20:42)
diamondra27:
lazao izy am manaraka we 68 ihany we ny vitesse de l amour fa raha miampy 1km /h de tobga de arreter ny polisy elah hiiii :-D ^^ :-D :-D
na koa tena tsy zakako zany 69 zany fa 68 ihany hoe fa ataoko tonga eny am rahona sery :oops: :oops:
tsy hitako aloha ze tsy mampety azy raha tonga de atao +1 le 68 e, :-D :-D
15. tess
(
05/06/2008 20:43)
Belami:
tess : saika hanome lesona aho kay ianao no tena prof :-D :-D :wink:
:wink: :wink: :wink: ny ahy no lasa alou zany :-D
17. tess
(
05/06/2008 20:45)
belami: fa ita wa! manjary tsy vita hatram farany ny mission dia samy miala maina izy roa! tsy aleo fenoina 69 na de avy eo 96 amzay alaivo sary antsaina :-D :-D :-D
18. Belami
(
05/06/2008 20:46)
tess:
Belami:
tess : saika hanome lesona aho kay ianao no tena prof :-D :-D :wink:
:wink: :wink: :wink: ny ahy no lasa alou zany :-D
izay anao lasa aloha zay no tena ao tsara humm :wink: :wink: :-D :-D
19. tess
(
05/06/2008 20:48)
:{ :{ :{ :{ :{ :-D
:^) :^) :^) ity resaka ity lasa resaka olondehibe ny farany zay vao hoe fitiavana maloto eo hono :-D
:^) :^) :^) ity resaka ity lasa resaka olondehibe ny farany zay vao hoe fitiavana maloto eo hono :-D
