REVY VE SA DITRA ?
41. soatokoa
(
06/06/2008 13:57)
[Tsy elo anareo izy ry bandy akama fa revy tiany andramana io, ka araraoty fa raha tsy afa-po eo izy dia mety aty amiko ny hiatsapazany mitandrema ihany ry kama a!
42. mila
(
06/06/2008 14:26)
alazaiko daholo reto fa mananao foana, fa maninona zao ra ambony ambany ihany
44. soatokoa
(
06/06/2008 14:45)
K ilay izy anie mba mila miova koa e! aiza dia ireny fomba fanaon'ny dadabe sy bebe taloha ireny ihany no atao, aleo mba miova kely indray e! sady efa mba miaina amin'ny modialisation koa nge tsika e! nareo hoaho aza dia mikombona sahala amin'io, alefaso eto ny adresy emailn'zany sipa izany fa vonona koa anay hampirevy azy, rehefa tsy tinareo dia atsipazo e!
49. RATOVOARY
(
07/06/2008 05:52)
soatokoa=>Mitsakaraha leroa fa aza miandry tolorana a!. Sa nareo mbola mampihatra le VADY ATOLOTRA? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
51. RATOVOARY
(
07/06/2008 06:53)
Kiiiiiiiiiiiiiy :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Ny ho ahy aza tsisy ko inn no atolotro an'lah eo
Ny ho ahy aza tsisy ko inn no atolotro an'lah eo
54. kiadi
(
07/06/2008 07:09)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
de lasan'iza zany ny anjarantsika sy elah raha izany?
de lasan'iza zany ny anjarantsika sy elah raha izany?
60. soatokoa
(
09/06/2008 05:43)
Ianao koa RATOVOARY dia tena tsy maharaka revy, tsy misy intsony zany vady atolotra izany, ny tiako ambara nge dia izao e : Rehefa tsy hanao lery dia aleo anaovanay azy, izany akory tsy mitaty reraka fa mba fanomezana fahafahampo an'ilay sipa dia tena hita fa mba mitady ny mampangilikilika azy, aleo rangahy samy omena fahafaham-po izay mitady f'aza avela irery a!
