REVY VE SA DITRA ?
62. kiadi
(
09/06/2008 07:31)
soatokoa>ka hanomé fafapo ny andaniny sy ny akilany zany nareo? :-D :-D :-D
63. RATOVOARY
(
09/06/2008 12:14)
Sao ary de ataondry zalah mpitandamba eo. Zay vô tena manome fahafahampo tanteraka azy roa. :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
64. mila
(
09/06/2008 14:18)
ataonareo inona aho? fa otran'ny ahoana ny fahafantaranareo ahy. de zaraina roa ve? reraka be @ zany aho. de ataoko aiza ndray zany ny vady malalako?
65. naughtyboy
(
09/06/2008 17:23)
io neny lisany fa miala any ary tsy mitady ony izy fa mila ..mbo reviko ko le fanotaniny oe zaraina roa ve,mapte amaly oe zaraina @ le manome ze ilainao :°) :°)
67. kiadi
(
10/06/2008 08:24)
aingana ry mila fa zay tsy saropiaro @ zay vady malalanao any an :-D :-D :-D
68. vanhalen
(
10/06/2008 08:36)
tonga D omeo azy Zé tianay é! na 69 x 2 x 3 az atsy quoi mihintsy zany fa zé tiany mba omeo azy aloha zay no mba fangatahiny dia mba tanteraho!! rehefa
REHEFA MIFANKATIA DIA TSY TOKONY HO HISY LIMITE NY ZAVATRA ATAO ( au niveau sexuelle zany an! ) ATAOVY ZE IMPOSSIBLE REHETRA é!!!Z2 mahatonga ny feeling ry zama!!!! :twisted:
REHEFA MIFANKATIA DIA TSY TOKONY HO HISY LIMITE NY ZAVATRA ATAO ( au niveau sexuelle zany an! ) ATAOVY ZE IMPOSSIBLE REHETRA é!!!Z2 mahatonga ny feeling ry zama!!!! :twisted:
69. kiadi
(
10/06/2008 08:58)
aza miakatra enao ry vanhalen fa manala azy ange ny ato eh!! reveo mora ihany fa tsisy maka lagy haraka ny lazainao eo :wink:
70. RATOVOARY
(
10/06/2008 12:38)
mila=> ny vadinao, vadinao foana any an-trano fa zahay koa mila anao eto. (l) (l) (l) Sarotra be raha nde hozaraina enao e! Ianao tsy nandrimbinana no ilainay eto.(l) (l) (l)
Sa ahôna less ry kiadi?
Sa ahôna less ry kiadi?
71. mila
(
10/06/2008 14:17)
vanhalen: aza de avy2 be ry vanhalen fa aleo hilamina de hisesy an!! sa ahoana ry kiady sy ratovo? :oops:
72. RATOVOARY
(
10/06/2008 14:41)
Ekena. Ny fivatravatrana tsy mitondra ho aiza fa vao maika mampidona @ tolàna :-D :-D :-D :-D
73. soatokoa
(
10/06/2008 14:56)
Ary tena hatahorana mihintsy ratovo sy kiady ity mody mandamina manohitra ny lazainay sy vanhalen fa manahy aho fa lesany roalahy mihintsy no tena manao azy io, sady jereo moa ilay titre hoe REVY VE SA DITRA? mila valina izany io fanontaniana io ka raha ny hevitro dia revy izany fa tsy ditra ary araka ny fahitako azy dia mpivady izy roa ireo ka inona no mahasaka azy satria ilain'ny mpivady ny manao izay faran'ny mety amin'ny resaka firaisana ara-nofo. Valiko kely ilay hoe ampirevena daholo izy roa ratovo ny nilaza an'izay ilay sipa ihany fa tsy ilay bandy an!
74. RATOVOARY
(
11/06/2008 06:02)
Tonga de atôvy anle avy tagny antanana ary ko :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
75. kiadi
(
11/06/2008 17:24)
revy io lesy ann!! sa ahona ry mila? reventsika io!! lasa zao !! haka an'i ratovo tsika de lasa :-D
76. RATOVOARY
(
12/06/2008 13:14)
De firy ndray ny chiffre ampiasaina @zany le : 666 sa 696 sa 969 sa 999 sa.......?
AINGA 3 ty leaza. :!: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
AINGA 3 ty leaza. :!: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
77. mila
(
12/06/2008 14:10)
sao de mba ho lasa 000 ny hiafarany e!de raoviana ary ny fotoana e? :oops: :oops: :oops: :oops: :oops: :oops: :oops: :oops:
78. RATOVOARY
(
12/06/2008 14:37)
mila ihany no mamaritra no ftn ka! Ze tsy mampisy korontana @ vady malalanao (l) (l) (l)
79. kiadi
(
12/06/2008 16:30)
zay marina!!halamino aloha ny resaka @ vady malala fa zah sy ratovo efa vonana! :-D :-D
