Falifaly fa mahita tany e!
1. fetrakens
(
28/05/2008 10:36)
De tetezina daholo ity firenena rehetra ity, nefa ny an'ny tena aza tsy milamina... Zaran'ny delegasiaona aza mitsangatsangana kou! 8)
répondu par Jeankely le 14/06/2008 15:50
2. Jeankely
(
28/05/2008 11:04)
Tsy ny Malagasy ireny kosa no sahala izany e. Raha mpandray anjara amin'ny Peijing ve dia afaka milaza ianao ohatra fa ny Malagasy ihany no mety hitondra vokatra ratsy. Sady mitsangatsangana no maka lesona. Aleo izy andeha fa aza sakanana e. Hajanona dia hilaza indray hoe ahoana no tsy alefa. Alefa dia hoe hitsangatsangana tsy ahazo amboara. Sarotrabe an.
Ny mpiasampanjakana mandeha manao "Formation" erantany io ohatra mba mitsangatsangana ihany koa satria tsy mbola hita hoe lasa nankaiza ilay firenena. Ankapobeny io fa tsy ny ampahany ary na ianao aza mety mba anisan'ny mpitsangatsangana amin'ny lafiny hafa.

5. Jeankely
(
29/05/2008 10:00)
Tena tsy zaka tokoa. Ilay any aza toa sady mamadika ny loha-hevitr'olona indray no tena adala tampona. :-P :-P :-P . Papapa200dondrona. :-P :-P :-P :-P :-P
6. badboy
(
02/06/2008 08:49)
fetrakens:
De tetezina daholo ity firenena rehetra ity, nefa ny an'ny tena aza tsy milamina... Zaran'ny delegasiaona aza mitsangatsangana kou! 8)
Otran'ny ho ampiko kely fotsiny ilay izy hoe "ohatrinona indray ny trosa ho zakain'ny vahoaka sy ny firenenea ao aorian'ilay tsangatsangana tany ivelany"??
Dia @ fomba ahoana indray no andoavana ilay trosa : inona indray no hotrandrahan'ireo firenena manampy, ambanin'ny tany sa ambonin'ny tany sa anaty ranomasina????
:^) :^) :^)
7. natiora
(
02/06/2008 10:25)
fetrakens:
De tetezina daholo ity firenena rehetra ity, nefa ny an'ny tena aza tsy milamina... Zaran'ny delegasiaona aza mitsangatsangana kou! 8)
misy tombotsoa azy ao ry ngah
8. Annie2006
(
02/06/2008 10:51)
fetrakens:
De tetezina daholo ity firenena rehetra ity, nefa ny an'ny tena aza tsy milamina... Zaran'ny delegasiaona aza mitsangatsangana kou! 8)
Vola tsy toko tsy fortohina mihitsy no lany ami'nity fitsangatsanganana tsy misy farany ity kanefa dia trosa, ary trosa ihany no mba voandalana entina avy any. Tsy trosa izay haveriny akory fa izay haverin'ny vahoaka malagasy izay vaky loha amin'izao fotoana izao noho ny fahantrana diso tafahoatra.
Io ary fa tsentsemana lainga asosoky ny trosa sy ny fanantenana paradisa no hampatoriana ny vahoaka malagasy.
9. Jeankely
(
02/06/2008 12:53)
Izany dia lainga. Fa marary loha angaha no anantena paradisa nefa tsy miasa ? Ny fivoahana tsy maintsy atao satria tsy ampy ny vola ampidirin'ny hetra sa nandoa betsaka i Annie2006 sy ny fianakaviany ary ampy anaovana teti-drafitrasa ho an'i Madagasikara ? Omeo ny tarehimarika hoe ireto no nampidirinay tao amin'ny kitapom-panjakana ary ireto no tokony ho vitan'ny fanjakana amin'izany. Manaraka anao mazava ny olona raha mitombona. Ny wawawa nefa mitetika haka koa dia tsy hekenay vahoaka mitofezaka mihintsy.
10. Annie2006
(
02/06/2008 13:27)
80% ny tantsaha miaina ambanin'ny 2 dolara isan'andro.
70% dia miasa ato anatin'ny antsoina hoe "secteur informel" ity.
Ny taux de pression fiscale dia 11% fotsiny na dia 18% aza ny moyenne amin'ny firenena atsy afrika.
Orin'asa 300 no miantoka ny 90% nn'ny hetra.
Ny trosa azo tao anatin'ny 2002-2006 dia mahatratra 6 miliara de dolara
Ny trosa tadiavina amin'ny MAP dia 7.953 miliara de dolara
Izany hoe 140 dolara isakin'ny malagasy ny vidin'ilay trosa. Raha adika tsotsotra dia anesorana 0,40 dolara isan'andro indray ny vahoaka tsirairay.
Lafo ny tanindrazana amin'ny sheritt, exxon, madagascar oil etc. potika ny environnement, ho tonga ny filipianina amin'arivony satria "tsy misy ilàna azy" ny malagasy. Ho fongorindrizalahy ny harenankibon'ny tany kanefa ny taranaka mandimby no tokony hitrandraka azy hoan'ny tombotsoan'ny firenena. etsetra etsetra.
Vahaolan'ity fitondrana ity:
- Trosa
- trosa
- ary trosa.
- Lainga
- Lainga
-ary Lainga
Jejojejo manao fiavonan'alika (ohabolana io: miavona kanefa mihinana ny tsy fihinanana). Auza ka dia mieboebo ery fa "expert onusiens izany no handinika ny code électoral (tsy misy gasy mahay an'izany mantsy ao madagasikara ao); antsoina indray hono ny véterinaire amerikana (fa tsy misy veterinaire mahay ao madagasikara ao); antsoina ny karana hamboly vary (tsy misy gasyu mahay mamboly vary ao gasikara ao) sy ny sisa.
Mifohaza e!

11. Jeankely
(
02/06/2008 17:52)
"Ny taux de pression fiscale dia 11% fotsiny na dia 18% aza ny moyenne amin'ny firenena atsy afrika.
Orin'asa 300 no miantoka ny 90% nn'ny hetra."
Ny fanontaniako hoe ampahafirin'ireo no anjaranao ary afaka hiasana sa mankarary andoha fotsiny. Mba asio resaka hinanankanina e. Ianao no mihinana ambonin'ny 2 dollar ko izahay ve no ho voky ?

12. badboy
(
02/06/2008 20:09)
Jeankely:

Ary mba ampahafirin'ireo ny vola ampidirin'i jeankley @ fanjakana??? Firy ny isan'ny orin'asan'i jeankely mampiditra tva?? Mampiasa ny gasy firy ao @ tanàna jeankely???
Tsy voatery hoe manana orin'asa vao mahazo miteny raha tsy izany jeankely na izaho tsy niteny sy niresaka teto!
Samy manana ny talentany. Ary @ zao fotoananan'ny fandrosoana izao dia izay tsy mahafehy sehatra maro na "polyvalent" tsy ho tafavoaka. Ka mba mifalia hoe maro ny gasy polyvalent sy mahita fianarana fa tsy manao alahelomboangory eo ry jean!!!
:^) :^) :^) :^)
13. Jeankely
(
03/06/2008 01:37)
Nohon'ny tsy nahavitako betsaka sy tsy nampidirako firy dia ny mamporisika ny miasa no ataoko fa tsy mitondra olana isankarazany. Ny "Case study" any ampianarana ve no eritreretina havoaka aty aminay ? Vitao soa ity fianarana ra-baba. Efa ela nahavita ary tany andafy daholo ireo Ministra ireo fa tsy nianatra tany anaty ala akory. Veloma ikotovoangory :-D :-D :-D :-D
14. natiora
(
03/06/2008 07:12)

fa angaha ra JK raha nianatra tany andafy dia mahavita azy a! diso be ianao
16. Annie2006
(
03/06/2008 11:40)
Jeankely:
"Ny taux de pression fiscale dia 11% fotsiny na dia 18% aza ny moyenne amin'ny firenena atsy afrika.
Orin'asa 300 no miantoka ny 90% nn'ny hetra."
Ny fanontaniako hoe ampahafirin'ireo no anjaranao ary afaka hiasana sa mankarary andoha fotsiny. Mba asio resaka hinanankanina e. Ianao no mihinana ambonin'ny 2 dollar ko izahay ve no ho voky ?
:-D :-D :-D :-D :-D
18. Jeankely
(
03/06/2008 17:01)
Mazava ho azy fa olona adala ve ahagaga raha tsy mahavita fa ilay mandany andro avy eo miresaka menarana sy baiboly ary misaotra ny avo nefa mitsikera no hafahafa. Avohay indray ilay wanted ry misy atidoha a. Vao mitsiry dia arakay. Tsy mahadona ny adala ny kondrana ve ?
19. naughtyboy
(
03/06/2008 17:22)
indrisy fa zvmisy toko ny fanadihadina nomeny Annie anisany olana goavana manohitohina ny fanajariana (economic growth) sy ny
fiarina aratoekarena reo statistika ireo (stability economic) zaymbola tsy azo oe hatraiza ny fiatraikany @ fanarenana ny ho avy ao @ tanana.
fa inona mo zany no mbo hevitra azony JK manoratena ho mahay politika
azo ialana @ ialana @ zany fa mbo te hiaino ny vahoaka hajaina eto @ serasera :lol:

20. Jeankely
(
04/06/2008 01:43)
Tsy mbola nisy fotoana nilazan'i Jeankely fa mahay politika izy. Nilaza aza i JK fa tsy TIM ary tsy mbola nanao politika saingy vahoaka dia mba manoratra izay tiany ambara sahala anao manoratra ihany. Raha mahatsiaro mandona anao ny soratr'i JK dia ianao no kentrina satria soratr'adala ve no ampanonofy ratsy anao ?
Tsy manana lesona atolotra aho. Ny mpampianatra no afaka mampianatra ary ny nahavita no miseho sy mandahatra ny zava-bitany noho izany ny tsy aninotsianinona ve no hanome lesona tsy vao mainka hilentika ihany ny sambo.
Izay tena mahavita tongava fa aza manoratena ho olomanga nefa lalimanga.