Falifaly fa mahita tany e!
21. naughtyboy
(
04/06/2008 12:21)
defa refa tsy mahavita no tsy olomanaga no tsymahay politika aza manabaty ny hafa fa manjary mirediredy otrany lalimanga any ambony t..
:-D :-D :-D :wink:
:-D :-D :-D :wink:
22. Jeankely
(
04/06/2008 13:27)
Inona ary ity manarak'efa ty. Lalimanga no resahako dia iny koa no raisina doma tsss. Tsy zakareo marina ilay revy avobe any @ misy anreo any fa vongany.
23. naughtyboy
(
04/06/2008 13:33)
enao rery zao no efa nanoratena lalimanga eto atr@ zao fa tsisy namorona io,ra manakevitra de avoahy eramahita fa tsisy azonao tsikeraina fahatany fotsiny eto @ hevitra poakaty O.K :-D :-D :-D :-D
24. Jeankely
(
04/06/2008 13:36)
Eo ambony eo aho miteny hoe: manoratena ho olomanga nefa lalimanga dia iny fa raisina ilay lalimanga. Fa inona no miasa sao ny any ambany kosa ?
25. naughtyboy
(
04/06/2008 13:42)
ka io oh.io de famaritanao ny tenanao,sady tsy mahavita ,tsy mahay politika notsy olomanga fa LALIMANGA :-D :-D tohizo fa tsara :wink:
26. Jeankely
(
04/06/2008 13:47)
Kay moa samy voa mafy izany. Ny iray lalimanga i naughtyboy ilay hipetrahan'ny lalimanga. Vongany be. :-D :-D :-D . Avereno vakiana izay namadika ny resaka voalohany ry t.y a.
27. kanota
(
04/06/2008 13:53)
Efa nanampy ny hafa i naughty tany ambadika ka tsy sova momba ny amboa izany fa vaky indray ny sova momba ny Diky naughty sy Lalimanga JK.
29. naughtyboy
(
04/06/2008 16:12)
tsy resaka fifohana maoly akory izy ry JK fa manaja tena a, tsy otranao akory no karazana intello azo ifanakalozankevitra eto ny azoko atao anao de zao fotsiny :lol: :-D :-D :-D tohizo fa ho lasa lavitra :wink:
30. patrick2002
(
04/06/2008 17:58)
zay mintsy ,Tsy te hiady @ adala izy ka aleony miafina xxx ,tambatambazana ny mpamosavy :twisted: :twisted: hameloman'anaka.
31. Jeankely
(
05/06/2008 00:36)
Ianao patrick2002 no xxx namoaka ny mombamomban'i JK. JK dia marobe ireo JK tsy miala fa manohy ny adalany @'ny JK koa aiza ny fotoana anaovany xxx sahala anao. Na hifandrobaka eto aza nareo mitovitovy saina sy famhamboniana dia misy koa ny miray loha aminay noho izany mitohy ka izay iray midonak'afo. :-D :-D
32. Belle
(
06/06/2008 19:24)
Miarahaba ny rehetra,
Tsy momba an'iza na iza aho fa haneho ny hevitro fotsiny ary miala tsiny raha somary HS kely ihany koa. Manararaotra ity dinika ity aho satria ohatra mampivoitra tsara ny lazaiko izy ity.
Ny ankabeazan'ny mpandray anjara mavitrika eto amin'ny dinika serasera dia tsy faly rehefa tsy mifanaraka amin'ny lohahevitra omeny ny valinteny omen'ny mpisera hafa. Tonga dia mivadika ho fitsikerana sy fitifirana ilay olona mba nanome valiny ny adihevitra avy eo ka tsy mahaliana intsony mihitsy.
Maninona kay raha mba tànana hatramin'ny farany ilay fotokevitra resahana rehefa mandray anjara e! Raha manana likiliky amin'ny mpisera hafa ianao dia manokafa dinika manokana momba ny valifaty ohatra na fifandrafesana? Misy miandry ankendri-tohana fotsiny mantsy hahazoana manao valifaty amin'ny hevitra tsy nahombiazany tany amin'ny dinika hafa angamba? hany ka raha vao mitranga ilay olona andrasany dia misangojy tsy misy lohany sy vodiny intsony ny resaka.
Am-bava homana am-po mieritra hoy ny fitenin-drazantsika izay!

33. patrick2002
(
06/06/2008 20:34)
belle : dia misaotra anao izao ,@ toro-hevitra fa tena tenin'olo-kendry marina ny anao ,kanefa atao ahoana fa manana ny adala isika ka heveriko fa adalana no maha-sitrana azy .
Asa raha mandinika ianao @ fomba famaliny ity renim-pianakaviana izay mila ravin'ahitra any @ tany silamo ity ,efa ela no nanarako ny valim-panontaniany eto @ ady-hevitra eto ,efa nametraka fanontaniana foana izaho tamin'izany hoe manana probleme psychologique ity ranamana ity (depression nerveuse ,Stress ) nieritreritra izaho tamin'izany fa lehilahy izy ity ,
Ny voamariko taminy rehefa mandeha ny adi-hevitra ,ka mifanohitra ny heviny ny hevitrao ,tonga dia agressive razazavavy ,fa tsy manazava ny heviny ,betsaka ny olona teto no efa voany ka tsy te hiady @ adala dia miala fotsiny fa tsy manohy ny adi-hevitra intsony ,dia izy indray no midehaka rehefa avy eo ,ataony ra jeankely :twisted: :D :D
Jereo tsara fa izy foana no mamarana ny adi-hevitra eo ,@ izay ny azy ny heviny anefa reglement de compte fotsiny.
Ka izay no nandraisako hevitra mba hanaovako ohatry ny famaliny eto dia aleo hietsika ny hadalany.
Anjarany tompon'andraikitra no mandray fanapaha-kevitra amin'izany :D :D

34. Jeankely
(
07/06/2008 01:05)
Tsy manana halahitra aminao aho ry "Belle" saingy tsy ny mikasika Jeankely ihany no misy ady ato. Misy aza ny mifampitory sy milaza ny hanakatona ny serasera any ambadika any. Marobe ny mifandona hevitra ato. Rehefa midona ny hevitra dia maro ny milaza azy ho tafakatra ambony nefa mahazo ny tsy zakany ka mamoaka ny mombamomba ny ssany.
Ato amin'ny sehatra Politika isiaka izao. Azony atao ny manompa Filoha Malagasy, Governemanta Malagasy saingy tsy azo atao hono ny manompa azy satria izy mipetraka andafy ka ambony. Tsy manaiky izany aho na oviana na oviana.
Tsy nisy nijery ny momba azy nefa ny toerana misy ahy no tiany havoaka. Soa fa tsy hakaiky tokoa hifampitadiavana angamba no tiana hamerenana io lava eto. lazaina fa terroriste nefa izy indray no milaza fa olona adala ka asa raha iza no manao resaka tsy mifanohy.
Ny resaka Politika sarotra noho izany mifandona tokoa ary matetika lasa alavitra koa tsy mahagaga fa nilaza ny nandika ny momba ahy izy ary tsy rivotra koa ny aty.

35. naughtyboy
(
08/06/2008 13:25)
JK>don't be stupid and die but :@ :@ :@ and fly.. =)) =)) =)) =))
37. patrick2002
(
09/06/2008 12:32)
fa ianao angaha razanety tsy efa vizana, efa vizana ambony ihany ny ambaninao ,ary vizana ambany ihany ny amboninao ,reraky ny fitadiavana any @ tany silamo , :-D :-D :-D
Ra izaho indray tsy hitako izay hanaovako xxx aminao , :roll: sao dia mihevitra ianao fa mpampiorooro eto dia isy hikoso-maso aminao ,1/10 ny atidohako no miasa aminao,zany aza betsaka satria @ maha terroriste anao no hanaovako an'izany .
ka mahereza @ fitadiavana ao @ tany silamo ao all shalam le koum , :-@ :-@

38. Jeankely
(
09/06/2008 12:49)
Iza no mandrahona anao ralay ? Tsara rehefa be atidoha ary aza adino rehefa andray ondana hatory fa ny tany mihodina hatrany tsy mijanona. Ny alavitra mety ho akaiky tampoka. :-D :-D :-D