Falifaly fa mahita tany e!

61. patrick2002 ( 14/06/2008 14:47)
iza moa no tsy mahita olana aminao zanakao naterakao aza ilaozanao mivimbina kanota any @ tany silamo any .
Bonne chance de tongava any France.
62. Jeankely ( 14/06/2008 15:29)
Madagasikara - Canada no lalana ka. Efa akaiky ra-langilangy ie.
63. patrick2002 ( 14/06/2008 15:41)
tsy mila extremiste hoatranao aty :{ :{ mbola betsaka ny notion de base tsy hainao @ societé liberal.
64. Jeankely ( 14/06/2008 15:50)
Efa leo koa aho ra-langilangy fa tohizo @'izay a. Efa hoe falifaly mahita tany kay moa tsy afaka ho any izany fa tsy ampy kely satria Jeankely. Tohizo lavabe fa tsy mahavita intsony aho ny amin'ity. Sady toa lazainao fa tsy maintsy izao no mamarana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075